"Ny hany fahotako dia ny nampandroso haingana loatra i Mcar"

1. kidoropamba ( 28/10/2009 14:31)
Malahelo aho namaky an'i dadanareo tao @ Lemonde: http://www.lemonde.fr/afrique/article/2009/10/28/madagascar-le-president-dechu-accuse-la-france_1259709_3212.html

PalpitaSion koa palpitaSion. Marary fo. Mitsonika ny ranon-delo, raraka ny ranomaso...Malahelo.

Raha fintinina dia izao no voalaza:
- Ny hany fahotan-dra8 hono dia nampandroso HAINGANA LOATRA i M/car satria manana tetik'asa amin'izany hono izy.

- Nosarahany hatrany izany hono ny raharaham-panjakana sy ny raharany manokana, TIKO, Magro.

- Tokony nikolikoly ny miaramila izany izy fa tsy nandefa an'ireo miaramila ireo nanadio vouden'ombin'ny TIKO. (Nefa izy milaza ihany koa fa tsy mahay mibaiko ny miaramila izany hono TGV - kanefa izy no nahongan'ny miaramila - hihihihihihihihihi)

- (Ity no tena Tiako): TSY NANAM-PO IZANY ranaotra FA HIONGANA IZY satria TELO VOLANA FOTSINY DIA NIBORIDANA ny havanareo. hihihihihihihihihihihihihi....aleo ampiana hehy indray hihihihihihihihihihihihihihihihihihihihi

- Tsy avy tao ambohitsirohitra izany hono ilay bala namono sy nahafaty ny vahoaka t@ 7 febroary (izay nahatonga an'i Manorohanta nanao démission) fa avy tà Rajeolina.

- Raha tsy ilaina hono izy dia aleony mijanona any afrika atsimo; kanefa milaza indray izy fa hoe tsy matahotra ny ho faty ka ho tonga ao madagasikara ihany indray.

PALPITASION, palpitaSion, marary ny foko, marary ny foko raha mahita an'izao...PalpitaSion koa palpitaSion..
novalian'i pikatti ny 29/10/2009 12:17
2. xxx ( 28/10/2009 15:16)
ho avy izy wa fa aza d mangovitra eo nareo!
3. locl ( 28/10/2009 15:37)
Misy raha hatahoran'i kidoro mafy an'i dada ao fa dia tsy normal loatra ny fankahalany azy.

Lazao anay dieny izao sao mba azony ny miaro anao ry kidoro, raha nisy fahitana vitanao
4. kidoropamba ( 28/10/2009 15:38)
Miala tsiny fa lasa nangovitra noho ny alahelo diso tafahaotra. Tongava tompoko fa mamapalahelo be ny dadniste ao @ Magro.
sniffffffffffffffffffffffffffff! sNNNNNNIIIIIIIIIIIffffffffffiiiiiiiiiffffffffffff!!!!!
SnifffffffffffffffffffATCHOUMMMMMMMMMMMsniiiiiiffffffffff!
5. xxx ( 28/10/2009 15:39)
kidoro :-D :-D :-D :-D
6. kidoropamba ( 28/10/2009 15:47)
locl:

Misy raha hatahoran'i kidoro mafy an'i dada ao fa dia tsy normal loatra ny fankahalany azy.

Lazao anay dieny izao sao mba azony ny miaro anao ry kidoro, raha nisy fahitana vitanao

Zà aloha mitsotra ny marina: Tsy mankahala an'iny mpanao jadona iny akory aho. Tsy mankahala an'iny olona nanapotika an'i Madagasikara iny aho. Ary tsy mankahala an'iny olona mpandainga gaigilahy milaza azy fa mpivavaka iny mihitsy aho.
Ary koa tsy matahotra azy velively.
Fa kosa, tia fahamarinana sy fahamasinana aho. Tia ny zavatra marina. Fa tsy zavatra mibolilalila.
Tsy mila mpandainga tompoko. Tsy mila mpamono olona midera tena ho mpivavaka ka manao fariziana. Tsy mila olona manabotry vahoaka.

Raha misy iray diso amin'io lazaiko io, dia hibebaka aho ary hifona fa diso. Diso "iray" ihany.



7. xxx ( 28/10/2009 15:51)
mopera kidoro ! :^) :^) :@ :@ :^) :^)
8. xxx ( 28/10/2009 17:52)
mandana hoe kidoro mitady firenena tsy misy anireo zavatra tanisan'elà reo d mba hilazao za! tsy mbola nahita mpitondra tonga lafatra mantsy za teto @ zao tontolo zao!
9. fijo ( 28/10/2009 20:00)
ao ampandriana mety misy ka
10. xxx ( 28/10/2009 21:24)
Mba mahay teny gasy ve ila kdoro sa dia efa lo,lou disoany ny teny gasy lazainy fa lou ,nefa izy no lomorina ,tsy tahotra tsy henatra etsy ambony milaza tia fahamasinana nefa resak maloto fona satria lo angamba ny atidohany
raha tsy fitombenana dia nono miodikodina eo foana ny resany
Misy fahavoazana angamba ,TENA HITA HOE MATAHOTRA BE ANDRA8? raha vao mahare hoe ho avy RA8 dia mivava be ,TSY IZANY MIHINTSY NO TSY HAMPIVERINA AZY fa tapaka lalandrà @tsy antony eo ianao fa ny kidoro no tandremo tsy ho lo sy maimbo ampy!hihihi!
11. naritsimba ( 29/10/2009 06:30)
Asaivo mankaty i dada(rabeosy) fa miandry ny aty e.
Mbola hisy zavatra mafy noho iny nahazo azy iny fa aleo hiaraha-mijery e.
Ho an'ny TIM, mitadiava olon-kafa ankoatra azy dia tafavoaka ianareo, raha mbola ny ra8 no lolohavinareo dia ho hitantsika eo fa ho rava ho azy ny TIM, sendra mba nandalo teny @ MAGRO ny tenako fa dia zara raha misy olona sisa mankao, asa angamba lany ny vola be dia kamo ny olona , ny mpivarotra indray no mampalahelo fa tsy mahalafo ilay sakafo amidy dia mitabataba @ ireo mpitarika.
TSIKY DIA AMPY E
12. xxx ( 29/10/2009 10:06)
naritsimba:

Asaivo mankaty i dada(rabeosy) fa miandry ny aty e.
Mbola hisy zavatra mafy noho iny nahazo azy iny fa aleo hiaraha-mijery e.
Ho an'ny TIM, mitadiava olon-kafa ankoatra azy dia tafavoaka ianareo, raha mbola ny ra8 no lolohavinareo dia ho hitantsika eo fa ho rava ho azy ny TIM, sendra mba nandalo teny @ MAGRO ny tenako fa dia zara raha misy olona sisa mankao, asa angamba lany ny vola be dia kamo ny olona , ny mpivarotra indray no mampalahelo fa tsy mahalafo ilay sakafo amidy dia mitabataba @ ireo mpitarika.
TSIKY DIA AMPY E


Mampalahelo be ny fisainanao

Asa na ny TIM no ho rava na iza . Mba jereo ireto Monja sy Andry mitady hifamono an-toerana ireto . Teo siamois , izao mifandrafy !

13. pikatti ( 29/10/2009 11:35)
Asa na ny TIM no ho rava na iza . Mba jereo ireto Monja sy Andry mitady hifamono an-toerana ireto . Teo siamois , izao mifandrafy !

Samy mitady le hoe antsoy prez e :-D
14. kidoropamba ( 29/10/2009 12:13)
Ho zakan'i Tonton samyr irery ve ny hibaby an'ity TSINY hiarovana andra8 ity? Ravalo izao efa mirevy "ô gorisagorisa"..."ô karatsakaratsaka analan'akondro". Voazara ny Hena e. salut tonton!!!
15. pikatti ( 29/10/2009 12:17)
tendan-kanina be elah zany rakido's group ,hena virja ndray zao zany mahalasa adala an'elah ato zany ,elah efa maty ozatra io ve de inona no vitan'elah aloha e :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0843