Fako misavovon'Antananarivo. Aiza i Mialy tsy manome maodely

1. zakilinina ( 30/12/2009 14:44)
Efa nataon'ny vadin'ny filohan'ny fat ny manome maodely ny mponin'Antananarivo amin'ny fanadiovana ny tanàna. Misavovona be ny fako ka mijaly ilay antsoina hoe vahoaka. Aiza ianao é !
novalian'i pikatti ny 06/01/2010 07:13
2. ndotofetsi ( 30/12/2009 16:30)
Maimbo ny tanana e, diovy diovy samia mandray an'i Nath Rabe :-D :-D :-D :-D
3. jarifa ( 31/12/2009 05:23)
ka raha tsy tonga eny ambaravaran'ny Filoha angaha io hitany e, eny aminy mbola manitra sy mahafinaritra dia mohidiany tsy hita izany rehetra izany
4. ouioui ( 31/12/2009 10:08)
Raiso any koa ry Nathalie Rabe e :-D :-D
5. dadabe ( 03/01/2010 06:41)
tsy mahraka tsony le kozy ato zah leuleu
6. fijo ( 04/01/2010 21:32)
maka pikla kely bedada an,hiakatra eny ambohitsoritra ny fako izao ka,amin'izay ry sarlakely no hiditra antsehatra hanadio eny
7. MialyRajoel ( 04/01/2010 22:44)
Nonnnnnnnnnnnnnnn zà tsy mahavita ntsony , lazao @ rams , izy ihany no bedidoha ao 8O 8O =((
8. fijo ( 05/01/2010 21:27)
aza atao an'izany kosa izy e,homeo azy ze sahaza azy fa hendry io
9. pikatti ( 06/01/2010 07:13)
Nonnnnnnnnnnnnnnn zà tsy mahavita ntsony , lazao @ rams , izy ihany no bedidoha ao

O ry Mialy a, tohizo ny fanadiovana kosa e, nareo koa anie raha tsisy maka sary manadio dia tsy manadio ntsony ve, tssss, alefaso hoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0383