SAMIA MANDRAY IZAY TANDRIFY AZY AVY
21. antimpanahy
(
03/12/2009 12:40)
Izay izany no nahafaty an'i Rabarimanana, zokin-dra8 kanefa tsy narary ary mbola salama vatana tsara.fantatr'i kidoropamba tsara izany i Rabarimanana izay ato hoe INGAHY RAINY teo Besarety ,izay maty tampoka
Izay ihany koa no nahafaty ilay madama mpitaiza an-dra8 mbola kely.
22. antimpanahy
(
03/12/2009 12:48)
tokony ho tony tsara isika mamaky ity diniko ity fa tsy hoe voakitika fotsiny ilay olona tohanana dia izay fotsiny no mampisendaotra mafy
23. AndriambyII
(
03/12/2009 12:52)
Tohizo ,miandry ny manaraka ny olona!!!Dia mba ataovy betsaka ny mpanao politika tafiditra ao é !!!
24. antimpanahy
(
03/12/2009 12:57)
Andriambyll __mino aho fa liana ianao ,tsara izany fa izao tsy natao hanalana baraka anaran'olona akory eto ary izay ihany no tena olona fantatro anrana fa fantatro tarehy ny ankabetsahany ary olona tsy vaovao tamiko daholo,
--mbola hiditra eo amin'ny resaka fangoronankarena amin'ny fomba tena haingana nataony aho fa tiako ho tony tsara daholo aloha ny mpisera amin'izao voalohany hiboran'ny resaka izao , ka rehefa tony tsara afaka ny hiaino ahy tsara hianareo dia ho tohizako androany ny famaranana ny chapitre 1 satria efa vitako boky kely izany

25. pikatti
(
03/12/2009 13:21)
afaka ny hiaino ahy tsara hianareo dia ho tohizako androany ny famaranana ny chapitre 1 satria efa vitako boky kely izany
chp1 zay ve de resaka rediredy daholo aloah no tena hitako ao e, tsisy lohany tsisy vodiny fa de angano angano arira arira
26. antimpanahy
(
03/12/2009 13:27)
Ho anao irery izay pikatti fa misy olona hafa akoatra anao tena liana sy handre ny tohiny ka miangavy anao mba ho tony fa tsy hihinana ambolony fotsiny toy izao , mba miangavy fahendrena kely fotsiny avy aminao aho tsy hanevateva eto fa mba hamaly tsara na hanotany izay tianao hanotaniana
misaotra
misaotra
27. kidoropamba
(
03/12/2009 13:35)
Pikatti ange ilay bandy be zesta ao anatin'ny ferrari an'ingahy Guy Rivo nodakan'ny vahoaka voude tao Iarivo tao iny e. Bandy fohifohy kely izay izy io ary raradraraka pataloha izay. Tsssssss!!!!!Mbola be dolara nangalarina aloha ny BSMM (Be sandry mora mandositra) an-dry guy Rivo an.
Tohizo ny tantara mikasika ny ody ratsin-*dra8 fa tsy misy amelana na dia kely aza iny rangahy iny.

29. antimpanahy
(
03/12/2009 13:55)
mbola misy averiko kely ity ,ny eo amin'ny marika izany ,
--Ny devoly na ny Satana dia mangalatra ny isan'Andriamanitra foana nefa ny azy dia isa tsy tonga volana no fampiasany !
-ny isa 7 sy ny 3 dia isan'i Jehovah Andriamanitra, isan'ny fahafenoana izany .
-ny isa 6 kosa dia isan'ny devoly ,isa tsy feno .
Ka eo no hitodiako amin'ilay resaka hoe nahoana ary no fito(7) taona i Ravalomanana no niala teo amin'ny fitondrany ? sendrasendra ve ? nahoana no mitondra ny marika 7 daholo ny fiarany ? sendrasendra ve ? maninona no fito ireo osy ompiana ao ? sendrasendra ve ? maninona no isaky ny fito andro izahay no mankany amin'ny Doany rehefa Tsinambolana ? sendrasendra ve ?
-Misy fanamarihana ho ataoko ity : hevitro manokana : "matoa tsy nitohy iny Fitondrana Fito taona dia nidoboka iny dia nisy Fangatahana zavatra tsy tanteraka nilain'ilay devoly tao , minoa ahy hianareo ,izy tsy mila afatsy rà'olotiana ,mangataka rà aloha izy ràn'olona fa mety daholo , rehefa miakatra ny zavatra tadiavinao dia mila ny ràn'ny olotiana amin'izay izy , toy ny rahalahy , anabavy , zanaka , vady , reny , ray ... eo no mipetraka ny olana satria mamy ireo , dia eo koa no mifarana ilay harena na zavatra nampanantenainy ary mbola arodany mihitsy ny paix sy ny honneur , richesse tonga taminao satria avy aminy ireny ,
-fa minoa ahy hianareo fa raha nataondravalomanana ny zavatra nangatahiny dia mbola nitondra teo izy !
-raiso amin'ny saina tsy miangatra ny fitiavan'olona azy hatramin'izao , tokony hiala teo ve izy ?
-mbola be no ho tantaraina

30. Rajakoo
(
03/12/2009 14:11)
delira zany delira ha ha ha, mivoaha ao aminy ianao ry devoly! mivoaha! :lol:
31. antimpanahy
(
03/12/2009 14:13)
rajakoo_____
tokony ho tony tsara isika hoy aho mamaly sy mamaky ity diniko ity, fa tsy hoe voakitika fotsiny ilay olona tohanana dia izay fotsiny no mampisendaotra mafy

32. pikatti
(
03/12/2009 14:44)
delira zany delira ha ha ha, mivoaha ao aminy ianao ry devoly! mivoaha!=)) =)) =)) =))
rawix io marary saina io leisy a
34. antimpanahy
(
03/12/2009 14:59)
i Antimpanahy dia iray ihany ,marina izay voalaza ary mbola hotohizako ny chapitres manaraka , tsy voafetra aho ny hilaza ny marina satria tombotsoa ho antsika Mlagasy rehetra no hitenenako eto,
fa raha tsy mahasoa anao na tsy mety aminao dia mamakia fotsiny dia diniho izay voalaza rehetra satria samy manana ny hevitsika isika rehetra eto ,

36. antimpanahy
(
03/12/2009 15:15)
-Misy fanamarihana ho ataoko ity : hevitro manokana : "matoa tsy nitohy iny Fitondrana Fito taona dia nidoboka iny dia nisy Fangatahana zavatra tsy tanteraka nilain'ilay devoly tao , minoa ahy hianareo ,izy tsy mila afatsy rà'olotiana ,mangataka rà aloha izy ràn'olona fa mety daholo , rehefa miakatra ny zavatra tadiavinao dia mila ny ràn'ny olotiana amin'izay izy , toy ny rahalahy , anabavy , zanaka , vady , reny , ray ... eo no mipetraka ny olana satria mamy ireo , dia eo koa no mifarana ilay harena na zavatra nampanantenainy ary mbola arodany mihitsy ny paix sy ny honneur , richesse tonga taminao satria avy aminy ireny ,
-fa minoa ahy hianareo fa raha nataondravalomanana ny zavatra nangatahiny dia mbola nitondra teo izy !
-raiso amin'ny saina tsy miangatra ny fitiavan'olona azy hatramin'izao , tokony hiala teo ve izy ?
-mbola be no ho tantaraina
-fa minoa ahy hianareo fa raha nataondravalomanana ny zavatra nangatahiny dia mbola nitondra teo izy !
-raiso amin'ny saina tsy miangatra ny fitiavan'olona azy hatramin'izao , tokony hiala teo ve izy ?
-mbola be no ho tantaraina
38. antimpanahy
(
03/12/2009 15:50)
Ny marina no holazaina , ny zavanisy tsy azo hafenina mandrakizay
39. antimpanahy
(
03/12/2009 16:53)
Raha misy amitsika havana ,zandry ,zanaka ka tsy azoazonao na tsy mety aminao ilay adihevitra dia mangataka aho mba tsy hanoratra hianao fa hamaky fotsiny ary misaina izay voalaza
misaotra tompoko
misaotra tompoko
40. belaza
(
03/12/2009 16:57)
tena antitra marina ny fanahinilay razoky ity kle, de lasa manao retour d'age, lasa mirediredy ohatrany zazakely! mampalahelo ahy ianao ra zoky olona, nefa moa tonga aminilay ohatra hoe"NY ADALANY OLONA HIOMEHEZANA, FA NY ADALANY TENA KOA ITY VAO MAIKA MAMPIHOMEHY " mahereza razoky ô