ECOUTER Flash Infos 15h30 spécial Addis-Abeba- 04 nov09

1. vatofototra ( 04/11/2009 13:05)
ECOUTER Flash Infos 15h30 spécial Addis-Abeba- 04 nov09

- La négociation continue
- Interview Monsieur Fanja Lalaina - mouvance Zafy
- Dernière info : Andry Rajoelina menace de quitter la table de négociation

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i pikatti ny 04/11/2009 14:02
2. Rajakoo ( 04/11/2009 13:20)
hin hin hin hin hon hon hon hon
tsy mahantanty saoka ny betron'i lavanify ,io anie no efa ahazo an'io tary io refa tsy mety mihaino zokiolona e,
allez kidoro maimbo :lol:
3. ratavao ( 04/11/2009 13:34)
Fa iza no ni-quitter voalohany fa tsyle-8 ve, vao nanomboka20 mn ny fivoriana de lasa aiza?
4. Rajakoo ( 04/11/2009 13:51)
Tsy lasa aiza izy fa niandry an'i Mr Chissano Joachim,izay natao hitarika ny fivoriana CIG
5. patrick2002 ( 04/11/2009 13:57)
:-D :-D :-D Fa i Joachim Chissano angaha membre ao @ mouvance Ravalo no tsy maintsy hiandrasana :-D :-D :-D
Resa-be ity negociation ity leretsy ah! hita fa samy te hanao coup d`Etat constitutionel daholo i Jean Ping te hametraka an`i Ratsiraka , i Joachim te hamerina an`i Ravalo ,ireo dia ny firenena lehibe no ao ambadika i Jean Ping Frantsay ,Joachim Sud africain.
6. pikatti ( 04/11/2009 14:02)
Ty ndray elah rapaty ,mouvance 6 anie leity no ao raha ny tena marina é ireto no fanampiny
mouvance frantsay vs mouvance afrikanina
Bota tao zany ny lohan'ny bitrovoalavo :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2042