SAMIA MANDRAY IZAY TANDRIFY AZY AVY

41. XxxX ( 03/12/2009 17:03)
i ratery saina rawix io bain a! hi hi hon hon her her hoy lay ondry tery zay
42. fijo ( 03/12/2009 20:41)
loza ity finoanareo ity rehefa tsy voafehy ka,,loza be
43. antimpanahy ( 04/12/2009 09:16)
Misaotra anareo______
Tsy te hifandahatra be aminareo aho rankizy ,satria fantatro tsara fa misy mankasitraka betsaka ihany koa ny zava boalaza ,misy koa anefa ireo izay tsy mankasitraka !heviny izay fa tsy azo odintsy hita koa fa ho antsika izay mankasitraka rankizy dia mbola averiko aminareo ihany fa marina daholo ireo teny ireo
fa kosa hoy aho zava misy sy niainako ary zavamarina no ambara eto ka mety mahavaly le fanotanianareo angamba izay

-raha tsy misy fanontaniana intsony dia handefa ny chapitres manaraka eto indray aho rahatoandro tompoko


misaotra betsaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0068