TENA TSY MAMELY aloha RAJOELINA é. Menatra aho!

1. kidoropamba ( 15/12/2009 13:52)
Reraka niady hoan'ny demokrasia satria nofiran-drajoelina ny vahoaka malagasy.
Tezitra tsy nahazo mikrô tany danemark dia naka desiZion fahatany ka namoa fady ny zanakao lahy. Loza! Lasa anjely tampoka le8 eo anatrehany. Loza! Tena loza!

Lasa viktima izao le8. Nahazo girady fa kay mbola misy ratsy noho izy. Loza é! Loza amin'ny antambo!

Nanome baiko izao ny frantsay fa tsy mahazo manendry governemanta inilateraly rajoelina. Rara-nify ka hiongana eo anoloan'ny frantsay hamela-boudy. Tena rajoelina é, makorelim-bazaha. Tsss! Tsy manan-kambo. Loza é! loza be!

Tsy maintsy tafody ry Zafy sy ny ekipany ary nahazo galona avy t@ Sadc. Lasa nalaza be Sadc ary voamarina ny hetsiky SADc tany New york satria tena hita ary mibaribary fa "sans kalité" marina ny anao lahy. Tssss!!

Hafa-baraka ny gasy! nahazo loza ny vahoaka! Maty ny tanindrazana.
Izaho tsy hiteny hoe: "aleo ihany Ra8" fa azo lazaina sy hiràna mihitsy fa TENA TSY MAMELY rajoelina. Hoy Rossy mahay azy izay.
novalian'i fijo ny 16/12/2009 21:38
2. Mirananirina ( 15/12/2009 13:55)
kidorompamba =D> =D> =D> =D>
3. ifiona ( 15/12/2009 15:32)
^:^ ^:^ ^:^ =D> =D> =D>

raha ts nasiso enao d'efa nataoko bisous 8O :-D
4. maryline ( 15/12/2009 15:35)
ifiona:

^:^ ^:^ ^:^ =D> =D> =D>

raha ts nasiso enao d'efa nataoko bisous 8O :-D



:lol: :lol: :lol: :lol: ifiona le volombava ve no masiso sa le kidoro hihihi
kidoro mahazo bis'oroka misidina i kidoro fa tsy mipetaka izany hihihihi :-D :-D
5. ifiona ( 15/12/2009 15:58)
maryline >> izy manontolo mihitsy ka! raha vao maheno fofona masisosiso zay d'efa fantatra hoe miala any rakidoro!

hin hin hin! her her her! hon hon hon

:�) :twisted: :^) :^) :@ :@ :@ :miam:
6. kodorompamba ( 15/12/2009 16:01)
aiza kosa kosa e
7. maryline ( 15/12/2009 16:19)
kodorompamba:

aiza kosa kosa e



Inona indray izany saritavan-drakidoro izany e! novaina ve dia @zay mahazo bisss mipoka be hihihi
8. xxx1 ( 15/12/2009 16:26)
monroe maryline :
Inona indray izany saritavan-drakidoro izany e! novaina ve dia @zay mahazo bisss mipoka be hihihi


Diso enao, ny iray KIDOROpamba (lé eo am-pandriana zany no tena fikan'ity raikalahy ity) moa ny ilany KODOROpamba (ity indray lé koudouroum-bazaha no tena tiany).
Ny pamba ihany zany no hifandraisan'izy mirahalahy. 8O
9. maryline ( 15/12/2009 16:35)
xxx1:

monroe maryline :
Inona indray izany saritavan-drakidoro izany e! novaina ve dia @zay mahazo bisss mipoka be hihihi


Diso enao, ny iray KIDOROpamba (lé eo am-pandriana zany no tena fikan'ity raikalahy ity) moa ny ilany KODOROpamba (ity indray lé koudouroum-bazaha no tena tiany).
Ny pamba ihany zany no hifandraisan'izy mirahalahy. 8O



Tena voa aho marina hihihihi hay ve samy hafa ee!
10. kodorompamba ( 15/12/2009 17:33)
iray ihany izahay sy kidoro ,tsy vaky fa mitritra e
11. pink ( 15/12/2009 19:49)
kidoropamba:

Reraka niady hoan'ny demokrasia satria nofiran-drajoelina ny vahoaka malagasy.
Tezitra tsy nahazo mikrô tany danemark dia naka desiZion fahatany ka namoa fady ny zanakao lahy. Loza! Lasa anjely tampoka le8 eo anatrehany. Loza! Tena loza!

Lasa viktima izao le8. Nahazo girady fa kay mbola misy ratsy noho izy. Loza é! Loza amin'ny antambo!

Nanome baiko izao ny frantsay fa tsy mahazo manendry governemanta inilateraly rajoelina. Rara-nify ka hiongana eo anoloan'ny frantsay hamela-boudy. Tena rajoelina é, makorelim-bazaha. Tsss! Tsy manan-kambo. Loza é! loza be!

Tsy maintsy tafody ry Zafy sy ny ekipany ary nahazo galona avy t@ Sadc. Lasa nalaza be Sadc ary voamarina ny hetsiky SADc tany New york satria tena hita ary mibaribary fa "sans kalité" marina ny anao lahy. Tssss!!

Hafa-baraka ny gasy! nahazo loza ny vahoaka! Maty ny tanindrazana.
Izaho tsy hiteny hoe: "aleo ihany Ra8" fa azo lazaina sy hiràna mihitsy fa TENA TSY MAMELY rajoelina. Hoy Rossy mahay azy izay.


ny anay dia ny malagasy manontolo voahitsakitsaka no tianay fa tsy foza mihintsy e. Ny malagasy maty noana ve dia ny foza no tohanana
12. fijo ( 15/12/2009 21:16)
izao ve vao tsapa fa vogan......io le????tara be izany an
13. dadabe ( 16/12/2009 08:15)
:-D :-D
14. ravonjison ( 16/12/2009 09:28)
kidoropamba:

Reraka niady hoan'ny demokrasia satria nofiran-drajoelina ny vahoaka malagasy.
Tezitra tsy nahazo mikrô tany danemark dia naka desiZion fahatany ka namoa fady ny zanakao lahy. Loza! Lasa anjely tampoka le8 eo anatrehany. Loza! Tena loza!

Lasa viktima izao le8. Nahazo girady fa kay mbola misy ratsy noho izy. Loza é! Loza amin'ny antambo!

Nanome baiko izao ny frantsay fa tsy mahazo manendry governemanta inilateraly rajoelina. Rara-nify ka hiongana eo anoloan'ny frantsay hamela-boudy. Tena rajoelina é, makorelim-bazaha. Tsss! Tsy manan-kambo. Loza é! loza be!

Tsy maintsy tafody ry Zafy sy ny ekipany ary nahazo galona avy t@ Sadc. Lasa nalaza be Sadc ary voamarina ny hetsiky SADc tany New york satria tena hita ary mibaribary fa "sans kalité" marina ny anao lahy. Tssss!!

Hafa-baraka ny gasy! nahazo loza ny vahoaka! Maty ny tanindrazana.
Izaho tsy hiteny hoe: "aleo ihany Ra8" fa azo lazaina sy hiràna mihitsy fa TENA TSY MAMELY rajoelina. Hoy Rossy mahay azy izay.



Sur e , sur e , sur e, sur e , sur fa tara ianao an an an,
Ambadik ' i Sahondra ianao an an .
15. remahity ( 16/12/2009 10:11)
très bien , raha toa an'i kidoro ny vahoaka, dia handroso i gasikara,

tsy niandry elaizy, fa rehefa tsy bien i TGV dia nolazainy, miaiky ny hadisoany

ka tsy tara izany ra kidoro, fa izay le mahay miaiky ny tsy mety

ny anareo ka ravalo, ravalo foana, na dia efa no tenenina aza fa tsy mety le raha depuis t@ fifidianana 2006 ireny, ka izao no vokany
16. pikatti ( 16/12/2009 10:21)
I kidoro anie ry zalahy bandy misaina refa tsy midaiana é :lol:
17. ifiona ( 16/12/2009 11:41)
pikatti :-D :-D :-D
18. kidoropamba ( 16/12/2009 11:57)
Aleo aloha tsorina fa tena prinsipa, foto-kevitra, soatoavina, no hanohananay olona fa tsy tsangan'olona e.

Hametraka ny demokrasia, ka hiady amin'ny jadona no nanohananay an'i bandy kely fa tsy ny hamono ny ray amandreny avy @ alalan'ny kirizy kardiaka.

Hanova fenitra, hanao fitondrana mifandraika amin'ny hetahetam-bahoaka no nandrovitanay pataloha, nanompanay an-dra8 (@ maha tompom-pahefana azy), ary nanaovanay girevy, fa tsy ny hampidera-voudy any Kaopenagy hanao hengitrengitra anaty fakan-tsary sy iteronety.

Nanosika an-dra Capsat moa izahay haka ny basy sy tafondro mba hanovana fenitra, fa tsy ny hangetoran-dra sarla sy lilison ny lohan'ny gasy noho izy manana basy sy tafondro.

Saika nifidy an'Andry Nirina izahay t@ fifidianana saingy dia mbola 10 volana monja dia ny hanakenda ny ray amandreniny no nahamaika azy mba ahafahana miseho sary sy télé miaraka @ barack Obama sy ny hafa.

Tsy azoko ekena ny toy izao. Trop c'est trop hoy ireo garamaso mahay azy izay.

Tena tsy sahy mijery ny mpiara-monina amiko mihitsy aho @ izao satria niompaopako ireo. Tsy sahy mivoaka ny trano ka aleo manao iteronety mba hanovana saina fa tena fotoana very e. Tsy nambinina ny zandrin-tsika.

Rahariva moa dia efa mazava be ny resaky Andry ka ho lazaiko eto avy eo ny ambangovangony.
19. ifiona ( 16/12/2009 12:16)
dia miandry ny tatitra sy ny analizy avy aminao re zany rakidoro ô!

20. Toumba ( 16/12/2009 12:31)
dia ahoana izany ry kidoro ,ny dadanay koa efa nihaiky ny hadisoany moa ve izany izy mbola afaka mitondra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1144