Maty ho azy ve i Sylla? AZAFADY LETSY RAPIQUE
1. terrywui
(
30/12/2009 11:28)
Maty Sylla !.....Be no sorena sy nahalala ny marina sahady ,efa nisy sasany tamin'ny Antoko TIM nametrapialana nefa olona ambony ary nilaza sy nanaiky na de tsy mbola ofisialy aza fa novonoin'ny TIM izy ..! tsisy hafa tamin'ilay nialan'i Manorohanta rehefa namono olona bedebe teo Ambhitsirohitra i Dada no nialan'ireo Mpikambana (vitsivitsy aloha)TIM ! de toy izany koa izao misy olona ambony sy mpiray Antoko TIM hametra-pialana otran'i Pierre koa ato ho ato : fa ity aloha "valinkafatra kely ho an'i Pikatti !"
http://www.youtube.com/watch?v=Z1AGPNOq7EU
http://t1.gstatic.com/images?q=tbn:Ki85fwWdGwwMwM:http://www.pawtrekker.co.uk/images/pikatti-logo.png
http://www.youtube.com/watch?v=Z1AGPNOq7EU
http://t1.gstatic.com/images?q=tbn:Ki85fwWdGwwMwM:http://www.pawtrekker.co.uk/images/pikatti-logo.png
novalian'i pikatti ny 04/01/2010 22:42
2. terrywui
(
30/12/2009 11:34)
hin hin hin hon hon honh aza mora lagy letsy fa mamely be izao ny cardiaque a...! rehefa avy nijery anle vidaka sy le sary alou elah de misotroa rano kely ..! ity farany :
http://www.youtube.com/watch?v=6bB1XyNqcbU&feature=fvw
http://www.youtube.com/watch?v=6bB1XyNqcbU&feature=fvw
3. pikatti
(
30/12/2009 11:38)
Tratran'ny noely aloha ny fiteny rawix a!!!
Na ny amboa aza mahalala fomba nohon'elah
http://www.youtube.com/watch?v=wJx4Xo3JTFY&NR=1
Na ny amboa aza mahalala fomba nohon'elah
http://www.youtube.com/watch?v=wJx4Xo3JTFY&NR=1
4. terrywui
(
30/12/2009 11:41)
hihihihih !! napetrak'ilery soamantsara koa ane lety zaa e ! tamin 3h no fotoana de efa tamin 5h30lery vo mba nody niantso kely niala pà ....!!! ssssshh tena nitovy taminle nametrahanlah ahy ndray pandé iry mitsy eee;..!! fa nedala fotsiny no nody oe efa ty mitsy ah letsy ahhh !! lagin'ny hatsiaka teo ah amzany adiny 2h fa nanjavona i batista kle ;;;!!
5. pikatti
(
30/12/2009 11:47)
o leity e, efa regimanta iray no tao @ vamm tao hoe ho any crocodile fa elah nisitri-belona :-D
6. xxx3
(
30/12/2009 12:48)
lery anie t@ io fotoana nisy nahita tany anaty taxi be aty dago(ouioui)ary dia tratra ambodiomby ny anao lahy
http://www.tananews.com/2009/12/un-africain-pris-en-flagrant-delit-de-masturbation-sur-la-ligne-e-du-taxibe/
http://www.tananews.com/2009/12/un-africain-pris-en-flagrant-delit-de-masturbation-sur-la-ligne-e-du-taxibe/
7. esserra
(
30/12/2009 13:18)

Un africain OUIOUI pris en flagrant délit de masturbation sur la ligne E du taxibe,
mbola tsy nahita partinera foana ve tsamy a, kiii sachet ve no farany tsy naleo bakiraro mba mafana ahay :lol:
8. MRifiona
(
30/12/2009 14:02)
Ny aty volan-tanteky e
http://www.youtube.com/watch?v=AMAA0dfZRsU&feature=related
http://www.youtube.com/watch?v=AMAA0dfZRsU&feature=related
9. rasamy
(
30/12/2009 15:53)
aza dioa asiana mafy kosa ny akamany e ,chef de fianakams mantsy lery iny ,na porte parole tgv eto @ serasera
manaova lisany be vava eo ihany hanamboaran'i nathalie rabe aza
manaova lisany be vava eo ihany hanamboaran'i nathalie rabe aza
11. maryline
(
30/12/2009 16:53)
MRifiona:
Ny aty volan-tanteky e
http://www.youtube.com/watch?v=AMAA0dfZRsU&feature=related
(l) (l) (l) Mahafinaritra kosa ny volan-tantelinareo izany ry MRfiona " romantik" be!
