Ao tsara daholo? :-p

1. hery ( 26/11/2009 09:56)
Hay mbola ato daholo ihany isika ka. Milay.

Tsisy vidim-pidirana zany eto @ serasera. Mbola vita soa amantsara ny mifandrimbona amin'ny fandoavana ny sarany rehetra ilaina aloa. Raha misy vonona hanampy dia efa hitanareo iny ny lien... fa aza matahotra (minoa fotsiny ihany)


Aah, tononkalo kely amin'izao akaiky noely izao:

"Tonga ny noel
Miala Rajoel"

Ampianaro ny ankizy :-* =))
novalian'i ANARIM ny 21/01/2010 11:50
2. terrywui ( 26/11/2009 09:59)
tsy miady rima le poesie n'i hery letiee!

tonga ny noel
miala rajoel
ampianaro ny ankizy :oops:


zany ve de ho tonokalo le !

efa hita iny paypal iny rahery fa volan'ny cnaps zany a!
3. hery ( 26/11/2009 10:07)
ilay tsianjery no ampianaro ny ankiry ry n... a! (hozy i Mirananirina izay)

:-)
4. ifiona ( 26/11/2009 13:28)
heeeeeyyyy tsy Mirananirina no nilaza an'iny fa za :-P :-P :-P
5. terrywui ( 26/11/2009 15:23)
ITAN'IFIONA FA TSISY KOBONY DAHOLO OA NY XXX MANDALO TEO DE NALEONY NESORINA !! KOBOKO MITSY INY HOE NANDRA INY ! DE AVY EO OZY NDRY OE W.....P MITOVY IANY !
6. xxx1 ( 27/11/2009 08:13)
terry:
tonga ny noel
miala rajoel
ampianaro ny ankizy


zany ve de ho tonokalo le !
Tena tsy miady rima mihitsy ilay izy e!.
Fa efa nisy ezaka ihany aloha na dia izany aza.

ilay tonokalony fahiny mantsy dia hoe:
tonga ny fetim-pirenena 26 juin
miala i nirina andry rajoelina.

:oops:
7. Mirananirina ( 27/11/2009 08:58)
hihihi...
tonga ny Noel
miala Rajoel
aza adino velivel
mpampadihy makorel
=)) =)) =)) =))
8. terrywui ( 27/11/2009 13:58)
hoy i mirana
hihihi...
tonga ny Noel
miala Rajoel
aza adino velivel
mpampadihy makorel
ampianaro ny ankizy ...! :-D :-D
:oops:
9. Djhamhal ( 27/11/2009 14:19)
tonga ny noely
map'té hilefa
ilay kalakely
mamokovoko ery
samy mankafy
fa tonga ny noely
mampisy zaza kely
hi hi hi !!!!!!!!!!!!!!


:-D :-D :-D :-D :-D
10. ANARIM ( 21/01/2010 11:50)
:) :lol: 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.414