FOM-BEHIVAVY

21. jarifa ( 06/01/2010 04:43)
ka ref antitra anie izy, maro be ny bandy no mirevy an'ireny efa nahazo2 taona ireny e,
Andraso kely 10ans fa vao 5ans ve ianao dia mitady solony sahady e :-D :-D :-D :-D
22. kotobekibo ( 08/01/2010 23:30)
Tena efa 2 taona kosa v ?
tsika anie olombelona misy hormone fa tsy machines na robots e!
ny machine aza mila ampiasaina matetika ihany sao d arafesina ny engrenages rehetra !

Lasa izao , teneno izy fa asiana pause kely ny fiarahana pour l'instant fa ref mifankahita injay any aoriana ho hita eo .
Aza miandry ny tsy afaka fa lany andro @ tsy misy dikany , profiter-o ny fihainana , tsy ho tanora lalandava manko .
Mazotoa e! 8)
23. xxx ( 09/01/2010 22:41)
manao aoana daolo o! mahazo mandroso ve izahay tompoko!hi!hi! malalafomba tsara eto fa sao lazaindry zalahy oe miblague ndray!zany hoe ra ny fazahoako ilay tantara zany eto dia vol air madagascar sy vol air france, iza no interessant kokoa. :lol: dinganina fotsiny ve aolha lay olona iray fa tsy mbola kasihina!
24. jarifa ( 10/01/2010 04:46)
xxx:

salama ianao, mandrosoa dia mipetrapetra eny @ tany eny, hihihihi tsy misy seza ato fa efa lasan'ny HAT daholo.
Izany hoe ilay vol Mada mety efa lasa dia ilay vol france no mbola tavela sady tsy mety mandeha dia inona hono no tokony ataony fa izy nefa tavela ao france
25. njari ( 22/02/2010 12:04)
xxx:

Mila toro hevitra be avy aminareo namana vehivavy aho: isika vhv hono mora mivadika ....Nandà mafy izany aho t@ ilay fiancé _ko nandeha tany Dago; nilokaloka mafy fa azy irery dia irery , hiandry azy sns...tsy voatanisa
Taona 2 no mihoatra aza izao:tsy tafaverina aty frantsa intsony i Andriamatoa h@ izao, za koa anefa tsy mbola afaka mandeha any dago noho ny antony tsy azo anoharana
Tato ato dia nandalo tato an-tsaiko imbetsaka ny hanadino azy (nefa za mbola tia azy)
Izy anefa Hono mbola tia be ahy , saingy tsy mbola afaka miverina aty Frantsa ,
Amin'izao fotoana , 2 taona aty aoriana, Misy ny lhl manaitra ny foko , sady taitra amiko; teo aloha teo, h@ zao aho dia nandà azy rehetra:efa fiancé sady "zamoureuse " an'andriamatoa lasa any dago, ka dia fidele e

Manoloana ny "solitude " irery aty anefa dia toa repotry ny te ho 2 aho ka toa tsy haharitra ela , ary mety hanadino/? ilay fitiavako any dago raha tsy mafy saina

Mbola tsy nivadika aloha hatreto am-panoratana , ka manontany aminareo vhv namako aho: mpamadika ve za raha toa ka avelako izy ? Tsy sahy ampilaza azy akory aho raha toa ka....Ny foko anefa dia mbola tia be ...
Fitiavana hafa koa anefa no reko @ilay olona manaitra ahy sy taitra amiko aty... tia 2....mbola tsy nandingana na inona na inona t@ ilay olon_kafa fa mitady handingana ... Irery loatra

Toroy hevitra ...misaotra mialoha

Manao ahoana enao, rah zohiko ny resakao sy izay valin-teninao tany aloha tany de izao ny fahitako azy : ny mety ho marina de mety efa maty le fitiavanao azy fa henamaso sy fatahorana no sao dia disoina no misy ao aminao (hoe diso eo anatrehany), matahotra ihany koa ianao sao ho diso eo anatrehan'ny hafa, ary indrindra matahotra fa sao mi blesser azy, fa ny tena fanontaniana mila apetrakao amin'ny tenanano dia hoe mbola tena tianao tokoa ve izy : au point de l'attendre, de tout consacrer???, fa amiko efa tsy tia azy intsony ianao. ny olana atrehinao dia ny fahasahianao hilaza aminy mazava sy mahitsy hoe lasa nanaraka anao any daholo le fitiavana fa tsy nisy nijanona aty frantsa na ho blesser izy na ho tsia de zay alou ny zava-misy. En amour il y a toujours un perdant........
Matoa ianao taitra tamin'olon-kafa de satria efa nihamaty le nahataitra anao taminy de zay, c'est un fait. ka raha ny torohevitro aminao avant de t'engager ailleurs, farano alou le iray pour que ce ne soit pas un autre problème pour toi.
Nefa koa tandremo sao de miatsampy am hazo boboka ka mahita loza an, ....
izay fa mazotoa de mahereza e......
:D
26. soanja ( 23/02/2010 05:40)
xxx:

Mila toro hevitra be avy aminareo namana vehivavy aho: isika vhv hono mora mivadika ....Nandà mafy izany aho t@ ilay fiancé _ko nandeha tany Dago; nilokaloka mafy fa azy irery dia irery , hiandry azy sns...tsy voatanisa
Taona 2 no mihoatra aza izao:tsy tafaverina aty frantsa intsony i Andriamatoa h@ izao, za koa anefa tsy mbola afaka mandeha any dago noho ny antony tsy azo anoharana
Tato ato dia nandalo tato an-tsaiko imbetsaka ny hanadino azy (nefa za mbola tia azy)
Izy anefa Hono mbola tia be ahy , saingy tsy mbola afaka miverina aty Frantsa ,
Amin'izao fotoana , 2 taona aty aoriana, Misy ny lhl manaitra ny foko , sady taitra amiko; teo aloha teo, h@ zao aho dia nandà azy rehetra:efa fiancé sady "zamoureuse " an'andriamatoa lasa any dago, ka dia fidele e

Manoloana ny "solitude " irery aty anefa dia toa repotry ny te ho 2 aho ka toa tsy haharitra ela , ary mety hanadino/? ilay fitiavako any dago raha tsy mafy saina

Mbola tsy nivadika aloha hatreto am-panoratana , ka manontany aminareo vhv namako aho: mpamadika ve za raha toa ka avelako izy ? Tsy sahy ampilaza azy akory aho raha toa ka....Ny foko anefa dia mbola tia be ...
Fitiavana hafa koa anefa no reko @ilay olona manaitra ahy sy taitra amiko aty... tia 2....mbola tsy nandingana na inona na inona t@ ilay olon_kafa fa mitady handingana ... Irery loatra

Toroy hevitra ...misaotra mialoha

Misy fomba fitenin'ny Ntaolo izay hoe " Izay maharitra no vadin'Andriana" na hoe " Izay tia mahandry." fa matoa mitady tsy ahandry dia tsy tia intsony na mihalefy ilay fitiavana mivaivay.

Eo no milalao ny atao hoe " anjara" . Iza no ho anjarako? Izay akaiky indrindra ny fonao amin'ny fotoana hahatapa-kevitra anao fa hanambady. Ary aoka tsy hanambady raha tsy efa tena tia sy tiavina!

Misy fotoana ny zava-drehetra. Izay tsy mipoitra amin'ny fotoana mahamety dia tsy anjara. " Tsy Andriamanitra no tsy nanome fa i Balita no tsy nambinina" hoy ny fiteny Malagasy ihany. Rehefa tsy hita i Balita dia aoka ho anjaran'ny hafa. Aza hadino anefa ny milaza aminy fa tsy ho anjara izy, fa raha tena tia azy ianao dia hitanao foana ny fomba hahatongavany eo akaikinao sy fomba hafa hiandrasanao azy! Satria hoy ny fiteny hoe " na volana aza azoko alaina ho anao hataonao kilalao".

27. Ratoa ( 23/02/2010 23:22)
Ity koa ny tonga amin'ilay fiteny hoe: ny mamoy mora foana fa ny manantena tsy misy no sarotra.
Ela loatra ilay fotoana tsy nifankahitanareo ka tokony hifanatri-maso ianareo. Mandehana mankany Dago na ataovy izay ahatongavany hanao vakansy eo akaikinao. Dia eo ianaore mifanazava. Raha mifantrika ianareo dia ho hitanao eo ny tena marina aminao: ny tena tianao sy ny hetahetanao.
Maniryaho anefa mba tsy ho avy aminao ny fanamarinana ny teniny hoe "ny vehivavy mora mivadika". Aza omena hirika hilazany izany izy. Ary aza mamitaka na manafina ka hoe tsy ilazana ninoninona.
28. njari ( 24/02/2010 08:27)
Ratoa:

Tsy ekeko ary laviko ankitsirano kosa alou le hoe "vehivavy mora mivadika" e!!!!!, amiko tsy marina mitsy zany, fa ny vehivavy dia toy ny olona rehetra, rehefa voa mafy izy de aleony miala mitady hafa, na rehefa mahita tsaratsara kokoa izy dia aleony koa manova famindra, ary dia toy izany koa ny lehilahy, tsy misy lehilahy toka-po zany ka hoe lehilahy tsy mora mivadika, fa ny lhl ndrindra aza no tena mora miovadika fa zavatra kely de mahataitra azy ary andehananny any am hafa. raha ny vehivavy ve no mora mivadika de ireo zay lehilahy mpmpirafy rehetra de ahita ny sipany na ny vadiny nandefitra teo fa tsy efa lasa niridana daholo????????
ary amiko koa dia tsy raison tsy hisarahana ny hoe sao dia manamarina le hoe vehivavy mora mivadika raha misaraka aminy, fa rehefa tsy mety de aleo misaraka fa raha zay no tiany hitsarana anao de izy ihany no hanimba ny sainy am zany eo.
Courage e

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9284