tsy maintsy mimaste foana

21. xxx ( 01/12/2009 11:37)
zah ve no taraiky sa tena dondrona beh fa raha azo atao de mba hazavao oe le mimaste é?
22. xxx ( 01/12/2009 12:21)
xxx:

zah ve no taraiky sa tena dondrona beh fa raha azo atao de mba hazavao oe le mimaste é?



le atao hoe mimaste ve de tsy hainao ry xxx an! manjaitra tanana e!!!!
23. hery ( 02/12/2009 08:05)
ikaretsaka:
raha hoe tsy maintsy mihinan'kanina ve i hery dia hoe "ka efa manimba ny vatana sy ny saina izany satria "tsy maintsy"" ?... ataovy serieux le


Raha mitovy amin'ny mimaste ny misakafo dia diso aho :-)

Vao teraka dia tsy maintsy mimaste satria raha tsy izany maty noana? :-)
Ny ankizy tsy maintsy mimaste? :-)
Miara-mimaste maraina, atoandro hariva... d misy gouter mimaste kou? :-)

tena nataoko sérieux ka :lol:


Izay no teneniko hoe raha vao "tsy maintsy" ilay mimaste dia lasa obsession izay, lasa drogue. Mahita fahafinaretana kely amin'iny dia tsy mahatsapa intsony ilay "tena" fahafinaretana ao anatin'ny olon-droa mahazo miray.

Raha vao tsapanao hoe "tsy maintsy mimaste" ianao dia mila miroso amin'ny fitsaboantena tahaka ny fitsaboan-tenan'ny drogues rehetra toy ny miala amin'ny sigara sns.
24. Lejoba ( 02/12/2009 12:27)
ampianaro rafotsy e!
@ izay 'nareo tamana @ ilay tanany dia tsy mikitikitika any intsony. Dia aza trandrahana be loatra ilay izy fa miovà fialam-boly
25. kotobekibo ( 02/12/2009 22:18)
xxx:
zah ve no taraiky sa tena dondrona beh fa raha azo atao de mba hazavao oe le mimaste é?


mi se masturber e! :-P
26. ndenn ( 02/12/2009 23:12)
Any @ firenena sasany dia fongorina @ fahazazana ny torcli ho an\' ny zazavavy kely , ny sasany zairina manta mandra- panambady ny molotra ambany , ny sasany aforitra @ vakana ny biby mba tsy hisian\' ny disadisam-panambadiana any aoriana ,ny sasany fantsiana @ tsilo ny voa mandra-pahita an\' i l\'autre , ...
Ny fanaovana yoga no hitako fa tena mireguler an\' ilay zavatra .Tsy mila baikon\' ny kitikitika sy ny safo ary tsy mahazo baiko avy @ hafa koa , fa rehefa mifanaraka tsara @ saina ny fiarahana dia samy lafatra ny andaniny sy ankilany. :idea:
27. fijo ( 11/12/2009 21:04)
ary rah arafotsy no ampanaovina ilay izy ry akama??mety hilay an
28. cutie ( 12/12/2009 21:34)
[quote]Mpandefa : kotobekibo [ Valio ] 22-11-2009 22:56:15
Lohateny : Re : tsy maintsy mimaste foana
Ny ankabeazan'ny bandy fantako d mbola mimast doly na d efa manambady aza kah! Feeling hafa mihitsy iny ! fa tsy isanandro kosa klé ! mety mbola zeun kosa angamba elah an!
maninn raha atao kilalao miaraka @ rafotsy ref indraindray ohatra d @ izy mihitsy no manao azy e! andramo anie e! [/quote :-D :-D :-D :-D :-D
Tena efa aretina zany raha isan'andro.
29. kotobekibo ( 16/12/2009 00:12)
cutie > ka izay anie no hitenenako an'i lery hoe tsy mety kosa raha isananandro kle , b ny zvt hafa azo hatao ao anatin'ny 1 andro kah! :-P
30. cutie ( 17/12/2009 13:06)
ohatra we mihaino rvg :-D
31. kotobekibo ( 20/12/2009 23:53)
cutie > ohatra iray marina io an! =))
32. jarifa ( 04/01/2010 10:53)
Mirananirina:

:( izay ange ny mahatonga ny fampirafesana avy eo e,be loatra ilay filan'ny nofo tadiavina. :(


Voa maika ary izy tsy tia mampirafy fa vitainy @ tanana ny azy ko, milay lesy zany fa tohizo an,


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2112