TENA TSY MAMELY aloha RAJOELINA é. Menatra aho!

21. fijo ( 16/12/2009 21:38)
rakidoro an,noho io "feo" hoe "demokrasia"io no nankanesako teny ambohijatovo tamin'ny 17 janoary 2009.ary tena ninon aho,fa hanatanteraka izany io zazakely io.fa vao nisy ny 26 janoary ,dia tsapako fa zavatra hafa no tena tadiaviny ka naleoko nialana fa maimbo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0067