ECOUTER Flash Infos 01h du matin spécial Addis-Abeba- 04 nov

1. vatofototra ( 03/11/2009 22:50)
ECOUTER Flash Infos 01h du matin spécial Addis-Abeba- 04 nov09

-La réunion à huis clos entre les 4 chefs des mouvances et les médiateurs vient de se terminer pour reprendre demain matin après les consultations individuelles.
- Brève déclaration de Ravalomanana
- Point de presse de Joachim Chissano de la SADC

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i ratavao ny 04/11/2009 12:34
2. pikatti ( 04/11/2009 00:35)
Mandroso zany ny raharaha ka hita eo ndray zay fositra ,
Rakidoro elah anie miteniteny foana fa aleo arahina aloha ny tantara,hita fa samy nivoaka daholo ny olona rehetra fa elah no tsy misaina ,misy foana refa dinika ny misintaka kely,maka pause sa elah mbola badraodra miasa manao bontolo tsy misaina???
Tantara mitohy
3. ratavao ( 04/11/2009 12:34)
Ho an'ireo mpandainga sy mpamorona tsaho eto, mahandrasa ny rariny sy ny marina fa tsy ny taim-bavanareo ankory no ho tanterahina any Adis abeba. OK
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0392