Andry Rajoel sisa no sakana

21. AndriambyII ( 09/12/2009 02:28)
Mbola any ankibon' ny omby aloha ny fifampahafantarana @ mpisera eto fa dia anareo no mandinika izany , la politique ,c' est un droit et devoir de chaque homme citoyen d' un pays , d' ou qu' il se trouve .
22. badoboys ( 09/12/2009 02:31)
Refa tsy hay ny politika leity a dia polifika atao
23. AndriambyII ( 09/12/2009 02:35)
Rehefa rendremana dia tsy aleo mandeha mitsotra manao sieste ianao Badoboys fa ny andro ity manomboka ho hariva !! :!:
24. badoboys ( 09/12/2009 09:58)
Tsisy resaka mazava aloha nyresakelah hatramin'izao e :?:
25. AndriambyII ( 09/12/2009 10:53)
:@ :@ Dikany ,ndehana aloha ampiakaro ny mainanao fa koritsan-taola-paty no henonay eto ,tsy ampy dozy angamba ,loary daolo ny faty any @ simetiera misy ny lava-tranonao any dia foy ny volon'ireo faty maina hitan' i toi any !! :@ :@
26. andevo ( 10/12/2009 01:30)
Aza mifanompa kely azafady ry andriambiloka 8O 8O any ambadimbadika any no mitady fa tsy ny aty akory tsisy afa tsy tahamaina sao mila :!: :twisted:
27. AndriambyII ( 10/12/2009 09:01)
andevo:

Aza mifanompa kely azafady ry andriambiloka 8O 8O any ambadimbadika any no mitady fa tsy ny aty akory tsisy afa tsy tahamaina sao mila :!: :twisted:

Fa angaha miakatra sahady ny fofona andevokely ?? tsy aleonao ve atao sorona ho an' i andry toy izay hisolelaka @ ireto anti-dahy efa malazo ireto??

28. andevo ( 11/12/2009 01:56)
Andevo fotsy no aleo hitondra fa ny andevo mainty otran'ialahy efa tsy nanao raha teo
29. AndriambyII ( 11/12/2009 13:11)
andevo:

Andevo fotsy no aleo hitondra fa ny andevo mainty otran'ialahy efa tsy nanao raha teo


Ianao ry andevo no azo lazaina @ fiteny hoe " Betsileo fotsy hoditra ambany razana "
:lol: :lol:
30. andevo ( 12/12/2009 01:53)
andriambilakalohandevo betsileo mainty mitomany ho fotsy
31. AndriambyII ( 12/12/2009 10:54)
Andevo sakalavan' iboinamalilo manao fijerim-borondolo @ andro antoandro .
32. andevo ( 13/12/2009 02:28)
zanak'andevo tii ary andevo ko tiiii
33. badoboys ( 13/12/2009 02:50)
Aoka lesy zay ry andevo ,olona mrary fo iny sao matin'ialahy eo ny zanak'olona :roll: :lol:
34. AndriambyII ( 13/12/2009 08:34)
he he ,andevo ,andevo fisainana , andevo fijery , andevo tantara , andevo filamatra , andevo fototra ,....andevon' ibadoboys ..
35. andevo ( 14/12/2009 02:38)
jerevo tsarany voasoratrao ao ambanyao ry andriambilakaandevosaina tii,marary fo ve lesy izy io badboy,marary sainano fahitakoazy
36. AndriambyII ( 14/12/2009 22:41)
So kosa dia i andevo no tokony hijery psy ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1584