mivoaha tao raha mazana
3. terrywui
(
05/11/2009 18:25)
o lety batista a!?? inona ty hitako kléé ! elah ve ?? fa azon'odin'inona elah klééé ?? 8O :oops: 8O 8O :oops: :oops: :oops: :oops: 8O 8O 8O :oops: :oops:
5. terrywui
(
05/11/2009 18:34)
kay le tena saika voafitaka be taminio pikatti fopla io ko ah klé ! ary nasiandry lerony anle sarina botakely matanjaka ko le saritava le !! gaigy zany ! mitady ho petsa ra pikany zany annnn!!
7. pikatti
(
06/11/2009 00:22)
Ahoana ndray elah zany zoam klé, wiwi adalan'elah aza ty efa tim de elah ndray ty lasa tgv klé :-D :-D :-D
Mbola tsy tapaka lesy le prez sy ny pm sy ny vice-pm,de efa nitsoaka BVKF( Bitro Voalavo Kely Fingotra)
Mbola tsy tapaka lesy le prez sy ny pm sy ny vice-pm,de efa nitsoaka BVKF( Bitro Voalavo Kely Fingotra)
