tsy maintsy mimaste foana

1. xxx ( 19/11/2009 22:58)
bandy aho ary efa manambady ,ny olana anefa dia lasa mimaste foana aho isan'andro ary manao rapport sexuel foana koa anefa rehefa alina ,tena fomba ratsy tsy mety afaka mihitsy izy ity satria fony mbola kely dia efa nanao an'io
répondu par jarifa le 04/01/2010 10:53
2. sitlo ( 20/11/2009 01:38)
Revy daholo izany fa tsy misy olana. Misy an'izay kofa avy any Mahajanga izay aza niteny hoe: indraindray masturbation speciale. =))
3. soanja ( 20/11/2009 23:21)
xxx:

bandy aho ary efa manambady ,ny olana anefa dia lasa mimaste foana aho isan'andro ary manao rapport sexuel foana koa anefa rehefa alina ,tena fomba ratsy tsy mety afaka mihitsy izy ity satria fony mbola kely dia efa nanao an'io


Somary efa nivadika aretina tokoa raha isanandro dia mitaky ny atidoha hanao izany. Mila manantona ireny toby mikarakara ireny olona manana fiankinana be loatra na addicted amin'ny sigara sy ny toaka ary ny hafa ireny ianao raha misy izany ny toerana misy anao. Ny saina mantsy no mila amboarina amin'izany. Ny fomba fanaovana azy dia atao toy ny tolona isanandro vaky ihany, hoe androany ihany no andro ary rahampitso andro hafa indray. Ataoko izay hampilamina ny fiainako androany ary rahampitso aoka ho an'Andriamanitra. Mila vavaka sy meditation ary fialana amin'ny toerana mahazatra no miady amin'izany ary indrindra ezahina hilamina ny fiainana fa tsy asavoritaka fa raha tsy izay dia mitaky ny filana mahery. Soava indray ary.


4. zouzouzaza ( 21/11/2009 13:26)
5. kotobekibo ( 22/11/2009 21:56)
Ny ankabeazan'ny bandy fantako d mbola mimast doly na d efa manambady aza kah! Feeling hafa mihitsy iny ! fa tsy isanandro kosa klé ! mety mbola zeun kosa angamba elah an!
maninn raha atao kilalao miaraka @ rafotsy ref indraindray ohatra d @ izy mihitsy no manao azy e! andramo anie e! :-P
6. xxx ( 22/11/2009 22:33)
le izy nie efa fahazarana ,efa mirevy be fa vao tsy ao rafotsy dia raikitra e
7. xxx ( 23/11/2009 14:58)
tsy maninona io fa ianao foana no mahalala zay hilanjalanjanao azy
8. Veloo ( 23/11/2009 15:52)
kay le danje be zany kle!
9. ikaretsaka ( 23/11/2009 20:01)
rehefa izay no mahasalama anao :-D
10. Mirananirina ( 24/11/2009 15:16)
:( izay ange ny mahatonga ny fampirafesana avy eo e,be loatra ilay filan'ny nofo tadiavina. :(
11. maryline ( 24/11/2009 15:36)
Misy raha to izany hihi
12. kotobekibo ( 25/11/2009 00:05)
tsy misy fomba ratsy izany ref mbola tsy manimba ny toe-batana na ny saina e!
d mazotoa raha izany kouh! :-P
13. Mirananirina ( 25/11/2009 12:25)
tsy misy fomba ratsy izany ref mbola tsy manimba ny toe-batana na ny saina e!
d mazotoa raha izany kouh
Ary i Koto koa izany mety....hihihi.Tsy ratsy kosa aloha izany fa ny rehetra presque manao an'io daholo e.
14. maryline ( 25/11/2009 13:25)
hihihihi izany ve ry Mirana! :lol: :lol: :lol:
15. hery ( 26/11/2009 09:38)
Ka efa manimba toe-batana sy saina izany raha "tsy maintsy" foana.

Maninona raha mba manao spaoro indray na zavatra hafa e?
16. ikaretsaka ( 26/11/2009 14:15)
raha hoe tsy maintsy mihinan'kanina ve i hery dia hoe "ka efa manimba ny vatana sy ny saina izany satria "tsy maintsy"" ?... ataovy serieux le
17. kotobekibo ( 28/11/2009 14:12)
maryline , Mirananirina > feeling manokana iny kah! tsy misy maharatsy azy ref tsy atao " abus , trop , excessif " tahaka ny zavatra rehetra ihany . Ary mazava ho azy fa manao an'io dôly na ny lahy na ny vavy , na antitra na tanora :D

misy reportage t@ TV ity fa tsy haiko ny mandahatra azy ; D samia maka izay tandrifiny ao ary e!

http://www.dailymotion.com/video/xhqhu_pardon-mais-cest-trop-bon-suite_creation
http://www.dailymotion.com/video/xhqzc_pardon-mais-cest-trop-bon-suite_creation
http://www.dailymotion.com/video/xltw7_pardon-mais-cest-trop-bon-3_news
http://www.dailymotion.com/video/xlt6p_pardon-mais-cest-trop-bon-2_news

xxx > za koa manohana an'i hery , mba manaova spaoro na mivoaka manala azy kely d tsy ho eo foana ny saina . :wink:
18. vale ( 01/12/2009 09:12)
marina tokoa, ny fanaovana sport dia mampihena ny filàna ara-nofo.
Ary tsy mety koa angaha raha ajanona ilay izy e? sa tena "tsy maintsy" :lol: :-w :wink:
19. xxx ( 01/12/2009 10:41)
Tena sérieux ve nareo miteny hoe mapihena ny filana ara-nofo ny fanaovana spaoro,...nefa dia tena ny mifanohitra amin'izany no mahazo ahy (tsy ra-xxx nanokatra hevitra aho a). Plus zà reraka rehefa avy nanao spaoro iny plus zà mitady an'io. Mety tsy mitovy angamba ny toe-batan'ny tsirairay.
20. xxx ( 01/12/2009 10:56)
tena marina mihitsy zany ,le reraka vao avy miasa mafy iny no tena milay be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2049