io ny anao ry kelifingotra lavanify
1. Noue
(
18/12/2009 17:03)
http://gasytiatanindrazana.com/
http://ti1ca.com/ejiyym4p-RADIO-CONF-DE-PRESSE-18-dec-Carlton-RADIO-CONF-DE-PRESSE-18-dec-Carlton.mp3.html
http://ti1ca.com/ejiyym4p-RADIO-CONF-DE-PRESSE-18-dec-Carlton-RADIO-CONF-DE-PRESSE-18-dec-Carlton.mp3.html
novalian'i swann ny 19/12/2009 12:21
2. pikatti
(
18/12/2009 17:29)
Ahoana io ry lavasanga hanao ve elah sa tsy hanao e, raha tena hanao elah dia ilaozana mikaly fotsiny ao Ambotsirohitra ao fa alefaso ndray ry rajako isany ,ary aiza ny fanakanana an'i PM Mangalaza toa miverin-dalana daholo ve ry foza isany e
5. feticon
(
18/12/2009 18:32)
salut pikatti sy noue ,ahoana koa ity pelaka mbola manohana an'i le devoly lahy iny e
6. maryline
(
18/12/2009 19:29)
feticon:
salut pikatti sy noue ,ahoana koa ity pelaka mbola manohana an'i le devoly lahy iny e
:lol: :lol: :lol: :lol: Salut daholo k'efa hoe PELAKA koa
7. fijo
(
18/12/2009 20:22)
hihihih avy dia niditra ny RFI de tsy nisy tazana ny fis an,,,hummm hisy raha eto niany zalahy eeeeeeeeeeeeeeee
10. swann
(
19/12/2009 12:21)
Tena noue zany ...! tsy de le dinika loatra no mahafaly fa le mahita an'i Noue :* :* salut Noue ...! ary taiza foana elah ?
-Io zao elah ry Noue fa manompa olona amle oe kelifingotra lavanify de nefa refa atao elah de tsy mahatanty de malaky tsy miditra eto am forum fa midongy be an ...! nefa na izany aza de :* :-* :* fona ny anlah fa mahafinaritra be elah refa mandefa le sary votany kely mapmé kely ..!
--oay saika hadinoko ......!
ataovy misimisy ny afisy apetaka fa i Oay mbola nogadrain'i Hery ....afaka 3volana vao tafavoaka n'ny fonja