REGARDER Madagascar à l'Assemblée Nationale française 28 oct

1. vatofototra ( 30/10/2009 07:44)
REGARDER Madagascar à l'Assemblée Nationale française 28 oct09

Séance de questions au Gouvernement. Réponse d'Alain Joyandet à M. Jean-François Mancel au sujet de la situation à Madagascar.

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i tlay ny 02/11/2009 11:26
2. locl ( 30/10/2009 08:40)
Dia tsy menatra akory ity rangahy ity milaza fa neken'ny communauté internationale, ny sonia tsy vita akory koa ny communauté inernationale no dradrainy sahady.

Midika izany fa dia ny France no nanao ny fizarany ny toerana
3. kidoropamba ( 30/10/2009 08:57)
Ô ry locl à,

Impiry moa izaho hiteny aminao eto fa "efa rava ange ny Tsena" satria EFA VOAZARA NY HENA, vao hino amin'izay ity ianao ity?

Efa maro ny demonstrAsion efa nasehoko teto izay nanaporofoana an'izany fa tena misy dibera TIKO ve ny ati-dohanareo no tsy misy zavatra mijanona fa mibolisatra daholo na dia efa maro dia maro aza izany teto?

Nasehoko anao teto omaly fa ny "communauté internationale" mihitsy no nanao an'ilay "coup d'Etat" fa efa nitapitapy le8 é. TSY NAMPOIZIKO hoy levalo. Tsy tadidinao ve iny teny iny? Raha chef d'Etat notohanana fanatika mankahala an'i lafrantsa, hotronin'ny mercenaire be dia be (service de renseignement privé étranger), manana réseau eran'izao tontolo izao ary manana vola tsy toko tsy forohina tahaka an-dravalo iny dia sahy nilaza fa TSY NAMPOIZINA ilay "baomba na missile avy tany @ Hezbollah-gasy", dia MIDIKA fa tena ny NAMANY na ireo ANKAIKY AZY IHANY no NANADABOKA AZY.

Ireo izay nitokisany ihany no namely azy. Tsy arakao hoa ilay fikan'ny firenena matanjaka e. Ry ambasady frantsay, Lelidas, ange ka fika fotsiny fa tsy any mihitsy ilay morsa é. Hita mihitsy fa tsy mba mpamintana ianao ity. Spesialité anay indray raha hamitana e.

Aza misosoka alahelo intsony fa efa RAVA NY TSENA. 4ème Repoblika indray izao no homanina, ka manana safidy ianao na Fetison, Radavidson, Rajems, Marisely, na iza...Okay.
4. xxx ( 30/10/2009 10:28)
Izao koa porofo mitohaka a@tendan'ny la france fa ry zareo no ambadikin'ny coup d'état ,dia ireny hatambatra no tokony porofo entin'ny legalista gtt sy ny namany fa tsy mazava hatra@izay ny position'ny lafrantsa hatrany amboalohany!!!
5. stalingrad ( 30/10/2009 13:51)
VIVE GTT !!!!VIVE GTT !!!!VIVE GTT !!!!VIVE GTT !!!!
6. tlay ( 02/11/2009 11:26)
TGV iany netsika eeee!!! mpandroba eeee! http://www.youtube.com/watch?v=7WLZBhpGTOk&feature=related
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0464