TGV mpanodikodina
1. papala
(
04/01/2010 12:18)
FA NANKAIZA NY FANAMBOARANA ny ROVA MAnjakamiadana E!no toa tsy nitohy intsony ? notaomina mangingina ny fitaovana rehetra teny dia nanamboarana ny etsy @ LAPAN'NY tanana etsy @13mai! 8O 8O 8O 8O . tena tsy vanona mihintsy ry le andry rajoelina sy ny namany reo, fa mody naely ny feo hoe notaomin'dr8 ny taolam-balo tao , Kay ny fitaovana sy ny vola HANAMBOARANA NY ROVA NO NAHODINY NANAMBOARANY NY 13MAI. ny vahoaka amin'izay jenjin'ny fahantrana de tssy mahita intsony!
Fa hitan'ireo tsara fa hataon'ANDRIAMANITRA TSY ZAKAN'IREO NY FAMAIZANA HAZON'IREO AMIN'IZAO FAMETSIFETSENA IZAO. hanaraka ani'nga Sylla daholo reo! :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
Fa hitan'ireo tsara fa hataon'ANDRIAMANITRA TSY ZAKAN'IREO NY FAMAIZANA HAZON'IREO AMIN'IZAO FAMETSIFETSENA IZAO. hanaraka ani'nga Sylla daholo reo! :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
novalian'i pikatti ny 06/01/2010 07:04
2. swnan
(
04/01/2010 13:35)
Tsy miarahaba tratra ny taona akory le karylahy ty :twisted: :twisted: :twisted:
Tsisy miraharaha zé rovapourn'elh zany ny kibo noana ry leity a :twisted:
Tsisy miraharaha zé rovapourn'elh zany ny kibo noana ry leity a :twisted:
3. tefy0
(
04/01/2010 14:34)
ts hitan kely mas zan!
rovin mo l gas vo ten hahalala ny tena marin e!
olon mbol tsy matotr iren n mba imatimatesn!
marin zan e! :lol:
rovin mo l gas vo ten hahalala ny tena marin e!
olon mbol tsy matotr iren n mba imatimatesn!
marin zan e! :lol:
4. hery
(
04/01/2010 20:21)
Ary ry be rebareba avy any Arabie Saoudite tokoa toa tsy heno intsony e? lolll
Aiza ny saosy be nampanantenaina sy ny vary beeee?
Aiza ny saosy be nampanantenaina sy ny vary beeee?
5. fijo
(
04/01/2010 20:25)
tratry ny taona aby e,efa nazava hatrany amboalohany anie fa olon'ny resabe ireo e,inona ary no mahagaga anareo e.
hery an,lasa nividy kisoa le rebareba be reny ka
hery an,lasa nividy kisoa le rebareba be reny ka
6. milamina
(
04/01/2010 21:45)
hery:mbola tantara hafa koa iny satria nataon'i lavasanga varo-boba tamin'ny indiana (sakaizan'ireo mpivaro-damba) sy ny iranianina (sakaizan'i lahiniriko) ny tany midadasika misy uranium dia tezitra ny mpanjaka abdullah an'i arabie saoudite sy ny kintana 52 (etazonia) ary ny kintana 1 (israely). Hatreo ihany aloha fa manjary tsy takatry ny sain'ny FIS raha mihoatra an'izay.
Ary ry be rebareba avy any Arabie Saoudite tokoa toa tsy heno intsony e? lolll
Aiza ny saosy be nampanantenaina sy ny vary beeee?
hita ihany angaha ilay sambo gasikara?...mbola hitohy...
7. fijo
(
04/01/2010 21:56)
kay kay kay tantara be kay izy ao izany ko.ary rohindefo anie ka tany israely e???nanao inona tany hono??
8. mitapiwui
(
04/01/2010 22:12)
efa nidina ny ppn e tara be daholo nareo
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=32560
hon hon hon her her her
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=32560
hon hon hon her her her
12. Mirananirina
(
05/01/2010 10:55)
tena tsy vanona mihintsy ry le andry rajoelina sy ny namany reo=D> =D> =D>
13. terrywui
(
05/01/2010 16:48)
FA NANKAIZA NY FANAMBOARANA ny ROVA MAnjakamiadana E!no toa tsy nitohy intsony ?papala a-----------nahazo 50miliara d'ariary tamin'io Ravalomanana tamin'ny 2004 fa nankaiza tokoa ary ?? sa izy hietsehany zao io angamba o ?
14. ndotofetsy
(
05/01/2010 20:02)
:^) :^) :^) :^) :^) :^) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ =)) =)) =)) =)) =)) =)) :@ :@ :@
16. pikatti
(
06/01/2010 07:04)
Ary ry be rebareba avy any Arabie Saoudite tokoa toa tsy heno intsony e? lolll
Aiza ny saosy be nampanantenaina sy ny vary beeee?
Paikan'antitra , nampiady europa sy Berebareba fa tsy tafa klé, , izao milelaka frantay ihany aloha :-D :-D :-D
