ECOUTER Flash Infos 16h spécial Addis-Abeba- 05 nov09

1. vatofototra ( 05/11/2009 13:51)
ECOUTER Flash Infos 16h spécial Addis-Abeba- 05 nov09

- Un document portant annexe à la charte de Maputo,appelé Acte additionnel, est en préparation au niveau du GIC
- Un Président - mouvance Rajoelina
- 2 Vice-Présidents - mouvance Ravalomanana - mouvance Zafy
- 1 Premier ministre : mouvance Ratsiraka
- Rien est encore décidé, la réunion continue.

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
répondu par pikatti le 05/11/2009 15:12
2. kidoropamba ( 05/11/2009 14:19)
Azavao tsara vatofototra ilay izy é: "1 président Mouvance Rajoelina TSARA (tout sauf Andry Rajoelina) ve izy io sa 1 président Mouvance Rajeolina tout court (teboka farany)? Raha tsy ao ilay soratra hoe "TSARA" mantsy dia mbola TGV ihany no eo an-dohany.

Hiverina ao anaty valizin'ny Manandafy ihany ve le8 sa nihemotra indray ilay "imminent"?

Zà aloha mitaky an'i BSMM vice-président é. hin hin hin, tairo tairo fa te hanao Dombolo sy hanao masazy miaraka amin'ny virja swazi ny dadan'lisany.
3. pikatti ( 05/11/2009 15:12)
Ekah zany koa anie kidoro tsy miheno tsara e!!!
Maputo I miampy tovana ho an'io hoe co-président io ,ary lazaina tsara fa tsy mbola fanapahan-kevitra fa mbola volavola aloha

BSMM ndray ve no reven'elah ,ary elah zany anie mi-ratisser large e, nga tsy Pr Ranjeva ndray
alefaso aloha ny" bisous sur la tomate " :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.047