Hafatra avy @i wiwi ,ary nisy nino ihany elah!!!
1. pikatti
(
04/12/2009 13:56)
Aleo @ zay lesy lazaina ny olna fa efa tsisy manarak ny resak'elah bain a
:lol: 8O :-D ^:^ o^o :@
Avy amin'i : terrywui
Daty : 03/12/2009 14:18
Hofafaina ny : 02/01/2010 14:38
hin hin hin hin hon hon hon her ehr ehr mandy elah niany rapique a!! nampiesona ahy elah tary amin Fara andriamamonjy ts nahalala maty ka ref voa elah eto vo oe oiaoia oia hin hin hin dangy elah niany fa hanao antimpanahy be ah lety a!!hitako eo ndray zay minomino foana eto !! hon hon ho aiza rabatista toa tsy mamaly le diniko mitsy e !
Avy amin'i : terrywui
Daty : 03/12/2009 15:13
Hofafaina ny : 03/01/2010 13:32
f'angah lety misy hino anlah eo a! may elah niany e! hon hon hon ! vao mikozy eo elah de mody bainitra b iany ah de tsy hinoan'ny pokna elah e !! her her her her ! tena tapaka mitsy ah letsy ato lee...! na hikozy impolo hoe ra-wix eo aza elah tsy mino anlah ny ao ee!!! hin hin hin hin ! gaigy ty ndray mandé ty an !
Avy amin'i : terrywui
Daty : 03/12/2009 15:35
Hofafaina ny : 01/01/1970 00:00
ary rah anotanian'ny mpisera mo elah zao hoe inon ary no porofo fa ra wuiwui de innn no avalinalh ? tsisy ..!! fa elah ndray ary no korotanin'ny mpisera eo !!! hnihin hin hin h
:lol: 8O :-D ^:^ o^o :@
novalian'i pikatti ny 06/12/2009 19:04
3. Rajakoo
(
04/12/2009 14:10)
dangy elah niany fa hanao antimpanahy be ah lety a!!hitako eo ndray zay minomino foana eto
O ry kidoro a ! minoa fotsiny hono e =)) =)) =))
4. pikatti
(
04/12/2009 14:18)
Aiza elah wuiwui a, voatery navoaka eto lesy ty famahanan-dalitr'elah ty lé :-D :-D :-D
Mikotreha zavatra hafa ndray fa efa tsy mamely ty antimpanahy ty klé :lol:

5. Mirananirina
(
04/12/2009 14:20)
Kitabozin'lah elà wuiwui:-D :-D :-D :-D
Voalaza teo :=)) =)) =))
dangy elah niany fa hanao antimpanahy be ah lety a!!hitako eo ndray zay minomino foana eto
O ry kidoro a ! minoa fotsiny hono e
za elah wuiwui a, voatery navoaka eto lesy ty famahanan-dalitr'elah ty léhihihi... 8-) 8-) 8-)
Mikotreha zavatra hafa ndray fa efa tsy mamely ty antimpanahy ty klé
6. maryline
(
04/12/2009 14:20)
kiidoropamba:
Kitabozin'lah elà wuiwui :twisted: :twisted: :twisted:
hihihihihihi maty raho aba voa rakodoro tapaka ny tsinaiko.
olona efa voa ngeh i wuiwui e! tsy hitany intsony izay ataony.
7. Robie
(
04/12/2009 14:28)
Kitabozin'lah elà wuiwui
Minomino fahatany tsinona kouh !zany no izy o^o o^o
Zah aloha tsy nino na kely varaventy aza
8. Rajakoo
(
04/12/2009 14:33)
slt daholo e
slt koa rawix a, ovao kely ndray le paika aloha e,efa nikozin'elah ihany zah hoe androany vao avoaka de navoakako @ zay ,mety ve le izy , efa nanaja serasera1 aloha iny an, zay nosiniaviko dia notanterahiko fa tsy nanao sonia façon tgv zah zay an :-D :-D :-D

9. Rajakoo
(
04/12/2009 14:38)
Avy amin'i : terrywui
Daty : 03/12/2009 14:18
Hofafaina ny : 02/01/2010 14:38
hin hin hin hin hon hon hon her ehr ehr mandy elah niany rapique a!! nampiesona ahy elah tary amin Fara andriamamonjy ts nahalala maty ka ref voa elah eto vo oe oiaoia oia hin hin hin dangy elah niany fa hanao antimpanahy be ah lety a!!hitako eo ndray zay minomino foana eto !! hon hon ho aiza rabatista toa tsy mamaly le diniko mitsy e !
Zàh koa nahazo anio ary naninona i kidoro no tsy nahazo hafatra :idea:
10. kidoropamba
(
04/12/2009 14:39)
Robie:
Kitabozin'lah elà wuiwui
Minomino fahatany tsinona kouh !zany no izy o^o o^o
Zah aloha tsy nino na kely varaventy aza
Aza mora safosafon'ny devoly hoa nareo e. Mba mampiasa kirany fa raha tsy izany dia ataon-dry zalahy sorona eo indray.
hin hin hin hin hin!
11. kathia87
(
04/12/2009 14:42)
Avy amin'i : terrywui
Daty : 03/12/2009 14:18
Hofafaina ny : 02/01/2010 14:38
hin hin hin hin hon hon hon her ehr ehr mandy elah niany rapique a!! nampiesona ahy elah tary amin Fara andriamamonjy ts nahalala maty ka ref voa elah eto vo oe oiaoia oia hin hin hin dangy elah niany fa hanao antimpanahy be ah lety a!!hitako eo ndray zay minomino foana eto !! hon hon ho aiza rabatista toa tsy mamaly le diniko mitsy e !
Avy amin'i : terrywui
Daty : 03/12/2009 15:13
Hofafaina ny : 03/01/2010 13:32
f'angah lety misy hino anlah eo a! may elah niany e! hon hon hon ! vao mikozy eo elah de mody bainitra b iany ah de tsy hinoan'ny pokna elah e !! her her her her ! tena tapaka mitsy ah letsy ato lee...! na hikozy impolo hoe ra-wix eo aza elah tsy mino anlah ny ao ee!!! hin hin hin hin ! gaigy ty ndray mandé ty an !
Avy amin'i : terrywui
Daty : 03/12/2009 15:35
Hofafaina ny : 01/01/1970 00:00
ary rah anotanian'ny mpisera mo elah zao hoe inon ary no porofo fa ra wuiwui de innn no avalinalh ? tsisy ..!! fa elah ndray ary no korotanin'ny mpisera eo !!! hnihin hin hin h
Ary nanoratany daholo izany isika rehetra fa samihafa:idea:
Adaladala
12. esserra
(
04/12/2009 15:18)
Resak'olona manamôly reny , tsy navelanareo nirediredy irery teo ihany fa tssss, efa mahazatra azy io mirediredy irery io mantsy
antimpanahy=xxx1 iny ihany
antimpanahy=xxx1 iny ihany
13. wxxx
(
04/12/2009 15:59)
Kitabozin'lah elà wuiwui
minanenganon pour an'ty antimpanahy knou!!!:^) :^) :^) :^) :-D :-D :-D
14. Mirananirina
(
04/12/2009 16:09)
Ary nanoratany daholo izany isika rehetra fa samihafa=)) =)) =))
Adaladala
15. Robie
(
04/12/2009 18:45)
Aza mora safosafon'ny devoly hoa nareo e. Mba mampiasa kirany fa raha tsy izany dia ataon-dry zalahy sorona eo indray.
Tsy manana kirana aho fa tsy minomino fahatany toa anao
17. AndriambyII
(
04/12/2009 20:31)
Ara- dalàna wui wui an !! fa ahoana aloha ilay hafatra izany é , sao dia mitovy @ ilay voaraiko taty kouu ??? :lol:
19. antimpanahy
(
05/12/2009 10:26)
Pikatti__________
Tsy ny faniratsiranareo ahy tsisy farany akory no ahazahoana dera sy voninahitra , misy ihany ireo momba ny teniko tato ka izay no nahatonga ahy tsy kivy na dia ompanareo ankizy sy zanaka aza ,fahamarinana no nentiko ary efa nentiko tany amin'ireo forum sy site isankarazany mba hampisokatra ny saintsika fa tsy ihidy lava amin'olontokana na dia efa hita aza ny haratsiany ,
VITA IZAY NY AHY NY ADIDIKO
Anjaranareo no mandray namamerina mamaky izay voalaza,ho NENINA BE VAVA anefa no ho hitanareo raha tsy misokatra kely ny fomba fandraisanareo resaka amin'ny forum rehetra fa tsy eto ihany
-Mampalahelo ahy ny fandraisanareo ireo zava marina nambarako ,tsy toy ny fandraisan'ireo ankizy tamin'ireo forum sasany fa hita mikombona amin'ny lalantokana sy fijery tokana ny ankabezan'ny mpiserasera ato, Tsy atao hampisy olana anefa izany fa hiezaka handresy lahatra anareo ato ihany aho !
tsoriko aminareo mpisera aloha fa tsy misy na ariary aza miditra amiko amin'izao fanambarako ny marina izao fa fitiavantanindrazana sy fitiavana ny mpiarabelona amiko ,
ka raha misy tsy azoazonareo izay nambara dia ny teniko no ario fa ny tenako aza ariana ,misy fomba fitenintsika malagasy iray izay hoe :Atsipy ny teny ao ampon'ny mahalala ! ka raha vonona hanavotra ity tanindrazana ity isika dia tsinjovy ihany ny fahamarinana lazaina
misaotra anareo tompoko!

20. pikatti
(
06/12/2009 19:04)
Fanaratsiana bôjo ny anelah koa vola inona no antenain'elah eo,angataho any @ Rajoel any lesy a , mba efa nanao ihany elah zay