Andry Rajoel sisa no sakana

1. hery ( 08/12/2009 07:14)
Dia iny hita iny fa niara-nivory tany Maputo ny lohan'ny mouvances 3, ny praiminisitra niaraha-nanapaka, ny co-présidents. I Andry Rajoel zany sisa no tsy tonga kanefa mbola tsy maninona koa izany fa mbola notantaraina taminy tsy tapaka t@ tel ny z avatra nodinihina na dia nidrikina hatr@ farany aza izy.

Amin'izao dia any amin'i Andry Rajoel sisa ny baolina. Ho hitan'ny vahoaka eo hoe iza marina no tena sakana tsy handrosoan'ity firenena ity.

2. patrick2002 ( 08/12/2009 07:49)
Sakana @ ahoana aza ,tsy haiko na mba namaky gazety ianao androany ,fa ao anatiny governemant dia ministera ny forces armés ,gendarmerie ,population Travaux public ,no mba lasany mouvance Andry Rajoelina ,ny forces armés sy ny gendarmerie anefa dia ny colléctif des officiers no nanolotra ny anarany any @ andry .
Ka hapetrako aminao ny fanontaniana ,mbola hanana ny fahefany ve i Andry Rajoelina raha hanaiky anio .
Efa mazava fa samy anao izay daniny kibony ireo raha hitana toerana minisitra eo fa tsy ny politikany Andry mihintsy no harahiny fa ny mouvance nanendry azy .
Dia hataonao ahoana ny hanaiky raha ohatra ka i Ravatorano admin ato @ forum politika manana fomba fitantanana hafa ianao tompony serasera manana fomba fitantanana hafa ,ohatra ianao Hery miteny fa aleo hiorakoraka eo ny adala sy hendry fa aza sakanana ,i Ravatorano miteny hoe rehefa tsy manaja olona dia tokony hofafana ny dinika ,iza ianareo no manana ny marina ny aniza no harahina ,mazava fa tsy maintsy ny an' i filohany serasera .
3. AndriambyII ( 08/12/2009 08:50)
Avy @ ra pat :"aleo hiorakoraka eo ny adala sy hendry fa aza sakanana" :-D :-D f'angah misy resaka fahendrena sy fahadalana ko ny eto ?raha izany ve hisy zavatra ho tantaraina , na dia ny lesoka @ ireo politisiana malagasy fotsiny aza ? ambonin' izany ny toe-karena sy ny ekonomia .
un homme se connaissant idiot est maitre de sa sagesse , tandis qu'un homme se croyant sage reste éternellement dans l' idiotie .
:lol: :lol:
4. terrywui ( 08/12/2009 10:39)
,i Ravatorano miteny hoe rehefa tsy manaja olona dia tokony hofafana ny dinika ,iza ianareo no manana ny marina ny aniza no harahina ,mazava fa tsy maintsy ny an' i filohany serasera .
aleo Ravatorano no hitondra fa rahery aleo hipà any fa faly manala ps fotsiny leio , Ravatorano cool be !!....

VIVE RAVATORANO


RAVATORANO FOREVER


kiiiiiiii... saika ataoko xxx ity kay moa efa nosomparanlery koa le xxx leannn a :evil: :evil: :evil:
5. pikatti ( 08/12/2009 13:03)

Efa vonona daholo ny listr'ireto mpikaon-doha ireto fa dia ny an'i Rajoelina sisa no kobo fa manakatso ny hanafaingana ny vaha olana @ ity transition ity, ny azy ihany mantsy hatramin'izay no tsy misy anarana aroso nohon'ireto bandy akama vrakiny be mila seza daholo :roll: :roll:
6. pikatti ( 08/12/2009 13:07)

Sakana @ ahoana aza ,tsy haiko na mba namaky gazety ianao androany ,fa ao anatiny governemant dia ministera ny forces armés ,gendarmerie ,population Travaux public ,no mba lasany mouvance Andry Rajoelina

O ry leity rapaty fa gazety inona no voavakin'elah????


Les répartitions officieuses
Selon certaines sources et sauf changement de dernière minute, les trois mouvances se sont entendues sur la redistribution des ministères dont voici la liste officieuse :
• Mouvance Ratsiraka : Finances et budget, Énergie, Fonction publique, Postes et télécommunications, Travaux publics.
• Mouvance Zafy : Environnement (vice-Primature), Éducation nationale, Intérieur, Péche et ressources halieutiques.
• Mouvance Ravalomanana : Commerce (vice-Primature), Affaires étrangères, Agriculture et réforme agraire, Enseignement supérieur et recherche scientifique, Décentralisation et aménagement du territoire, Transports.
• Mouvance Rajoelina : Forces armées, Économie et industrie, Enseignement technique, Jeunesse et loisirs, Élevage, Sports.
• Ministères «neutres» : Eau, Population et affaires sociales, Justice, Culture et patrimoine, Communication, Sécurité intérieure et Gendarmerie.
L'express


7. Mirananirina ( 08/12/2009 13:50)
Amin'izao dia any amin'i Andry Rajoel sisa ny baolina. Ho hitan'ny vahoaka eo hoe iza marina no tena sakana tsy handrosoan'ity firenena ity.
ka Rajoel mbola mi-dribble baolina koa.
Dia hataonao ahoana ny hanaiky raha ohatra ka i Ravatorano admin ato @ forum politika manana fomba fitantanana hafa ianao tompony serasera manana fomba fitantanana hafa ,ohatra ianao Hery miteny fa aleo hiorakoraka eo ny adala sy hendry fa aza sakanana ,i Ravatorano miteny hoe rehefa tsy manaja olona dia tokony hofafana ny dinika ,iza ianareo no manana ny marina ny aniza no harahina ,mazava fa tsy maintsy ny an' i filohany serasera
Inona no tianao hambara hoe Rajoel no sefo ve???Izy angaha no namboatra sy namorona an'i Mada?? :roll: :roll:
8. Rajakoo ( 08/12/2009 14:33)
Mery mihinana goavy manta loatra kosa angamba ty dj ty , aiza koa mitohana lava zao
9. badoboys ( 08/12/2009 16:59)
=)) =)) =)) =)) hipoaka ao ny kibon'io zalahy io farany,ny lohany mantsy e
10. fijo ( 08/12/2009 20:51)
miandry isika e
11. AndriambyII ( 08/12/2009 21:42)
• Mouvance Ratsiraka : Finances et budget, Énergie, Fonction publique, Postes et télécommunications, Travaux publics.

:::::>+ de dépendance auprés du FMI ( DSK membre du ps françàis ), plus de corruptions pour les cadres administratifs ( il faut etre adherent du partie AREMA pour pouvoir travailler dans les branches tertiaires )

• Mouvance Zafy : Environnement (vice-Primature), Éducation nationale, Intérieur, Péche et ressources halieutiques.

:::::> interdiction de polluer les masses geodesiques ( renouvellement des contrats des ressources minières , ressources petrolifères et gazières )pour les autochtones , donc restrictions de la masse salariale locale au profit des imperialistes et capitalistes pur et dur .

• Mouvance Ravalomanana : Commerce (vice-Primature), Affaires étrangères, Agriculture et réforme agraire, Enseignement supérieur et recherche scientifique, Décentralisation et aménagement du territoire, Transports.

:::::>monopolisation des produits agricoles et interdictions formelles aux paysans d\'avoir des clients potentiels a part l\' etat , interdiction de voyager à l\' exterieur sans avoir vendu ses propres heritages ancestrales et ayant obtenu des diplomes avec le logo TIKO comme sigles sur le front .


• Mouvance Rajoelina : Forces armées, Économie et industrie, Enseignement technique, Jeunesse et loisirs, Élevage, Sports.

:::::>a part obtenir des etiquettes de revolutionnaires rigides et inflexibles ,des reputations de vrai leaderchip en matieres de distractions populaires , les obligations et les devoirs sont flous et incertains


• Ministères «neutres» : Eau, Population et affaires sociales, Justice, Culture et patrimoine, Communication, Sécurité intérieure et Gendarmerie.

:::::>aléatoires et optionnelles , donc des ministeres fantoches .


L\'express +1


12. badoboys ( 08/12/2009 23:33)
Wadray leuleu, ary pessimiste be le zalahy andriambilabila ty
Tsy maintsy misy lafiny tsy azoaon'ny t1/1 avy io lery fa raha samy ho tendan-kanina eo dia tsy hisy zavatra handroso eo
13. AndriambyII ( 09/12/2009 00:05)
badoboys:

Wadray leuleu, ary pessimiste be le zalahy andriambilabila ty
Tsy maintsy misy lafiny tsy azoaon'ny t1/1 avy io lery fa raha samy ho tendan-kanina eo dia tsy hisy zavatra handroso eo

No no no no ! that' s simple men , rehefa tsy ao @ norme dia tokony esorina morzmorz fotsiny !! izay ihany .

14. badoboys ( 09/12/2009 00:21)
No no no no ! that' s simple men , rehefa tsy ao @ norme dia tokony esorina morzmorz fotsiny !! izay ihany .

Ampy zay ny moramora , ampiasao @ zay ny sandry !!!aleo samy hijinja zay nafafiny any daholo ,fa raha tsy izany io hiverimberina lava foana eo , zesta ,ziriziry , fanonganam-panjakana e ,hala-bola ,trafika isan-karazany,kolikoly , akamakama, peho any fa tsisy mivakla ny pokna ramaka!!!
15. AndriambyII ( 09/12/2009 00:29)
Tsy mifanaraka isika @ izay hevitra izay , l'anihilation de toute forme de vie terrestre restera tjs et demeurera un crime ho an' i Zanahary sy ny Razambe . 8) 8)
16. andevo ( 09/12/2009 00:39)
Razamben'elah inona koa no miditra ato e, manahirana marina ny miresaka @ olona borné tony lé
17. AndriambyII ( 09/12/2009 00:52)
=)) =))
18. badoboys ( 09/12/2009 00:56)
bandy ratsy taiza io ve no andrianbe avy aiza hono? avy any tsiafahy
19. AndriambyII ( 09/12/2009 01:45)
Avy any andanitra mr goodboys !avy any andanitra ! ya !!
20. andevo ( 09/12/2009 01:56)
bandy ratsy taiza io ve no andrianbe

mbola pira noho izahay aza ny fandinihako azy :oops: :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4051