tsy hanaiky ny vahoaka raha mbola i tgv no eo
1. feticon
(
03/11/2009 16:49)
indrisy mati2 foana ireo nitolona t@ 1947 ,dia mbola misy miniha mipiky foana hitondra ny firenena any ankady
tsy tahotra tsy henatra intsony la france mamerina an'ireo padesm sy ireo andevon'i la france hivarotra an'i madagasikara ,mitohy ny tolona

novalian'i feticon ny 03/11/2009 18:02
3. kidoropamba
(
03/11/2009 16:55)
hin hin hin, lafrantsa izany hoa aza andaniana andro fa ny loton'ny trano fonenanao sy ny haratsian-dohanao no jereo.
mba fantatrao ve ny niseho t@ 47 izany sa tantara feno lainga no nontantarain'ny le8 anao?
Vahoaka avy aiza moa izany hi-grevy izany? Ireo tapaka fihinana ao @ Magro ao ireo? hin hin hin.
Hoy Otrikafo: "alternance @ fihafiana izany io". hin hin hin

4. feticon
(
03/11/2009 16:55)
aleo hikorontana hatraminy farany mihitsy,mba tsy hiverimberenan'izao resaka izao donc miandry an'ilay option B ,sady tsy hisy miracle koa an'ie eto na dia hisy reconnaissance international aza eo e donc aleo miady miady jusqu'a a la fin
5. feticon
(
03/11/2009 16:58)
i la france lesty rakidoro no ao ambadika ao an ,i tgv avec 3000 partisan vidiana ve ahatafavoaka an'iny coup d'etat iny mba ampiasao ny loha ,jereo ny interet azony ao dia ho kopy ialahy saingy mbola misy foana ny vendrana ohatran'ny andevony vazaha manaiky ho zanahiny ato
6. kidoropamba
(
03/11/2009 16:58)
ok ok up up, efa manomboka tonga saina nareo izany. Arosoy ny plan B ary ary ndàna manao "masazy" kely indray aloha.
7. feticon
(
03/11/2009 17:01)
hita mihitsy maha zanaky ny padesm al ialahy ,izahay izao no hanafaka ny tanana fa t inkiete pas
8. kidoropamba
(
03/11/2009 17:05)
hin hin hin, Padesm é, padesm atsy sy aroa. Io variana miodikodina eo ihany kanefa efa 60 taona izao no lasa. Ndsao mandroso amin'izay ka mba diniho ny "nataonao ka nahatonga anao ho mahantra foana" fa tsy hoe ny hafa ihany no omena tsiny.
60 miliona dolara izany dia efa nahafahana nanao hopitaly 6 tao Iarivo, ary 10 tany anindrana tany. Nolanianareo t@ raopilanina ihany. Raha tezitra ny vahoaka dia lazaina fa frantsay na padesm.
Aiza é. Tsy mi-s'inquiété mihitsy izahy fa efa nozarina an'ilay "valinkitsaka" beuuuu. Kanefa nanao "pshittttt" be ilay izy ka coup d'Etat no niafarany. Arosoy ny plan B hoa...

9. feticon
(
03/11/2009 17:11)
efa lasa i ravalo dia mba efa tafavoaka izany izao gasikara
ratsiraka teo 25ans lasa tsy nisy na dia iray aza niraclamé ny fiverenany
zafy vao maika zero sady vendrana tsy nisy vitan'iny besaoka ratsy iny
i tgv indray natao jono hanimbana an'i ravalo satria fantatra tsara fa raha cotiers tsy ahatafavoaka eo izany ,ary raha miverina eo ra8 vatony haut plateau ihany dia efa mahalany azy donc tsy mila padesm

10. kidoropamba
(
03/11/2009 17:19)
hin hin hin, ka efa nampianarindry Ra-marisely ange ilay fika famitahana é.
Alefa fa vaton'ny haut plateau lery dia efa lany satria jiro iray ao @ ministeran'ny atitany ao Anosy ihany ange maty dia efa lany Ra8 e.
Alefa alefa ok ok up up up

11. xxx
(
03/11/2009 17:56)
Aza matahotra ry reto fa tsy ohatran'i kidoro malotosaina daholo ny olona marina tokoa ny teninao fa raosy jamba nony lasa tsy nisy nitaky ny hiverenany afa tsy ireo voakarama fa RA8 dia lasa be mpitady hatar@ny any @province no efa mihetsika tamatave sy toliara mahagaga ô !
Dia.tsara fantarareo koa ny tapaka tao @carlton tsy nekenDRA8 fa hoe avy dia ni decider reo gidro roa vaozanakin'ny tsotsoka dia efa niaiky PING ary hanao fanambarana momba ny désinformations nataondreo gidro tibilé sy dramé ireo hi présenter ny excuses -ny satria nadainga ireto gidro roa lahy ireto .

12. feticon
(
03/11/2009 18:02)
fa izy nefa mba candidat tohan'ialahy ry kidoro zafy be saoka ve
maty aho mariny iny ve ahazo 5% ;iza no matahotra election e h
jereo fotsiny tao tana betsaka no tsy tia an'i ravalo saingy jamais hoe hifidy radidy sy zafy izany sa nisy ala bato koa tao tana ,asa aloaha fanatara eny ihany ny vendrana tsy maha atanty resy