FOM-BEHIVAVY

1. xxx ( 09/12/2009 22:47)
Mila toro hevitra be avy aminareo namana vehivavy aho: isika vhv hono mora mivadika ....Nandà mafy izany aho t@ ilay fiancé _ko nandeha tany Dago; nilokaloka mafy fa azy irery dia irery , hiandry azy sns...tsy voatanisa
Taona 2 no mihoatra aza izao:tsy tafaverina aty frantsa intsony i Andriamatoa h@ izao, za koa anefa tsy mbola afaka mandeha any dago noho ny antony tsy azo anoharana
Tato ato dia nandalo tato an-tsaiko imbetsaka ny hanadino azy (nefa za mbola tia azy)
Izy anefa Hono mbola tia be ahy , saingy tsy mbola afaka miverina aty Frantsa ,
Amin'izao fotoana , 2 taona aty aoriana, Misy ny lhl manaitra ny foko , sady taitra amiko; teo aloha teo, h@ zao aho dia nandà azy rehetra:efa fiancé sady "zamoureuse " an'andriamatoa lasa any dago, ka dia fidele e

Manoloana ny "solitude " irery aty anefa dia toa repotry ny te ho 2 aho ka toa tsy haharitra ela , ary mety hanadino/? ilay fitiavako any dago raha tsy mafy saina

Mbola tsy nivadika aloha hatreto am-panoratana , ka manontany aminareo vhv namako aho: mpamadika ve za raha toa ka avelako izy ? Tsy sahy ampilaza azy akory aho raha toa ka....Ny foko anefa dia mbola tia be ...
Fitiavana hafa koa anefa no reko @ilay olona manaitra ahy sy taitra amiko aty... tia 2....mbola tsy nandingana na inona na inona t@ ilay olon_kafa fa mitady handingana ... Irery loatra

Toroy hevitra ...misaotra mialoha
novalian'i njari ny 24/02/2010 08:27
2. Ratoa ( 10/12/2009 09:44)
enta-mavesatra ny fahanginana Ranamako, indrindra raha tanora ianao ka mahita ny tanora tahaka anao mirihariha. Ny namana tsiroroa, ianao irery , toa mitan-jiro. Tsy olana izany raha matnjaka ny saina ka mafy ny fitiavana satria ny fanantenana mamelo-panahy.
Atanjao ny saina fa aza avela rebireben'ny hafa fa ny nenina anie tsy eo aloha hananantra fa ao ariana handatsa é!
Mba adiadio koa anefa ny momba azy any Madagasikara any fa sao koa ilaozan'ny omby mihahaka. Afaro ny havanao hijery ny momba azy na izay namana tena itokisanao. Ary mifanoratra va ianareo sy mifandray tsara, ninonina nyfomba fandraisanareo. Ataovy mazava tsara ny resaka.
Isika vehivavy anie ka saro-pady. Ny taonantsika koa tsy azo atao ambanin-javatra raha mba tia hanorona tokatrano ihany... Fa raha efa nanapakevitra fa tsy hanan-tokatrano sy zanaka aloha dia tsy misy olana mihitsy.

Farany: raha hisy fisarahana aminareo dia aoka ho tsy ny avy aminao no nampisy azy.

Rehefa maty anefa ny fitiavana, dia tsy misy hevitra intsony. Ka raha maty io ka manana olon-tiana hafa ianao dia tsy misy adisoana.

Tsy milaza anefa izy fa hanosy ilay teo aloha ianao. Ilazao ampanajana izy fa efa maty ny anao ny fitiavana. Ny fitiavana dia avy amin'Andriamanotra ka tsy hosihosehana satria manody.
3. Mirananirina ( 10/12/2009 13:41)
Isika dia olona mora mitia,nefa mora manadino koa raha tratry ny mafy.
Ny halavira-toerana matetika dia hanadinoina koa:hoy ny fiteny Malagasy izay:izay lavitry ny maso lavitry ny foMarina fa hoe mbola tinao izy satria ianao tsy nanao sipa hafa mihitsy.Dia mino ve ianao fa nandritra ny 2 taona tany Dago izy dia tsy nampirafy anao koa?Io fisaraha-toerana io no mampisaraka ny betsaka matetika na dia efa manambady sy miteraka izao aza rehefa tratran'io dia vita.
Azonao atao koa anefa ny miandry azy raha zakanao izany vao maika tsara.
4. xxx ( 10/12/2009 18:51)
xxx:

Mila toro hevitra be avy aminareo namana vehivavy aho: isika vhv hono mora mivadika ....Nandà mafy izany aho t@ ilay fiancé _ko nandeha tany Dago; nilokaloka mafy fa azy irery dia irery , hiandry azy sns...tsy voatanisa
Taona 2 no mihoatra aza izao:tsy tafaverina aty frantsa intsony i Andriamatoa h@ izao, za koa anefa tsy mbola afaka mandeha any dago noho ny antony tsy azo anoharana
Tato ato dia nandalo tato an-tsaiko imbetsaka ny hanadino azy (nefa za mbola tia azy)
Izy anefa Hono mbola tia be ahy , saingy tsy mbola afaka miverina aty Frantsa ,
Amin'izao fotoana , 2 taona aty aoriana, Misy ny lhl manaitra ny foko , sady taitra amiko; teo aloha teo, h@ zao aho dia nandà azy rehetra:efa fiancé sady "zamoureuse " an'andriamatoa lasa any dago, ka dia fidele e

Manoloana ny "solitude " irery aty anefa dia toa repotry ny te ho 2 aho ka toa tsy haharitra ela , ary mety hanadino/? ilay fitiavako any dago raha tsy mafy saina

Mbola tsy nivadika aloha hatreto am-panoratana , ka manontany aminareo vhv namako aho: mpamadika ve za raha toa ka avelako izy ? Tsy sahy ampilaza azy akory aho raha toa ka....Ny foko anefa dia mbola tia be ...
Fitiavana hafa koa anefa no reko @ilay olona manaitra ahy sy taitra amiko aty... tia 2....mbola tsy nandingana na inona na inona t@ ilay olon_kafa fa mitady handingana ... Irery loatra

Toroy hevitra ...misaotra mialoha

Taitaitra ao dia higogogogo e!!! Fa angaha maty raha tsy mahita innn? ha! ha! ha!
ndeha mivadika dia miverina eto indray hoe : ampio aho fa tsy hitako izay hatao eee!

:-D :-D :-D :-D :-D
5. Papoose ( 10/12/2009 20:03)
xxx1, voalohany indrindra aloha aza mitady pbm hafa! amiko manokana rehefa ni s'engage t@ olona ray n'aizan'aiza misy azy, tsy ho solution mihitsy ny hiaraka @ olona ray hafa..zany hoe hampiditra olona iray ao anaty liste.

Vahao tsikelikely ny olana!
6. fijo ( 10/12/2009 22:13)
hoy ilay hira izay hoe"lavitry ny maso moa,lavitry ny fo"ka miankina aminao io,
7. xxx ( 11/12/2009 09:06)
Taitaitra ao dia higogogogo e!!! Fa angaha maty raha tsy mahita innn? ha! ha! ha!
ndeha mivadika dia miverina eto indray hoe : ampio aho fa tsy hitako izay hatao eee!
xxx3
8. ravonjison ( 11/12/2009 09:21)
Salut xxx, izaho dia lehilahy.
Araka ny voalazanao dia mila hevitra @ vehivavy namana ianao.
Ka manontany aho , azoko atao ny mamaly na manoro hevitra anao ?
9. xxx ( 11/12/2009 09:34)
ie, azonao tsara ka! tsy misy fanavakavahana eto fa raisina an-tanan-droa daholy izay toro-hevitra mahasoa. Ianao ary ny hisaorana mamaly.
10. xxx ( 11/12/2009 19:54)
[quote=xxx]
Taitaitra ao dia higogogogo e!!! Fa angaha maty raha tsy mahita innn? ha! ha! ha!
ndeha mivadika dia miverina eto indray hoe : ampio aho fa tsy hitako izay hatao eee!
xxx3
11. xxx ( 11/12/2009 20:24)
[quote=xxx]
Taitaitra ao dia higogogogo e!!! Fa angaha maty raha tsy mahita innn? ha! ha! ha!
ndeha mivadika dia miverina eto indray hoe : ampio aho fa tsy hitako izay hatao eee!
xxx3
12. xxx ( 11/12/2009 20:26)
Fa aleo tsy mahita hambara toy izay mandainga an! :-P
13. xxx ( 12/12/2009 19:39)
papoose
14. tywa68 ( 12/12/2009 22:25)
Tsy aleo va tenenina izy (raha tena tsy tafaverina intsony na enao tsy ho any akory) hoe niova enao ary sendra olona tia anao sy tianao koa : d tsy ho azony v hoe aleo mifampitsodrano toy zay samy mihanahana eo... jtm atao inn rhf tsy mifamaly ? mahereza e :wink:
15. ravonjison ( 13/12/2009 12:33)
[quote=xxx]
papoose
16. cutie ( 14/12/2009 11:31)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 09-12-2009 23:47:13
Lohateny : FOM-BEHIVAVY
Mila toro hevitra be avy aminareo namana vehivavy aho: isika vhv hono mora mivadika ....Nandà mafy izany aho t@ ilay fiancé _ko nandeha tany Dago; nilokaloka mafy fa azy irery dia irery , hiandry azy sns...tsy voatanisa
Taona 2 no mihoatra aza izao:tsy tafaverina aty frantsa intsony i Andriamatoa h@ izao, za koa anefa tsy mbola afaka mandeha any dago noho ny antony tsy azo anoharana
Tato ato dia nandalo tato an-tsaiko imbetsaka ny hanadino azy (nefa za mbola tia azy)
Izy anefa Hono mbola tia be ahy , saingy tsy mbola afaka miverina aty Frantsa ,
Amin'izao fotoana , 2 taona aty aoriana, Misy ny lhl manaitra ny foko , sady taitra amiko; teo aloha teo, h@ zao aho dia nandà azy rehetra:efa fiancé sady "zamoureuse " an'andriamatoa lasa any dago, ka dia fidele e

Manoloana ny "solitude " irery aty anefa dia toa repotry ny te ho 2 aho ka toa tsy haharitra ela , ary mety hanadino/? ilay fitiavako any dago raha tsy mafy saina

Mbola tsy nivadika aloha hatreto am-panoratana , ka manontany aminareo vhv namako aho: mpamadika ve za raha toa ka avelako izy ? Tsy sahy ampilaza azy akory aho raha toa ka....Ny foko anefa dia mbola tia be ...
Fitiavana hafa koa anefa no reko @ilay olona manaitra ahy sy taitra amiko aty... tia 2....mbola tsy nandingana na inona na inona t@ ilay olon_kafa fa mitady handingana ... Irery loatra

Toroy hevitra ...misaotra mialoha

Aza mbola iarahana lou le any France fa mety tsy de taitra aminy akory enao fa ny alahelonao an'le any dago ny mahatonga anao hirona any @ le any France.
Fantaro tsara koa alou raha tena mbola tia an'le any dago enao na de eo daholo aza ny probleme misakana sy ny halaviran-tany.
De miombon-kevitra @ ravonjison koa za ery ambony @ le zavatra rehetra tokony asianao lanjany alou.
Courage e :wink:
17. xxx ( 23/12/2009 14:10)
lehilahy aho miresaka aminao ! za afaka mamaha ny olanao raha toa ka....!
18. jarifa ( 30/12/2009 05:47)
Mba efa mba nanontanianao ve ny antony tsy nahatafa-verina azy any france?
ary ianao tena mipetraka france sa mandalo fotsiny?
-Raha mpandalo mantsy ianao ka raha toa ka tena tianao marina izy dia mbola misy ny fanantenana fa mbola afaka hiaona sy hiaraka tsara ianareo.
-Ary ianareo ve mbola mifampiresaka tsara @ alalan'ny telefone na ko,....?
Mila anontaninao daholo izany izay rehetra momba anareo e, rehefa fantatrao izay rehetraavy any aminy dia afaka manapa-kevitra tsara ianao na mbola hitazona ny fitiavanao azy na anadino azy. Io anie raha ny fitenenana hoe tiako enao sns,... tsy manahirana ny miteny azy e, fa ianao ataony marary fo miandry azy eo nefa izy any dago efa tsy hay izay ataony any, koa amiko aloha sarotra be ihany raha zatra nisy fitiavana izany nefa 2ans be izao tsy nisy izany. Mba naharitra ianao ka.
Amiko izany dia tsotra e. tsy manome tsiny anao aho raha manadino azy e, mitadiava namana vao2, dia mazotoa e, mba ilazao vao2 ihany izahay
samy ho tratry ny rahampitso daholo

:* Lhl za fa tsy vhv an
19. fijo ( 04/01/2010 21:53)
ahoana ihany ny tohin'ilay film fa toa tsy mbola hita e?za ato efa naka seza tsara st vanjo eran'ny kapoka
20. Papoose ( 05/01/2010 19:01)
[quote=xxx]
papoose
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9116