Manao "kirize de puberté" le8 ao Addis Abeba, hin hin hin

1. kidoropamba ( 03/11/2009 15:58)
Nivoaka ny Trano izany ho le8 raha nanomboka ny dinidinika. Hiandry ny fiverenan'ny Joaquim Chissano izany indray hono satria nanao krizy de puberté le8.

"Option" efa voavinanay mialoha izany levalo ka efa manana vaha olana ingahy "pingy". hin hin hin hin

Na hivadika aiza ianao le8, na hiditra na hivaoka, ny fiainampirenena tsy afaka ankinina amin'ny hoavin'ny mpanao jadona nitsaoka terrain. hin hin hin.

Homehezanay fotsiny ange io sinema anao io é. Telo andro no hiresahana, ka androany dia tohizo ny "kirizy de puberté" anao fa fantatray fa vao maniry volombava ange ianao io é. Mbola tsy tonga @ fahamatorana. Izany mihitsy no nandakàna anao teo. hin hinhin.

Ndàna aloha manao "masazy kely" @ virja miandry ao @ Hotely fa tsy zakanao ilay "combat". hin hin hin...Fahanandry zalahy lalitra hoa enao io.

Raha tonga i Joaquim chissano, dia handeha aiza indray isika é? Tsy olana izany fa @ le 5 novambra mody iny mouvansa hitantanana ny fitondrampanjakana fa ianao kosa dia ahazo virja vaovao indray.

ok ok up up
répondu par pikatti le 04/11/2009 00:38
2. xxx ( 03/11/2009 16:28)
fa iza moa no nivoaka ny salle matetika t@ Maputo 2? iza mou ilay nahatonga ilay dinika ts nety nandroso mihitsy satria mangataka fivoahana foana?

hin hin hin
3. pikatti ( 03/11/2009 16:34)
Hevitra taingina lesy ny anelah bainn a,zavatra au complet vao mandroaso le dinika ,ary ny ordre du jour aza mbola tsy voafaritra elah ty mimenomenona hotran'ny kary any an'efitra fotsiny eto :-D
4. kidoropamba ( 03/11/2009 16:42)
vakio ity:

Selon des sources proches de la médiation, le principal obstacle à l'application des accords est constitué par la position de M. Ravalomanana qui "cherche à reprendre le processus de négociations et d'attribution des postes depuis le début" et à "préserver ses intéréts économiques" dans l'île.

Io notsipihako io hoa no "karatra" sisa lalaovin-dra8 fa tsy misy hafa intsony.
Ilay hoe "cherche à reprendre le processus de négociations et d'attribution des postes depuis le début" dia entina hanakotakonana an'ilay faharoa io ihany. hin hin hin
5. fozabe ( 03/11/2009 16:42)
oust ravalo ,vive tgv
6. bazylou ( 03/11/2009 18:57)
io anie le lazako ho etokony hitondra le mosara feno ra tazy e, looolll :-D :-D :-D :-D :-D :-P :-P
7. fozabe ( 03/11/2009 19:04)
vive tgvpresident de transition :* :* :*
8. pikatti ( 04/11/2009 00:38)
Aza manantena foza lesy hampandroso an'i Dago zany ry zalahy a, fikan'a,titra hoa io,lisany anie efa tsy maharaka ny tena paika ao e, faly fotsiny manohana nefa tsy fantatr'elah isany akory hoe inona no mahatonga le fanohanana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2209