Alefaso eto ilay endrika01 iny ihinanako azy kely,za bandy

1. xxx ( 01/11/2009 14:09)
refa tsy laninareo vehivavy ireo ilay endrika01 iny,alefaso aty ihinanako azy ,tsy hilefitra eo anatrehan'ny bandy aiza iny 8) 8) 8)
novalian'i 3188 ny 04/01/2010 15:58
2. xxx ( 02/11/2009 10:35)
:-D :-D kofona mihintsy aho :-D :-D
3. Mirananirina ( 02/11/2009 11:24)
Tsy misy idirantsika ity kay fa andry zareo ADMIN ihany.Avelao izy ho any e!!

164. Mpandefa : endrika01 [ Valio ] 01-11-2009 14:57:52
Lohateny : Re : Miady bandy virja,na vadin'olona ho fitia an-tsokosoko
Hoy i xxx:


Voalaza teo :
tena mba mazana kou alou ndry ry endrika01 e!psedo10,mots d passes 10 tadidindry daholo,efa mifindra ao @angamba ny fahaizan ny ordi ndry,ary iza ireoxxxxx in50 reo?

Tsy menatra akory ty endrika01 dé midoka tena,vavana makossa ,marina ny voalazan'i gassmilay




Raha ananako ny pseudo 10 de haninona,zah zao efa ADMIN ato amin'ny serasera.


Nivandraka be hotriny kendan'ny kanety ny vômasonle xxxx nanoratra ity teny tetsy ambony ity

"Tsy menatra akory ty endrika01 dé midoka tena,vavana makossa,marina ny voalazan'ny gassmilay

olon-dehibe efa miteraka nefa tsy menatra akory ny miteny izany,mba mahalala menatra ry anina é. :)
4. xxx ( 02/11/2009 12:02)
Hoy i xxx:

Voalaza teo :
tena mba mazana kou alou ndry ry endrika01 e!psedo10,mots d passes 10 tadidindry daholo,efa mifindra ao @angamba ny fahaizan ny ordi ndry,ary iza ireoxxxxx in50 reo?


Tsy menatra akory ty endrika01 dé midoka tena,vavana makossa ,marina ny voalazan'i gassmilay
Hoy i endrika01



Raha ananako ny pseudo 10 de haninona,zah zao efa ADMIN ato amin'ny serasera.


Nivandraka be hotriny kendan'ny kanety ny vômasonle xxxx nanoratra ity teny tetsy ambony ity

"Tsy menatra akory ty endrika01 dé midoka tena,vavana makossa,marina ny voalazan'ny gassmilay

olon-dehibe efa miteraka nefa tsy menatra akory ny miteny izany,mba mahalala menatra ry anina é.

Kay ve i endrika admin e! Mahay vava be i endrika tsy azo itokisana intsony izany ato fa toa mivoaka daholo ny secretn'ny mpisera koa tena manala baraka i endrika01
5. tess ( 02/11/2009 12:38)
raikitra raikitra ny fifanenjehana polisy sa volera :-D
6. terrywui ( 02/11/2009 13:38)
kay ! hay ve gidragidra be manoatra ny ao am politika ny ato e! ary miraradraraka ko zany ny fanalana PS ataondra-hery ato fa mety be mpitaraina ko ity "fitiavana" ity ! 8O 8O 8O
7. pikatti ( 02/11/2009 20:02)
kalamina kalamina kalamina e ^:^ ^:^ ^:^
8. Papoose ( 02/11/2009 21:49)
drrr drrr drrrrr (feonkira sispenss)) :lol:
9. xxx ( 03/11/2009 06:53)
inona dôly rankizy izany a ! Izany ve fitiavana fa tsy fankahalàna ? Rubrique fitiavana anie ity e
10. evakel ( 08/11/2009 15:58)
Ary i endrika01 le fantatro ve zany e?tokty sipa izy tsotra sy tsra fanahy e! aza mba mfanaratsy oa fa so de reo nte mpanao ny toetre tsy mendrika, aza miady ry retoa fantatro tsar izy f aza mba mfanaratsy toy zany oa fa tsy mety sady aza mora madray vavan ola raotraka mbola tsinaita ny salovatavany.ZE EFA NAITA AZY ANGAMBA MALALA TSARA AZY

Evakel
11. mmmhh ( 12/11/2009 13:47)
:? :? :?
12. 3188 ( 04/01/2010 15:58)
fa ise ve adala kouely e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1701