Tsy mila frantsay !
1. patrick2002
(
05/11/2009 02:08)
Izaho aloha dia tsoriko fa tsy mipetraka any France fa aty Quebec ,ka aoka hazava fa tsy hoe jambany fitiavana Frantsay ny tenanay fa mandalina ny zava-misy ,miaraka @ tarehi-marika .
Raha dinihina ary ny tarehi-marika dia hita fa mbola ny frantsay ihany no mitana ny loha-laharana @ varotra ivelany any Madagasikara 75% ny commerce exterieure ny madagasikara dia an`ny france ,65% ny trosany madagasikara dia an`i france @ alalany BM sy ny FMI . Dia milaza ny mpanao politika honoris Causa fa tsy misy hilana frantsay ,fa mandroso kokoa ny miaraka @ anglisy ,dia hoy izaho hoe tsy fahafantarana tsotra izao ny tantara ,
Dia mbola tohizana ny tantara ,tsy efa noroahana ve ny frantsay ny 1972 fa nankaiza ny toe-karena malagasy .
Izaho dia tsy contre mihintsy raha hiaraka @ firenena hafa ,nefa handroso noho ny fiaraha-miasa @ frantsay ve izany ,manahy aho .
Manahy aho satria efa nanao an`izany Ratsiraka ,nampiroborobo ny cooperation t@ firenena sosialista ,URSS, Chine ,Corée du Nord ,nefa tsy nandroso nankaiza ny fiaraha-miasa t@ ireny firenena ireny .
Nanandrana nampiroborobo fiaraha-miasa t@ allemande ,pays scandinave Ravalo ,nefa na dia banky iray aza tsy natsangan`ireny firenena ireny any Madagasikara ,dia lazaina fa ny frantsay no manakana :-D :-D :-D
Ka iza no tena sakana @ tsy mampiroborobo ny fiaraha-miasa @ firenena hafa . Amiko valiny dia ireny firenena ireny no tsy mi-interessé hiasa any Madagasikara .

novalian'i pikatti ny 06/11/2009 00:28
2. reeves
(
05/11/2009 07:19)
Ny tena marina , dia tsy hoe atsahatra ny fiaraha-miasa amin`ny frantsay satria raha olona mitady fampandrosoana marina tsy tokony ho lavina izay làlana rehetra ( Tout Azimut hoy Ratsiraka izay , io anisan`ny foto-keviny mba nekeko ) mety hidiran`ny fanampiana , fa saingy tsy hatao ho monopole frantsay irery kosa satria io ihany no mahatonga azy hitady hitsabaka @ fahaleovan-tenantsika toy izao mitranga izao . I Lafrantsa anie matoa , lohalaharana amin`ny fanampiana antsika , dia karazan`ny mbola dette morale tamin`ny fandrobàna ny harena teto nandritry ny fanjanahantany izany e ! Izy no mbola manana trosa amintsika raha mandinika tsara isika ! Fa tsy hoe tiany manokana akory isika . Miteny Banque ianao , nefa ireo Banky frantsay izay eto dia Banky commercial tsy hiraharaha izay fampandrosoanao izany fa jereo ny Etats Financiers n`ireo fa manao benefice am`milliard daholo . I Ra8 irery no mba nanana eritreritra hanangana banky tena malagasy hiasa ho an`ny fampandrosoana marina ( fampindramam-bola ho an`ny tetikasa madinika ho an`ny tanora amin`ny vidiny moramora kokoa ) dia izao no vokany , mikasikasika ny tombo-tsoa Frantsay izany ka dia potehina aloha . Tsy misy hafa amin`izany ireo Orinasa mpivarotra solika , sahin-dRa8 ny nanao menace hanafatra solika mivantana raha mampiaka-bidy tsy mijanona ireo Orinasa Frantsay ireo ary izany dia nataony ho fitsinjovana ny fiainam-bahoaka . Raha tsy mahay mandinika tsara ny ankabeazan`ny Malagasy indrindra fa ny eto afovoan-tany ( satria eto no be olona indrindra , fa tsy hoe inona akory ) ka sanatria mbola hanohana an`io TGV-new PADESM io , dia ho fahapotehina no hiandry ny fiainantsika eto Madagasikara . Jereo amin`ny zavatra iainana amin`izao fotoana izao fotsiny dia ianao ihany dia efa afaka mamaly izany .
3. patrick2002
(
05/11/2009 09:32)
Miteny monopole ianao ,ka ny monopole anie dia guerre commercial légal eh! inona ny hazonao hatao @ compagnie iray rehefa tsy hataty concurence ianao ,ka ianao izany tianao hakatony frantsay ny bankiny mba hidirany banky allemande na banky aziatika ao madagasikara ah! Izy no efa teo raha te haazo marché ianao dia miditra ,manaova fifaninana ,izay no hilaina ,
Fa tsy hoe izaho tsy hiditra fa efa misy banky ao Madagasikara ,ka tsy hitako ny hanomezana tsiny ny frantsay an`izany ,
Raha ohatra kah ianao efa mpivarotra menaka ,izaho koa te hivarotra menaka ,ny ahy mbola bizna vao miantomboka hangataka aminao ve izaho hoe hajanony aloha ny fivarotanao menaka fa ny ahy bizna vao miantomboka non ,tsy izaay no izy fa hataoko izay hisarihana ny client nao aty amiko ,ohatra hataoko mora ny menako, izay no légal ,fa tsy hanao vahaolan`ny Ravalo izaho hoe hakatony ny fivarotanao fa hivarotra menaka izaho ,izany no nataony Ravalo ,ary anisany tsy nitiavako azy tao Madagasikara .
Raha eo @ Banque de developpement angamba ,tsy ny frantsay mihintsy no sakana tsy hanatanterahana an`izany

4. Rafahafahana
(
05/11/2009 09:59)
Alohan'ny itenenana koe tsy mila frantsay dia avereno daholo ary aloha ny volan'ny frantsay nindramin'ny malagasy é
Hahavita tena angaha Madagasikara, ho hitatsika eo é
Hahavita tena angaha Madagasikara, ho hitatsika eo é
5. patrick2002
(
05/11/2009 10:09)
Io anie ra -fahafahana sahala @ ilay ouvrier mibontsina @ patron hoe hiala izaho fa ianao mpanandevo ra patron ah! kely loatra ny karama homenao .
Rehefa miala amin`ilay patron anefa tsy mahita asa fa chomeur dia tena olon`Afaka hono izy ,satria manana hambo-po :-D :-D :-D
Rehefa miala amin`ilay patron anefa tsy mahita asa fa chomeur dia tena olon`Afaka hono izy ,satria manana hambo-po :-D :-D :-D
6. xxx
(
05/11/2009 13:25)
Mba tsy azoko mihintsy ny anluse-nao ty rapa2002,ilay mentalité no mila ovaina ,raha tena mandinika enao ny olona voazanaka azr-tsaina no tena mpisolelaka @frantsay ,izao no az hadinonao fa tsy paiso akory ny frantsay raha nanala trosa ny gasy ampahafiriny ny halainy any MCAR izany ,jereo fotsiny a@resak pétrole 120millioards d'euros nybenefice azon'ny total tany 2008 ,dia oahtrinona no mba nomeny ny fanajakana Malagasy ,10% dia anjaranao ny manao calcul,tsy ny Mlagasy mihintsy no mi dépendre @ny frantsay surtout @periode na crise mondiale izao fa ny Frantsay ,mbola ny marché rehetra mbola ry zareo no manajaka ary refa tsy azony RA8 dia io coup d'état io no hataony par le biais ty radomelina ity ,dia heverianao paiso ve ny olona tsy mahatakatra hoe ry zareo no ao mabadika misy intért ao matoa izy misiska @coupd'état fa tsy azoko mihintsy ny hisolelahanareo Frantsay ,ny loahan'ny sasany ve no efa voaborosy sa ahona ,jereo fotsiny ny lainga hataon'ilay joyandet ao @assemblée nationale ,inona foana no ni diaboliser-drizareo andra8 nandritra ny 7 ans ,etsy andaniny koa le mpitondra nifandimby nno vendrana tsy nahay nitady le maritra hiraisana,ary fantatrao tsar ny favoazanadratsiaraka dia rfa tsy hainy ny nitantanana an'i MCAR ,d'ailleurs tsy pays mahantra ohatra ny russie no tokony nidirany fa ALLAmagne na Amerika refa nihozogozoan ny toerany dia niverina ta@frantsay Rtsiraka @maha vendrana azy .
Ny frantsay na tinao na tsy tinao dia lohan mpanjanak foana ,Tys misy HILana FRANTSAY ETO MCAR ,fa mba hataovy tsar ny ANALYSE?
rAHA MAHAY SY TE TIA TANINDRAZANA no nitondra an'i Mcar hatra@izay efa nilahatra ta@ny japon FA TIA KELY SY TIA TENA daolo ny fahavoazany ,iRA8 izo no mb ampitondra azo nihafiana ary raha nadinika enao niteny izy fa tsy contra frantsay fa le fombanadreo manjanaka no tsy tiany.
La preuve vao tafakatra kely2 i RA8 dia ny frantsay no firenena frany ni reconnaitre azy dia avy dia mandady le journaliste hoe izi tsy rancunier nefa handady hangataka gisement pétrole sy marché bdb no hitany ao dago ,mba asio fandinihana!!!

7. rabaradaka
(
05/11/2009 14:15)
Zahay aloha dadatoa efa ela no nankahala vazaha e, tena ty vazaha ity no nanimba antsika
8. kidoropamba
(
05/11/2009 14:16)
Havon'alika hoa ilay filazàna fa tsy tia frantsay é. miavonavona kanefa manarapoka tay raha tsisy sakafo.
Raha mbola misy GTT iray monja ao frantsa, ka mbola tsy mody ry zalahy ireo, dia resak'eh izany "tsy tia frantsay" an-dra8 sy ny forongony izany.
Tsy noraisin-dra8 hono ilay irak'y frantsay ka lazaina fa hoe "mafy be lery". hin hin hin hin, stratezia BSMM daholo io e.

9. milamm
(
05/11/2009 14:47)
rapa > betsaka ny zv mifangaro ao antsainy zoky @ le oe \"mila na tsy mila\" frantsay,tadidio fa masi-mandidy foana izay ny vatantenan\'olona 1 na ny rehetra ao anaty sokajimpiarahamonina na koa firenena 1 izay no atao oe raharahantokantrano manokana sy fahaleovantena,tokony malalaka tanteraka izy na izy ireo(Malagasy)manapaka hevitra sy manatontosa ny adidiny @ zany,malalaka ihany koa handray sy hisafidy ireo torohevitra sy fanampiana hafa any ivelany,fehiny tsy miankina @ hafa izany ny famahalana ny olana mianjady @ zao fotoana na iza izy na iza afatsy ireo Malagasy mahazaka andraikitra tsy miamboho adidy ho an\'ny tanindrazany.Efa rafimpisainana tokony hialana izany fiankinandoha lava izany,ny firaisankina no hery io no ampiharindry zareo ao Maorisy izay karana/indo-pakistanais no betsaka @ mponina ao ka tsy maha fadiranovana ny mponina ao,miasa mafy izy ireo ary ifamoivoizany vahiny marobe ny nosiny,miaramiasa aminy dolidoly na afrika atsimo,frantsa,alema,anglisy sy amerikana betsaka ny chance of survival miatrika ny globalization,tsotra ny antony ampiasainy governemantany aloha ny IMF,WB hampandroso ny industrialisation,bank institution,tourism,desns..trosa daholo no takalon\'izany nefa ireo vahiny ireo ihany no mitondra ny tenany sy famatsiambola @ volavolan\'asa rehetra ,ny zvmisy nipetraka ho azy daholo ireny fanamboarana seranatsambo,lalana,sns na de misy ampahany governemanta aza
lava izay nefa inoako fa tsy very ny soa nezahina ampitaina,samy tsara rapa a
lava izay nefa inoako fa tsy very ny soa nezahina ampitaina,samy tsara rapa a
10. bazylou
(
05/11/2009 16:18)
mba hevitra ko any anreo ry reeves, an, dia banky inona daholo ireny btm, bfv, bni ireny , anglisy ireny sa amerikanina, banky ho an'ny aferan'i le8 no tena marina fa tsy le ho efampandrosoana loatra
Mdg anie tsy propriete anle8 irery e. impossible le miala amin'ny frantsa, jereo fa na ny gazety sy tv ao amda aza dia 90 isanjatony frantsay daholo no ao, aiza ny teny gasy?tsy misy. :-P :-P
Mdg anie tsy propriete anle8 irery e. impossible le miala amin'ny frantsa, jereo fa na ny gazety sy tv ao amda aza dia 90 isanjatony frantsay daholo no ao, aiza ny teny gasy?tsy misy. :-P :-P
11. kidoropamba
(
05/11/2009 16:37)
Resaka very seza ange ny an-dry reeves fa tsy misy lohany sy voudiny mihitsy e.
Antsoy hoa Raymond fa tena tsy lasa ny BSMM à.
"TSY NAMPOIZIKO" hoy le8, hin hin hin izay hoa no tena favy é.
Antsoy hoa Raymond fa tena tsy lasa ny BSMM à.
"TSY NAMPOIZIKO" hoy le8, hin hin hin izay hoa no tena favy é.
12. fijo
(
05/11/2009 21:44)
tsy hoe hatsahatra ny fifandraisana amin'ny frantsa,fa sokafana kosa ny fifandraisana amin'ny firenena hafa
13. pikatti
(
06/11/2009 00:28)
Efa voapetaky ny vy mahamay mintsy ve lesy ny ati-dohan'elah rapaty a,kleaza !!! zao de mbola tsisy miditra @ lohan'elah zany mondialisation zany sy ny tokony hanaovana "tous azumits "efa ho herinandro no nazavaina t@ lah ny fandehan'io ,ndàna elah miverina mianatra
Refa badraodra hoa de mijanona ho badraodra foana
Refa badraodra hoa de mijanona ho badraodra foana