ECOUTER Flash Infos 02h30 du matin-Rajoelina claque la porte

1. vatofototra ( 05/11/2009 23:33)
ECOUTER Flash Infos 02h30 du matin-Rajoelina claque la porte 05 nov09

- Andry Rajoelina claque la porte au nez de Chissano émissaire du GIC
- Interview Zafy Albert
- Brève intervention Didier Ratsiraka
- La négociation est compromise

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
répondu par pikatti le 06/11/2009 06:37
2. pikatti ( 06/11/2009 00:14)
Mbola nanao be doika ndray bitrovoalavo klé ha ha ha , ndàna mahazo ozy Chissano fa tsisy mitazona ,de notambazana ny mouvances hendry sasany lery de niverina kely sady mbola nanao taim-bava ndray ha ha ha , aza maika manao politika lesy refa tsy mahantaty ny krane ah,tena tsisy fanajana olona nadia kely aza le boay kely
Alefaso ndray le dombolo lesy rakidoro a :-D
alefaso ny hatsikana razoam a,vitamatavy ty ny ketsa ,
Efa lazaiko lisany fa fika fotsiny ny an'i Andry ,mody mankany mba tsy ho ratsy eo imason'ny firenena fa hiverina @ lay teo aloha ihany ny paikany
Ha ha ha, ela de hanaiky ataon'olona fitaovana eo de zao elah ty tsy afa-bela
3. pikatti ( 06/11/2009 06:37)
Le petit lapin s'en allait danser...allait danser...allait danser...allait danser
aiza elah kidoro's group fa tsy mamely lesy ty djn'elah ty bainn a
Le Petit Poucet nieritreritra nanamarika ny lalana nalehany,fa leity tena tapina!!!
Tondrao "Lala sy Noro" sy "Ratsimba valo mianaka" reny lesy lery a,tsssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0468