Dia mahaiza miaina aby aza fa @ 2012 hono no farany!...
21. rakaroka
(
13/11/2009 17:14)
[quote=cutie]
'ngaha moa dia voafetra hoe "izao sy izao monja ihany..." no natao hamantarana ny misy:roll: :roll: 8O :-D :-D :-D . Tsy hifetra tahaka ny hoe
ny zatsy sy zaroa monja no fihevitra . Ary marina tokoa fa virtoaly sahala @
namana virtoaly sy hevitra maro eto ny film, fa natao hanovozana izay azo tovozina avokoa ireny ka! Mahafinaritra ahy ny "imagination", ary tsy afenina fa betsaka ny zava-misy teraky ny "imagination" indrindra koa!ary misy ifamatorany aza, fa ny anjaran'ny tsi1/1 fotsiny no maka izay tandrifiny !
Heu...nanome lesona "disciplinaire" ohatra ny fijerena ny "Kung fu 36ème chambre"., Ary tiako ny nahita ilay izy satria il fallait dire fa misy "existence"
tsy tao anatin'ny domaine nisiana anefa mahasoa koa! Brefff de toute façon tsy manery na mitaona an'izan'iza hijery film akory fa fitia te ahalala ny "vision" na "impression'ilay réalisateur ny ahy. Fa raha toa liana @ ito size dia androany alina hisy resadresaka mikasika azy ity ao @ direct8, vers 23 heure . Araka ity http://www.direct8.fr/program/la-grande-soiree-du-paranormal/speciale-fin-du-monde/
ie fa tsy ho voatery we handeha hijery film za zay vo haiko we zao no zava-misy :-P:-D :-D :-D =)) =)) =)) 'za io aza 'gné mba mis'inte hoe "ohatrôtran'ny ahoana aza izy izany :roll: :?: :?: Fa tsy ilay hoe "tsy raharahako rangahy an :-D :-D :-D
'ngaha moa dia voafetra hoe "izao sy izao monja ihany..." no natao hamantarana ny misy:roll: :roll: 8O :-D :-D :-D . Tsy hifetra tahaka ny hoe
ny zatsy sy zaroa monja no fihevitra . Ary marina tokoa fa virtoaly sahala @
namana virtoaly sy hevitra maro eto ny film, fa natao hanovozana izay azo tovozina avokoa ireny ka! Mahafinaritra ahy ny "imagination", ary tsy afenina fa betsaka ny zava-misy teraky ny "imagination" indrindra koa!ary misy ifamatorany aza, fa ny anjaran'ny tsi1/1 fotsiny no maka izay tandrifiny !
Heu...nanome lesona "disciplinaire" ohatra ny fijerena ny "Kung fu 36ème chambre"., Ary tiako ny nahita ilay izy satria il fallait dire fa misy "existence"
tsy tao anatin'ny domaine nisiana anefa mahasoa koa! Brefff de toute façon tsy manery na mitaona an'izan'iza hijery film akory fa fitia te ahalala ny "vision" na "impression'ilay réalisateur ny ahy. Fa raha toa liana @ ito size dia androany alina hisy resadresaka mikasika azy ity ao @ direct8, vers 23 heure . Araka ity http://www.direct8.fr/program/la-grande-soiree-du-paranormal/speciale-fin-du-monde/
22. cutie
(
13/11/2009 19:59)
de tantarao aza we in avy ny lesona azon-jy tany ry rakaroka refa avy mijery njy de we in no ataon-jy zany mba hiambenana an'io 2012 io :-D
23. ni81
(
13/11/2009 20:35)
Ny tiako tsindriana fotsiny dia hoe : "" MIAMBENA) fa raha maty tapoka eo am-panaovana asa ratsy moa dia ahoana !marina dia marina tokoa !
andro tsy tokony hatoritoriana izao na hanaovana izay danin'ny kibo fa andro hanaovana asa soa , andro hanehoana fitiavana !na mankahala aza ny fahavalo ! mivavaha ho azy ! fa hain'Atra hatao ny zavatra rehetra! na esoina aza noho ny fahamarinana ! ampaha-firin'izay nahazo an'i Jeso moa zany ! tsy maintsy mandalo fitsapana sy fisedrana ny zanak'olombelona ! ary rehefa voazaha-toetra tsara izy ka tena miorina fa Jesoa kristy no Tompo sy mpamonjy ny fiainana dia tsy matahotra izy na androany aza no tapitra ny faran'izao tontolo izao na ny fara-andro! fifaliana ho azy aza ny miandry an'i Jeso ho avy eny @ rahon'ny lanitra indrindra fa hitsena azy ampifaliana
24. cutie
(
13/11/2009 20:35)
18. Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 13-11-2009 07:43:24
Lohateny : Re : Dia mahaiza miaina aby aza fa @ 2012 hono no farany!...
Ny fiatrehana ny anio tsy voatery hoe "tsy hahatsinjo ny ampitso ka". Fiheverako indrindra izay ny sensn'ny hoe "faire face @ réalité" aza ny fahaizany miatrika ny fiainana @ seho sy tranga misy sy hisy. Tahaka izany anie ny fisian'ny nisian'ny expression gasy hoe "mitsinjo ny vodiandro merika", dia tsy voatery hoe "voafetran'ny anio ihany ny "atriky ny fiainana!"
Ny frantsay nanao ny "securité sociale, ry zareo amerikana mahita ny "raison d'étren'izany koa ankehitrtiny, sns...
haiko daholo zany fa le we "Dia mahaiza miaina aby aza fa @ 2012 hono no farany!..." no tiako tsindriana we ze propaganda film hollywood any ve no handeha hi baser-na ny fiainako :)
Fa io moa samy manana ny fiheverany azy ze samy maka ze tandrifiny azy aby fa zay fotsiny ny ahy :wink:
25. rakaroka
(
15/11/2009 05:30)
"Induction" kosa ny filazan'i Cutie fa noho ny propaganden'ny film no nanokafana ity size :roll: :roll: :TSIA . :roll: :roll: :-D :-D
Tsy ny version'ny film mihitsy anie no
sujet eto fa ce n'est qu'un complément : "aoka hazava!"
En faite ny lohateny nosokafako tsy milaza akory hoe "fin du monde" sahala @ fandraisan'ny hafa akory :-$ "nuance" satria finoako koa tahaka ny mahazatra @ fin de cycle d'une civilisation hoe nisy foana ny "rescapé".
Ka manoloana izany indrindra angamba, raha toa manao todi-doha ny nisy aho no nety nahatonga ahy nahavolana hoe "mahaiza" , au sens faire face au dangers fa tsy sens fibebahana sy ny efa fahaizana miaina sns....(Dia tahaka ny tsiaro ilay manam-pahaizana teny ambony lakana izay nilaza fa very ny ampaha-piainan'ito mpitondra lakana raha tsy nahay na nahafantatra an'izao na izaroa, ary nony nolazain'ilay mpitondra lakana hoe mahay milomano ve izy?...dia ho very ny 100% ny fiainanao afaka segaondra vitsy satria ho rendrika ity lakana!)
Ary raha mi-aborde ity size aho dia tsy mifetra @ "angle" iray monja satria averiko ihany fa misy ny fifamatoran-javatra be dia be eo @ fiainana.
Raha mi-aborde ny "sujet" 'zao io ny direct 8 => tous les éléments susceptibles d'étre mentionné niresaka manodidina ity size dia "bienvenues"
avokoa y compris ny film
Heu...tsiahiviko fa tsy vao indray mandeha no nisy ny disparition des civilisations ary tsy zoviana @ izany aho !http://www.martinon-gerard.com/civilisations-cachees.php

26. cutie
(
15/11/2009 14:57)
ka za ve moa mahalala ze any an-tsaina-dry any t@ njy nanokatra ny sujet e, ze voasoratra teo no novakiako :) Fa efa araky ny efa hitako t@ pub retraretra teny an-dalana de we propaganda io amiko, tsy zay izy @ ndry de tsara zany :)
27. cutie
(
15/11/2009 15:08)
sady ndry koa nanontany we ahona ny hevitrao, ka zay ary ny hevitro ka in ndray :D
28. rakaroka
(
15/11/2009 16:18)
Cutie< Tsy "extrait" na Séquencen'ny 2012n'i Roland Emmerich anie ito nanontaniako hevitra e, fa reportage documentaire misy parallèlle @ azy! Raha naka "estrait" na séquence"-ny aho dia mitombina ny resaka propagandy, fa tsy azy ity nalaiko ka! => Ary ito séquence nalaiko tsy hoe resaka filmographie loatra fa plutôt resaka fandalinana synthèse-na visions maromaro! Ka tsy hitako izay ataoko propagandy eto hoe "Ny Maya ve sa? , ny spesialista ny net? sa ny faminaniana nisy? :roll: :?: 8O => Ny tsapako ftsn dia
"tranga iray mba nitovizan-drizareo hevitra izany ity tanatin'ny fifandrirotana ara-pijery maro=> mampieritreritra :roll: :roll:
"tranga iray mba nitovizan-drizareo hevitra izany ity tanatin'ny fifandrirotana ara-pijery maro=> mampieritreritra :roll: :roll:
29. fahamarinana
(
15/11/2009 17:46)
:arrow: karaha nifangaro tokoa ny raha ry Rakaroka nefa tokoa voalaza tao fa documentaires! Mahavariana sy mahaliana ahy ilay fomba fijerindry tany ambony tany ,tahaka ny mahazatra e ! :D (l)
30. cutie
(
15/11/2009 20:53)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 15-11-2009 17:18:03
Lohateny : Re : Dia mahaiza miaina aby aza fa @ 2012 hono no farany!...
Cutie< Tsy "extrait" na Séquencen'ny 2012n'i Roland Emmerich anie ito nanontaniako hevitra e, fa reportage documentaire misy parallèlle @ azy! Raha naka "estrait" na séquence"-ny aho dia mitombina ny resaka propagandy, fa tsy azy ity nalaiko ka! => Ary ito séquence nalaiko tsy hoe resaka filmographie loatra fa plutôt resaka fandalinana synthèse-na visions maromaro! Ka tsy hitako izay ataoko propagandy eto hoe "Ny Maya ve sa? , ny spesialista ny net? sa ny faminaniana nisy? => Ny tsapako ftsn dia
"tranga iray mba nitovizan-drizareo hevitra izany ity tanatin'ny fifandrirotana ara-pijery maro=> mampieritreritra
tsy haiko tsony we in no tian-jy ahatongavana, nanontany ny hevitry ny mpi-frum njy de efa nolazaiko ny ahy de zay le izy :)
31. cutie
(
15/11/2009 23:36)
mazava @ zay le izy ry rakaroka fa lasa nihitatra kely fotsiny izy teo :-D
merci fa tafita ny hafatra e :D
merci fa tafita ny hafatra e :D
32. fijo
(
16/12/2009 22:56)
nde hikaly sy hisotro tsara aho aloha fa rehefa maty ve tsy hivavaka ihany ry mpino e