fandrosoana aiza ??

1. bazylou ( 28/10/2009 18:41)
tamin'ny deba koa anie k anano ohatran'ireny le8 ireny ihany koa izy e, fa rehef aela ,y ela dia dangy ihany.
Ireo mpitaingina soavaly maty moa di be menomenona ery satria very fihinanana daholo ry lerony, zaoizany nivadika daholo ny pokona vao miantso vonjeo.
hita izao fa fialonana fotsiny ry tim and co fa tsy misy votoatiny akory. le lohany aza lasa nipetaka maizina any swaziland. beuurrk
Ho ela velona anie i tgv, tgv ihany no ady eo. :-D :-D
répondu par pikatti le 29/10/2009 12:26
2. pikatti ( 29/10/2009 11:27)
Ary miantso an-dR8 hanampy azy ndray leity i Andry,katso sahady ve le tgv ??? :-D
3. kidoropamba ( 29/10/2009 11:37)
Politika avo lenta hoa io ra-pikatti ka aza dia variana amin'ny kabarainareo dadaniste sy GTétiste à.
"Tsy nampoiziko" hoy le8 iny fanonganana ahy iny. Mba fantatrao tsara ve ny "akon'izany fanambarana izany avy amin'ny olona izay nitondra fanjakàna ary nampiasa vola be dia be hiaro azy ary nampiasa olona maro be na "fanjakana na mercenaire, na vahiny"?

Midika izany fa tena "tsy voafehiny" ilay tantara.

Tsy tongatonga ho azy iny fisehoana omaly izy. Miendrika fahalemena hoa iny, ary manaporofo "impuissance" an-dra8 mihitsy @ famadihana izay efa tinapaka any Addis Abeba.
Fandaminantsainareo dadaniste koa iny. Ary mino aho fa "Ra8" ihany no manosika an'i Tonton hiady io amin'izay lasa any @ Tonton, fetison, sy aimé, ny TSINY raha toa ka tsy tafavaoka izy ao Addis Abeba.

Fantako hoa io dadanareo Ra8 io e.
4. pikatti ( 29/10/2009 11:41)
Aleon'ny levalo mividy 400 trakitera toy zay mividy 400 miaramila ,zany ve tsy azon'elah e, mba handefaso hafatra manokana hoe raha tena fantatrao i le8 fa elah anie rakido mitompon-teny loatra hany ka manjary tsy hay intsony izay tena marina :-D
5. terrywui ( 29/10/2009 11:43)
elah rakidoro aza manaratsiratsy oul eo fa ny volombava alou esorna fa misy haofotsy a ! ravalo ihany no tena deba be fa tsy ze kely fingotranlah any akoriny ! hon hon hon !
6. pikatti ( 29/10/2009 12:26)
lohan'ny kidoro's group koa toa feno vetaveta fotsiny ,antitra adalalahy marina elah ty klé :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0711