Valin-kafatra ho ani wiwi

1. xxx ( 20/11/2009 20:10)

AGILETERA lohan'angidina :-D
novalian'i pikatti ny 22/11/2009 21:17
2. mitapiwui ( 20/11/2009 20:11)
hon hon hon her her her
3. xxx ( 20/11/2009 20:16)
Badolahy miditra sehatra politika :roll:
4. terrywui ( 20/11/2009 20:31)
:-D :-D :-D :-D merci batista a!!.....hin hin hin .....!
5. terrywui ( 20/11/2009 20:33)
fa izao e ! bado lahy tokoa le TGV fa nahazo moramora le FANJAKANA teo ampelatanan'i milaza azy ho MAHERY sy ny miseho ho NAHITA fianarana an ......!!!
-----------NEFA KOSA : tsy mety ho azony mihitsy io Fanjakana eo ampelatanan'i wiwi io .....!!!! hon hon hon hen hen hen hen
6. xxx ( 20/11/2009 20:33)
hon hon hon her her her
7. xxx ( 20/11/2009 20:34)
-----------NEFA KOSA : tsy mety ho azony mihitsy io Fanjakana eo ampelatanan'i wiwi io .....!!!! hon hon hon hen hen hen hen



hik hik hik hik hik ! fihomehezan'ny mamo ndry io batista a! hik hik hik hik
8. xxx ( 20/11/2009 20:35)
Raha milay lesy lisany tsisy seza voazara teo a
9. xxx ( 20/11/2009 20:42)


Kapohin'ny Madama eo elah be fanontanian' io :lol:
10. terrywui ( 20/11/2009 20:50)
hik hik hik hik hik ! mamo letsy ah batista zao a! nanao samedi manifika sy vendredi otrizay omaly de mba nomenlah BD milay ah lesy de mba tsy kopaka tsony a! merci ee... :roll: :roll: :roll: :^) :^) :^) :^) :^)
11. xxx ( 20/11/2009 20:55)
Hendré tsara :wink:
12. terrywui ( 20/11/2009 20:56)
hik hik hik hik !! refa miafana tsar ah tsy kopaka miresak tsara isika fa reveo eo alou ze koziko retra eo e! hik hik hik hik !.....
13. dadabe ( 21/11/2009 08:07)
tsy misy azoko tsony le resaka politika leuleu
14. pikatti ( 22/11/2009 21:17)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
polifika lesy io dadabe f'elah zany koa variana manao "révolution interne" lava ao chine ao klé
hik hik hik hik
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1855