Dia mahaiza miaina aby aza fa @ 2012 hono no farany!...
3. cutie
(
11/11/2009 21:55)
tsy mba mahataitra ahy ny handeha hijery an'io, hitako pub bdb eny @ rindrina tany Canada fa efa haiko fa film tsy misy ilavana azy :-D
4. ikaretsaka
(
11/11/2009 22:22)
cutie.. aleo ho tonga mo o?
io ne le lazaiko hoe ahoana mihitsy aza ny finoanareo.. finoana adikoropaka hoe "tahotra ny farany" karaha hoe tamy radiry de alamina ny birao de atao milay be ny chantiers...
raha tena mpiasa sy mpino marina na @ oviana na amin'ahoana tsary tokony hisy hahataitra izany

5. cutie
(
11/11/2009 23:37)
3. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 11-11-2009 23:22:49
Lohateny : Re : Dia mahaiza miaina aby aza fa @ 2012 hono no farany!...
cutie.. aleo ho tonga mo o
ie avelao ho avy zay ho avy hoy ny hiran'i rossy :-D
6. majesty
(
12/11/2009 04:34)
Fa tsy misy mahalala na ny andro na ny fotoana ihavian'ny zanak'olona hoy ny soratra masina fa miambena fotsiny ihany fa ho avy tampoka sahala @ mpangalatra izy :)
donc na misy 2012 na tsisy 2010 tsy any ny olana !
donc na misy 2012 na tsisy 2010 tsy any ny olana !
7. jarifa
(
12/11/2009 05:55)
Tsy dia hoe farany anie ilay @2012 e!
fa hoe hisy zavatra hiso fotsiny dia izay maty @io dia izay izany ny azy no farany
fa hoe hisy zavatra hiso fotsiny dia izay maty @io dia izay izany ny azy no farany
8. rafitia
(
12/11/2009 06:10)
:arrow: tsy maintsy ho tonga anie ny 2012 e fa tsy azo sakanana e, mivavaha, mibebaha
9. ranini
(
12/11/2009 07:08)
otran'ny finonany olo retra iany reto io a! NIsy inona zao t@ 06 juin 2006? Maro lotra ireo minomino foana de manely tsaho uisan-karazany.NY maiva-doha no azony korotanina @ izany.
Zao indray de 21 -12-2012! de maninona anefa?
Hypotèse fotsiny io fa t(sy tena marina. Purement scientifique aza no nanazavan'ny olona sasany azy io donc tsy misy atahorana firy zany.
SAdy en plus anie misy famantarana foana refa tonga ny farany e!
Mbola tsy hitantsika miseho oh ny 8è puissance mondiale izay matanjaka noho i USA sy mavita mampihetry azy, mbola tsy potika koa Vatican sy ny foibe -pivavahana retra misy.donc tsy misy atahorana.
Na izany aza mila miambina fotsiny enao io
OK!
Mazotoa ary e! minoa fotsiny ihany hoy Dada

10. AndriambyII
(
12/11/2009 11:02)
Mitovy fijery ireo oracles ireo , na i Nostradamus , na i La Callice , dia efa samy hita fa tsy nisy nipika ny faminaniana nataon' izy ireo .Fa ny vokany no mety tsy voafaritra tsara hoe ahoana .Physiquement dia mitombina ilay allignement de planetes @ io 2012 io , ary ny @ déplacement des 2 poles magnetiques dia mety hitarika ny hetsiky ny planeta tany hihodina @ làlany , na koa hanontsakontsana ny volume magmatique ,ary mety hitarika horohoron-tany sy eruption volcanique sy fiovan' ny hafanana , ary ny toetr' andro @ ankapobeny . :oops: :oops:
11. cutie
(
12/11/2009 15:00)
ary ny toetr' andro @ ankapobeny
efa tsy mila miandry 2012 tsony fa ny global warming aza efa mihatra @ zao fotoana zao :)
12. fahamarinana
(
12/11/2009 20:45)
rakaroka:
http://www.youtube.com/watch?v=N4WXwTIbmno
Ahoana ny hevitrao?...
:arrow: Raha ny hevitro akia Rakaroka dia eo tsika mahita izy !Zaho manokana miaina dia miezaka manao izay mety amin'ny fomba fijeriko tsotra sy heveriko fa araka Azy !Hatreo aloha !Na izany aza tsy dia olana amiko ny mijery ilay film tahaka ny hijereko ny karazana films samihafa ,tsy dia hitondra tahotra ho ahy koa satria henjana loatra ilay pitsopitsony amin'ny fanamboarana sns ... :) (l)
13. rakaroka
(
12/11/2009 23:16)
Heu...Ny manahirana @ "Info" tahaka itony mantsy matetika tsy hita loatra izay andraisana azy raha tsy mandranitra ny antsoiko hoe masom-panahy angamba?...Hazavaiko...Fony nisy safo-drano tao @ baiboly dia nisy "info" nandeha foana nampiomana fa nihomehezan'ny olona. Ilay izy tsy hoe
"fara-andro" dia ndeha hibebaka sy hanohy izay routine de vie ? Fa misy zavatra en face? atrehina?...Misy "acte précis" takian'izany koa natetika...
Ohatra "fidirana tan-tsambo fiara". Ary toa nisy foana ny deluge tany ho any!
Heu...Ny tsunami tatsy "Asie indray mandeha iry efa nisy niresaka mialoha ary nisy tokoa ny afa-nidify izy iny. Heu... Ny 11 Sept koa efa nisy niresaka mialoha fa 'zany hoe tsy hita moa izany 'zay andraisana azy raha tsy efa mby an-koditra foana?????......Mais bennnnn.... :roll: :roll: :-w :-w :-$ Io koa anie tsy dia hoe "tsy tahotra" no atao beee :-D :-D :-D :{ :{ :{ 'ndrefa rehefa avy ny tokoa betsaka ny hamaky takotra :-D :-D :-D . 4za aloha hijery ilay "film ihany" haka "inspiraka hoe "toko-tokon'ny ahoana tokotrany moa izany ny "pozisio"hisiana . Ny hamisavisana ny ratsy hono hiavian'ny soa knou , sa diso ny hevitro :?: :-P :-D :-D :-D

14. cutie
(
12/11/2009 23:37)
ny androany alou hatrehina fa maika ny hamantatra ze mbola any @ 2012 any ve e :-D Mazotoa raha hijery an'le film aza e lol
zany an, ka ra mandranitra le masom-panahy de we ndana jereo alou le film ve vo we haka saina :wink:
fara-andro" dia ndeha hibebaka sy hanohy izay routine de vie ? Fa misy zavatra en face? atrehina?...Misy "acte précis" takian'izany koa natetika...
Ohatra "fidirana tan-tsambo fiara". Ary toa nisy foana ny deluge tany ho any!
Heu...Ny tsunami tatsy "Asie indray mandeha iry efa nisy niresaka mialoha ary nisy tokoa ny afa-nidify izy iny.
zany an, ka ra mandranitra le masom-panahy de we ndana jereo alou le film ve vo we haka saina :wink:
15. cutie
(
12/11/2009 23:48)
ny ahy alou de voalaza ato daholo http://www.youtube.com/watch?v=pmrjRZLvoJM ny fisainako momba ny propaganda momba an'io film 2012 io e :D
16. majesty
(
13/11/2009 04:38)
Cutie :
miombon'kevitra tanteraka !
rakaroka:
Mety ho zavatra hafa tsy ao anaty inspiration-nao mihitsy no zavatra hiseho fa tsy misy sure afa tsy ny hoe "miambena fa tsy fantatrareo izay andro ihavian'ny zanak'olona" izay ihany.
efa tsy mila miandry 2012 tsony fa ny global warming aza efa mihatra @ zao fotoana zao
miombon'kevitra tanteraka !
rakaroka:
4za aloha hijery ilay "film ihany" haka "inspiraka hoe "toko-tokon'ny ahoana tokotrany moa izany ny "pozisio"hisiana . Ny hamisavisana ny ratsy hono hiavian'ny soa knou , sa diso ny hevitro Miverina ery
Mety ho zavatra hafa tsy ao anaty inspiration-nao mihitsy no zavatra hiseho fa tsy misy sure afa tsy ny hoe "miambena fa tsy fantatrareo izay andro ihavian'ny zanak'olona" izay ihany.
17. bobone
(
13/11/2009 06:38)
:D :D :D Hoy ny soratra Masina hoe "" Ho avy toy ny mpangalatra ny andron'ny Tompo!!! tsy misy mahalala izay ihavian'i Jesoa eny @ rahon'ny lanitra ! raha nilaza izy hoe mibebaha fa antomotra ny fiafaran'izao tontolo izao ny dikany dia tokony hiambina mandrakariva isika satria raha misy mpangalatra moa milaza , miteny mialoha hoe ho avy handrava ny fanananao zaho rahalina , moa ve tsy efa nampirimina na novana toerana ny zavatra sarobidy rehetra tao an-trano !! fa tsy maintsy manao tetika matipaika izy @ fomba rehetra hahazoany maka ny fananan'ny olona izay hangalarany ! noho izany !!! tsy voafaritra mazava izay hahatongavany fa izy fotsiny nilaza hoe any am-parany any dia hisy horohoron-tany , mosary , snsn e! dia raha ireo no miseho dia efa akaiky izay ny fiafaran'izao tontolo izao!!! Ny tiako tsindriana fotsiny dia hoe : "" MIAMBENA) fa raha maty tapoka eo am-panaovana asa ratsy moa dia ahoana !
andro tsy tokony hatoritoriana izao na hanaovana izay danin'ny kibo fa andro hanaovana asa soa , andro hanehoana fitiavana !na mankahala aza ny fahavalo ! mivavaha ho azy ! fa hain'Atra hatao ny zavatra rehetra! na esoina aza noho ny fahamarinana ! ampaha-firin'izay nahazo an'i Jeso moa zany ! tsy maintsy mandalo fitsapana sy fisedrana ny zanak'olombelona ! ary rehefa voazaha-toetra tsara izy ka tena miorina fa Jesoa kristy no Tompo sy mpamonjy ny fiainana dia tsy matahotra izy na androany aza no tapitra ny faran'izao tontolo izao na ny fara-andro! fifaliana ho azy aza ny miandry an'i Jeso ho avy eny @ rahon'ny lanitra indrindra fa hitsena azy ampifaliana !

18. AndriambyII
(
13/11/2009 06:42)
cutie:
ny ahy alou de voalaza ato daholo http://www.youtube.com/watch?v=pmrjRZLvoJM ny fisainako momba ny propaganda momba an'io film 2012 io e :D
:lol: :lol: :lol: cool kaa !!
19. rakaroka
(
13/11/2009 06:43)
Ny fiatrehana ny anio tsy voatery hoe "tsy hahatsinjo ny ampitso ka". Fiheverako indrindra izay ny sensn'ny hoe "faire face @ réalité" aza ny fahaizany miatrika ny fiainana @ seho sy tranga misy sy hisy. Tahaka izany anie ny fisian'ny nisian'ny expression gasy hoe "mitsinjo ny vodiandro merika", dia tsy voatery hoe "voafetran'ny anio ihany ny "atriky ny fiainana!"
Ny frantsay nanao ny "securité sociale, ry zareo amerikana mahita ny "raison d'étren'izany koa ankehitrtiny, sns...
Heu...Ny film moa dia film ihany ! fa ny interessement @ hoe "mais qu'est-ce qui va ce passé "EXACTEMENT" ???? no mahaliana ! ...Ka io tsy hoe "manana an'i Kristy aho dia on s'en fou sanatria, izay mitranga any çà me regarde pas!Fiatrika avokoa ny "misy" sy tsara ho fantatra ka! :-P :-D :-D :-D

20. cutie
(
13/11/2009 15:28)
Heu...Ny film moa dia film ihany ! fa ny interessement @ hoe "mais qu'est-ce qui va ce passé "EXACTEMENT" ???? no mahaliana ! ...Ka io tsy hoe "manana an'i Kristy aho dia on s'en fou sanatria, izay mitranga any çà me regarde pas!Fiatrika avokoa ny "misy" sy tsara ho fantatra ka!
ie fa tsy ho voatery we handeha hijery film za zay vo haiko we zao no zava-misy :-P