douleur avant regle

1. xxx ( 14/12/2009 07:56)
bonjour daol. misy fanontaniana kely ito : isakin' alohan'ny regle'ko aho de misy douleur fôna, ny nonoko sy ny lohako no marary. efa nanantona doktera fa normal tsara ono. Tamin'ty mois ty mbol nis fôna ilay douleur nefa ny regl'ko mbol tstonga fôna. efa tara 5 jours zao. mety possible hobevoka v sa retard fotsiny.
normale mbol isy v le douleur ra to ka bevoka a ???

merci d'avance. mazto daol
novalian'i arialy ny 26/01/2010 12:14
2. roxanaha ( 19/12/2009 17:53)
Betsaka ny vehivavy no marary kibo rehefa alohan'ny règle. Zaho ao anatiny. Fa raha diso mafy lôtra ny douleur de tsara raha mijery dokotera.

Ny hoe mety possible bevoka ve??? manaova test na manao prise de sang. Ny symptome de grossesse kou miovaova arakaraka ny vehivavy.
3. Raliet ( 21/12/2009 20:38)
bsr!tsy aretina akory ny " douleur avant ou pendant les règles" fa toe-tena.

Maro ny tovovavy tratran'izy io,ary arakaraky ny vehivavy, arakaraky ny hormone mety matanjaka kokoa ao aminy no mety hitrangany na tsy hitrangany.

Raha bevohoka enao dia tsy tokony haheno maharary intsony, fa mety fikorontanana eo amin'y tsiry mpanentana, ary matetika ny olona marary refa tonga fotoana, mety miovaova ny cycle-ny. Amin'ny manaraka indray.
4. Papoose ( 21/12/2009 21:02)
nanao firaisana ara-nofo nga xxx no hoe sao de bikina?
5. jarifa ( 03/01/2010 08:50)
mazava hoazy izy fa nanao, fangaha izy Marie virjiny ka ho binkina nefa tsy nanao hahaha
6. fijo ( 04/01/2010 21:52)
ary sao dia tsy ampy lahiny kosa ary no mankarary le kibo io???asa klo fa mba tsetsatsetsa tsy haritra ny ahy iny an
7. jarifa ( 05/01/2010 07:28)
Tsy efa taraiky be ve enao izany raha toa ka 5j apres vao maka soso-kevitra eto, na ny masony ary ve izay tsy efa miforona, sa tsy maninona raha binkina?

8. arialy ( 26/01/2010 12:14)
jarifa< andray kosa ??? maninona no masiaka be otrizany é !!!
xxx
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2502