Fa nahoana no nisy ny coup d`Etat

1. patrick2002 ( 01/12/2009 01:22)
http://www.dailymotion.com/video/x92l3h_ravalomanana_news

Io ny fanadihadihana nataony Manandafy 2 taona lasa izay ,T@ mbola nampatanjaka ny TIM.
Amin`izao ity rangahy ity manameloka fanonganana
soyez sérieux Mr le professeur.
novalian'i pikatti ny 03/12/2009 10:14
2. dadabe ( 01/12/2009 02:31)
ianao angaha vahiny @ i Ndafy kely le...izay misy ny vola no idiran'ingahy rainy(rotaka 72 - CSR - CRES - candidat presidentiel - PM Ra8 - sns ) :-D touriste MAPUTO
3. vitamatavy ( 01/12/2009 04:34)
raha izany ve no tanisaina sy atao hoe peuve tsy ho lava ny tantara raha @ ireo mpanao politika gasy no jerena
4. xxx1 ( 01/12/2009 07:56)
O ry be troky o! Agnio sérieux avao lé raha.
5. AndriambyII ( 01/12/2009 08:11)
Fatsora be mihintsy Manandafy , izay no azo ilazana azy . Fa misy propos anachronique efa dilan' ny vanimpotoana raha ny fahitako ny heviny . :lol: :lol:
6. nanjakely ( 01/12/2009 09:34)
misy teny tao hoe :"namorona mpanongam-panjakana i Ravalomanana tamin'ny fanapenambava, ny didiko fe lehibe , sy ny didy jadona nataony !"

-tsy ny ratsy intsony no fakantahaka izao fa mba ny tsara amin'izay
7. pikatti ( 01/12/2009 12:22)
Fa nahoana no nisy ny coup d`Etat

satria misy tombotsoa betsaka ho an'i frantay very , ary misy tgv olona azo ampiasaina tsara sy entina @ sangany hanatanterahany ny tanjony,zany ve lesy rapaty de mbola hazavaina @ lah foana lé
8. dadabe ( 01/12/2009 14:41)
sady raha lany teo ra8 masaka daholo ny gasy any frantsa kleuleu ataon'i frantsay mody maina aty dago laisany
9. AndriambyII ( 01/12/2009 15:09)
Mody maina ahoana moa izany tianao tenenina izany ry Radadabe ? ho roahin' ny frantsay ve ny malagasy ???
10. bazylou ( 01/12/2009 18:37)
io ry zalahy izay sahy matyihany no mifono lamba mena, ary rehefa tratran'ny daka tsy hitamaso sy ny t tsy omby divo dia aza mimenomenona :-P :-P :-P :-P
11. fijo ( 01/12/2009 19:54)
marina mihintsy fa le fihetsika manavaka sy manilika io mitarika fanonganana sy fankahalana;DE IO IZAO NO ATAON4NY tgv KA mazava izany ny hiafarany
12. patrick2002 ( 02/12/2009 00:48)
Io kosa anie ra-Fijo ianao tsy hiara-hiasa @ olona hanongana anao mihintsy eh! mazava izay .
Fa misy karazany roa ny fanilihana
- Ny iray dia manilika fa tsy manaraka ny teniko ,tsy mitovy hevitra amiko .
- faharoa ahiliko fa mitady hamadika ahy haka ny toerako .
Ilay voalohany dia tsy rariny satria ny hevitra mety tsy hitovy fa ny tanjona iray . Tsy rarin y raha ahilikao ilay olona .
Ilay faharoa dia rariny loatra raha ahilikao ilay olona satria mitady hamono anao , ,ennémi, manana légitime defense ianao .
Zay no hataoko hoe rariny raha tsy manaiky i Andry ny hanomezana ireo ministere souverain ,satria raha homeny Andry an`i mouvance sasany ireo dia tsy misy maha president azy intsony ,ary izay no tanjony mouvance hafa .
13. antimpanahy ( 02/12/2009 15:27)
tsy ny ratsy intsony no fakantahaka izao fa mba ny tsara amin'izay
14. milamm ( 02/12/2009 17:02)
valiny 1 hafa koa ty tsara ho fantatry ny rehetra ankoatry ny rosewood
http://andrydago.wordpress.com/2009/11/21/sunpec-hires-andry-rajoelinas-father/
fivarotana na fifanarahana antsokosoko ireo 3313 oil block(tatitra avy @ Hong Kong Stock Exchange izay efa lasany sinoa ambangovangony ao amintsika milaza fa ireny afera Sino Union Petroluim Corporation/sunpec ireny t@ 08/10/09 tsy iza fa i yves-roger rajoelina bainn lavanify no mpanolotsaina manokana ary mitana andraikitra @ fitrandrahana solika tsy voadio @ faritra 4 lehibe eto Madagasikara miaraka @sunpec izay volavolan'asa lehibe Dr. Hui Chi Mingy tompony banky ao M.kara BICM /International Bank China Madagascar mpandraharaha sinoa avy ao Hong kong(mamatsy vola mivantana @ Madagascar Energy International Ltd, MPI , MNP...), tena vitainy reto tsy valahara reto ny harempirenentsika ,tsy rariny...izany antony zany no nahatonga ny coup d'etat satria ny vavabasy no lalana arahiny rehetra
15. AndriambyII ( 02/12/2009 17:48)
Araky ny tenin' i nancy teto hoe tsy efa potika ve i mada ??? :oops: :oops:
16. milamm ( 02/12/2009 18:03)
teo reo efa nanimba teo aloha fa ireo zay manimba @ zao fotoana kosa mila samborina ary tsaraina ,tsy moramora nefa adidiny rehetra izay mahatsapa tia ny tany niaviany e,ny taon-trano tsy vitan'irery
17. fijo ( 02/12/2009 20:57)
rapa an,ary ny fanilihan any mpanao gazety homaly ve,fanilihana sokajy faha firy?????????ary ny fanilihana andratsiraka sokajy faha firy koa,nefa raha tsy nisy ny valandresaka nataon'i deba tsy nisy ny hetsika teo ambohijatovo.sa izay le fahendrena tanora????
18. patrick2002 ( 02/12/2009 22:28)
ra-Fijo izay no,lazaiko anao hoe mba manaraha tantara ,ianao indrindra no nanizingizina teto fa miara miasa i Rajoelina sy Ratsiraka ,tsy haiko na mbola tananao izay hypothese izay na efa resy lahatra ianao , Izao no niteny taminao fa i Rajoelina izany pro Ravalomanana t@ 2001 ,ary niara niasa ireo ,resaka bizna no tsy nampifanaraka azy ,satria tadiaviny Ravalo hatao ohatry ny milliardaire malagasy maro i Andry ,fa ity raika ity tanora mbola be ambition dia tsy nanaiky raha tsy io no niafarany .
Ka raha hiteny ianao hoe fanilihana ,ireo dia hifanilika ary mbola hifanilika fantany GIC tsara izany fa hampiadiany aloha ny mpanao politika gasy ,iza no mamy hoditra eo @ vahoaka malagasy ,iny no tohanany ,tsy afaka hiara-hiasa mihintsy ireo mouvance efatra ireo fa androany mety hifandray tanana ratsiraka sy zafy ,dia avy eo mifanilika ,rahampitso mety hifandray tanana Ravalomanana sy Rajoelina dia avy eo mifanilika eo @ fifidianana .
Ka aoka hazava fa ny fisiany fifidianana mangarahara ihany no fanilihana légal ,raha vao ny fifidianana no hasianao hala-bato dia tsy maintsy hisy ny coup d`Etat ,sahala @ nataony TIM t@ fifidianana deputation sy communal farany teo ,95% ny deputé sy ny maire TIM avokoa dia izay ve aminao no mifanaraka aminy hetahetam-bahoaka . sahala @ nataony AREMA , ny PSD taloha.
19. pikatti ( 03/12/2009 10:14)
Calixte Ramiandrasoa, Ministre de l’environnement(HAT), les exportations et les coupes sauvages se poursuivent sans vergogne, l’appel des millions de dollars engendrés supplante superbement toute considération écologique.

Les banques impliquées dans le financement des exportations de bois précieux depuis la Région Sava affectent des capitaux étrangers vers le commerce du bois. En 2009, toutes les exportations déclarées de la Région Sava ont été financées soit par la BFV-Société Générale, filiale malgache de la banque française Société Générale (45 % de préts par valeur) ou la Bank of Africa, filiale du Bank of Africa Group (55 % des préts). Bien que les exportateurs entraînent essentiellement des relations avec des gestionnaires de comptes dans les filiales, tous les préts impliquant des exportations ou des devises étrangères sont approuvés au niveau du siège social à Antananarivo.
Tena affaires HAT le kôzy :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0493