inona no atao

1. xxx ( 01/11/2009 17:20)
Za dia vehivavy manambady 1taona zay no nanambadiako t@1 de nilamina sy nahafinaritra ery ny fiainatokatranonay mino aho fa tahakizay daholo rehefa vao manambady mahafinaritra ery fa ny mahagaga de miova tsikelikely ilay fitiavana na eo @ndrangahy na eo amiko vehivavy ,miezaka ihany aho ny hiverina t@lay fitiavana 1 nefa sarotra ihany ka sao mba misy hevitra azonareo ataoro ahy fa tiako ny tokantranoko,misaotra mialoha :lol:
novalian'i Veloo ny 06/11/2009 20:43
2. bazylou ( 01/11/2009 18:11)
ka ianao izany tia hanao aminy eo , kle, tena natahotra ny masony izany an,
3. xxx ( 02/11/2009 10:37)
xxx:

Za dia vehivavy manambady 1taona zay no nanambadiako t@1 de nilamina sy nahafinaritra ery ny fiainatokatranonay mino aho fa tahakizay daholo rehefa vao manambady mahafinaritra ery fa ny mahagaga de miova tsikelikely ilay fitiavana na eo @ndrangahy na eo amiko vehivavy ,miezaka ihany aho ny hiverina t@lay fitiavana 1 nefa sarotra ihany ka sao mba misy hevitra azonareo ataoro ahy fa tiako ny tokantranoko,misaotra mialoha :lol:


Bienvenue au club n'ny fanambadiana ô!
Anjaranao ny mampihety sy tsy mamamety azy e! ny ronono raraka angaha azo raofina???
4. botra10 ( 02/11/2009 13:49)
xxx:

... fa tiako ny tokantranoko ...


eeeeeeh!!!! tongava any @ avo indrindreee ra mba otrizany dol ny vv de mampte hanana tokatrano
:?
5. Papoose ( 03/11/2009 00:09)
avereno daholo ny activites taloha...sy ny frequence ny fanavaan-javatra :D
6. sipagasy ( 03/11/2009 18:49)
izay ilay ataontsika hoe tonga à fahazarana (routine) koa ialàna amin'io dia mila ovaovaina ny famindra, tsy hoe akory hoe manao zavatra ratsy annn, fa mba mila taitairineo (vehivavy) ilay fitiavana mila te hatory io, izany hoe indray andro ianao mba manao zavatra tsy fanaonao, na nataonao taloha fa nohon'ny asa aman-draharaha dia tavela, ohatra tsy mikarakara sakafo ianao rehefa tonga avy miasa iny, fa miomana tsara, dia rehefa tonga ny vadinao dia tonga dia ataonao hoe androany cheri dia tsy ato an-trano isika no misakafo fa mba mivoaka kely, na koa raha ambony latabatra isan'andro no misakafo dia amelaro tsihy izy, miaraka @ haingo isan-karazany: voninkazo, labozia manitra sns, fa ho variana sy ho gaga izy ary dia hientanentana ny fono dia hhmmmm, tantarao avy eo e!

Maro ny zavatra azonao atao hiovàna @ ilay mahazatra sy hialàna @ ilay fahazàrana e!

mahereza e!
7. ravonjison ( 04/11/2009 09:32)
xxx:

Za dia vehivavy manambady 1taona zay no nanambadiako t@1 de nilamina sy nahafinaritra ery ny fiainatokatranonay mino aho fa tahakizay daholo rehefa vao manambady mahafinaritra ery fa ny mahagaga de miova tsikelikely ilay fitiavana na eo @ndrangahy na eo amiko vehivavy ,miezaka ihany aho ny hiverina t@lay fitiavana 1 nefa sarotra ihany ka sao mba misy hevitra azonareo ataoro ahy fa tiako ny tokantranoko,misaotra mialoha :lol:



Tsy fantatro na zavatra madinindinika no mila hovana ( ilay routine araka ny voalazan-dranamana etsy ambony) na zavatra goavana ? En general dia entre 3-5 ans aorian'ny fiarahana mipetraka no tonga ny crise @tokantrano ( anisan'izany ny fiovan'ilay fitiavana), ka dia efa handrasana sy hanomanana vahaolana.
Ka matoa izy tonga aloha toy io dia misy antony somary mampieritreritra ao !!!
Raha hitady izany antony izany anefa dia mila manao " analyse psycholosique lalindalina ", izany hoe mila fantatra ny fomba fiainanareo sy ny fanomananareo ny hoavinareo !!!
8. booboo ( 04/11/2009 09:58)
Mety tsy hoe t@ voalohany ilay mbola passionnel be mankadiry, ilay mbola mi-idéaliser an'zao aby aby zao, ilay mbola sur son petit nuage rose é . Rehefa avy mifanabe maso isan'andro ao anaty rindrina 4 @ zay dia midina eto an-tany @ zayyyyyyyyyy, dia misy ny diso fanantenana, misy mi-déprime, misy mampirafy, misy misaraka sns rehefa tsy hain'izy roa manao tongotra miara-mamindra sy soroka miara-milanja sy saina iray miatrika io fiovana io...
9. Mirananirina ( 05/11/2009 12:00)
Inona moa no hevitra atao fa rehefa tianao ny vadinao ,tia tiavo foana izy ,azonao tsy hovana izany raha tianao.
10. soanja ( 05/11/2009 23:21)
xxx:

Za dia vehivavy manambady 1taona zay no nanambadiako t@1 de nilamina sy nahafinaritra ery ny fiainatokatranonay mino aho fa tahakizay daholo rehefa vao manambady mahafinaritra ery fa ny mahagaga de miova tsikelikely ilay fitiavana na eo @ndrangahy na eo amiko vehivavy ,miezaka ihany aho ny hiverina t@lay fitiavana 1 nefa sarotra ihany ka sao mba misy hevitra azonareo ataoro ahy fa tiako ny tokantranoko,misaotra mialoha :lol:


Ny tiako hanontanina dia hoe firy taona ianareo no nifankahalala sy nifampisipa vao nivady? satria miankina amin'izay ny valin-teny.

Amiko dia toy ny marimpanan'andro ny fitiavana feno hafanana mangotrakotraka; mety mafana ary mety mangatsiatsiaka, fa ilay Fitiavana izay antony nanambadiana sy nanaovana ilay voady kosa dia tokony hitoetra mandrakizay. Raha tsy izay dia akory atao tafiditra amin'ny kizo zany koo! Ny fomba hanavotana ny ho avy no atao plan tsara. Izay ilay voalazan'ny Jaojoby hoe Aza maika ny manambady.


11. rurale ( 06/11/2009 11:00)
Za ndray nef amahita fa le fomba fiaina ao an-tokatrano io de miova mintsy fa tsy le oe fitiavana no mihena fa le fomba araka ny efa voalaza ny sasany tery ambony oe noho ilay routine, de anjaranao ny manokana andro hialana an'izay routine izay, taloha ra vao vita mariage de natao in-3 isan'andro araka ny fanafodin'ny dokotera nefa miha-mihena satria mety vizana avy miasa, mieritreritra ny adidy any @ havana 2 tonta sns. Ka io vao maika aza hiampy refa tonga ny zazà ra tsy hainao ny mandanjalanja dieny zao ilay fotoana mba ho anareo 2 irery, fa @ izany izy variana @ asany sy n y adidiny , enao variana @ zazà, tsy hifankatazana intsony nareo de lasa hangatsiaka ho azy ilay fitiavana noho ilay fomba.
Ka amintsika vv ny lakile, tsy handrasana an'azy, satria na izy aza mety miandry anao ko, fohazo aki a! tairotairo. Mino za fa hain-dry zany e!
12. Veloo ( 06/11/2009 20:43)
vao erin-taona ve dia efa manomboka ny disadisa????? sy ny olana???? raha oe dimy taona na fito taona dia ie
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2058