Mamela heloka marina ve A/tra?

41. niryna ( 07/11/2009 21:32)
rakapy:

Cutie> Ka tsy hitako mihintsy no hidiran'ny maritiora @ ilay resaka famelan'A/tra heloka. Sa ve heverinao fa voavela heloka ireny maritiora ireny? Tsy misy mahafantatra ny valiny angamba isika eto. Maritiora ,maty nohon'ny anaran'A/tra eo masontsika olombelona izy ireny fa tsy misy mahafantatra izay hevitr'A/tra ny momba azy ireny isika.
mizara i cutie fa misy Atra ary mamela heloka ho an'ireo izay rehetra nanao ratsy ny olona koa izy,mizara koa cutie ary mampahafantatra antsika fa nisy olona nino an'ilay Atra izay toherin'ny hafa eto foana fahiny ary dia novonoina izy ireo,ny baiboly no boky nodorana fa tsy levonaa ary izay rehetra mino Azy dia ho voavonjy ka anisan'izany rasamalama izay lasa maritiora malagasy ho an'ny mpino rehetra
Hoy Ika
tsara faritana angamba aloha ny hoe inona no atao hoe "heloka"...
efa im-betsaka io no nandeha teto ka raha mbola tsy nandray izay ika dia tsy itako intsony ,mahafinaritra anao tokoa mantsy ny mitsivalana lava kanefa dia mahafinaritra koa ny mamerina lava na dia tsy tianao aza izany .......tsara faritana ny heloka ? averiko indray ary fa izay rehetra fantatrao fa tsy mifanaraka ny sitrapon'Atra na tsy tokony atao dia efa heloka avokoa,aza mijangajanga,aza mangalatra,aza mitsiriritra ny zavatry ny namanao,aza mangala-pijery,fialonana,vakio ny Gal 5 19-23 (sinful nature and the fruit of spirit na ny fahotana sy ny vokatry ny fanahy ) .Hianao irery ihany dia efa mahafantatra azy,tsy mety eo imason'Atra kanefa noheverintsika fa hoe mety amintsika ka dia ataontsika.. ny heloka be vava indrindra dia ny mamitaka ny olona hoe tsy misy satana sy ny hoe tsy ao anatin'ny baiboly irery no tenin'Atra fa maka sopapa any ivelan'ny vala,mahatoky ny tenany ka mandainga sy mizara teny tsy ao anatin'ny baiboly ary mamita-bahoaka dia efa heloka ihany koa izany ka manoro voana olona amin'ny fizarana ny tenin'Atra ho diso lalana... izay zavatra tsy eken'ny fanahintsika kanefa toherintsika izany fa ny nofontsika no tiantsika ahazo vahana dia efa heloka,mazava sa mbola ampiko :D

satria ny "helok' al quaida" sy ny "helok'Amerikanina" dia samy afaka miteny hoe meloka izy na tsy meloka izy fa misy antony ny raha ataony
amin'Atra rehefa nomena antsika ny teny kanefa toherintsika sy tsy raharahiantsika ilay izy dia heloka izay ka,miteny izao isika hoe misy Atra ary Atra saro-piharo izy dia misy miteny hoe tsy ny Atrareo ihany no ATra .dia miverina any amin'ny didiy foolo indray isika fa aza manana Atra hafa hafatsy izaho irery ihany . ny diddy folo dia nomeny saingy tsy misy na iray aza afaka ahatanteraka izany ary dia nomeny ny zanany lahy tokona ka izay mino ny zanany no ahazo famonjena(tsy meloka ) izay tsy mino kosa dia efa hoheloina sahady(condamnation for those who do not believe that Jesus is the Lord) .Teny nomeny io ka zaraiko

Ka izay mihintsy anie ity resaka ity e! Toa hevitra avy @tsika olombelona no hitondrana ilay finoana fa tsy hevitra avy any @ A/tra tsy akory.
asa aloha fa betsaka izay teny nomena izay fa anjaran'ny tsirairay no maka izay tandrifiny azy.Tsara ho fantatra fotsiny,nomena ny teny,tsy misy na iray aza ka nihaino sy namaky andainga hoe tsy nomena anay ny teny teto,ilay fandahavana sy ilay fanoroana voana no anjaran'ilay olona mizara sy Atra irery. ary isika rehetra dia samy ho adinina avokoa ny zavatra natao na nahasoa izany na ratsy izany


42. ikaretsaka ( 08/11/2009 01:27)


satria ny "helok' al quaida" sy ny "helok'Amerikanina" dia samy afaka miteny hoe meloka izy na tsy meloka izy fa misy antony ny raha ataony

amin'Atra rehefa nomena antsika ny teny kanefa toherintsika sy tsy raharahiantsika ilay izy dia heloka izay ka,miteny izao isika hoe misy Atra ary Atra saro-piharo izy dia misy miteny hoe tsy ny Atrareo ihany no ATra .dia miverina any amin'ny didiy foolo indray isika fa aza manana Atra hafa hafatsy izaho irery ihany . ny diddy folo dia nomeny saingy tsy misy na iray aza afaka ahatanteraka izany ary dia nomeny ny zanany lahy tokona ka izay mino ny zanany no ahazo famonjena(tsy meloka ) izay tsy mino kosa dia efa hoheloina sahady(condamnation for those who do not believe that Jesus is the Lord) .Teny nomeny io ka zaraiko


1) tsy hitako aloha ny ifandraisany!
2) Tsy Testamenta taloha intsony isika izao (Atra saropiaro) fa efa Atra fitiavana
43. ni81 ( 08/11/2009 11:14)
Tsy Testamenta taloha intsony isika izao (Atra saropiaro) fa efa Atra fitiavana
ilaina daholo ny testamenta taloha na testamenta vaovao fa misy hevitra mifameno hatrany
44. ikaretsaka ( 09/11/2009 00:53)
tsy le hoe mitsimpona kely atsy rehefa metimety ny atsy de avy eo mitsimpona kely atsy njay rehefa metimety @ le revy ny atsy no tiako lazaina
45. ranini ( 11/11/2009 08:52)
Tena mamela heloka tokoa A/tra letsy baina.
Nanota Adama sy Eva dia very ilay fianana mandrakizay nananany.Nanao promesse anefa A/tra hoe mamenoa ny tany dia navelany hofenoin'ny tarank'i Adama ny tany na dia nanota aza.Avie eo izy nanambara faminanaiana iray hoe:"ampirafesiko ianao sy ny vehivavy, ny taranany hanorotoro ny lohanao ary enao kosa hanorotoro ny ombelah-tongony" Misy dikany be io faminanaiana io
Vehivavy: Organisation de Dieu
Taranaky ny vehivavy: Jesosy Kristy
Menarana: Satana ary io satana io koa dia manana organisation eto ambonin'ny tany.
refa maty i JK dia notorotoroin'nny Satana ialay tarank'ilay Vehivavy.
Natsangana t@ maty iJK avy eo satria toy ny hoe ny tongony no voatorotoro.refa maty i Jk dia nanolotra ny vidi-panavotana t@ Rainy zany hoe nividy ny Olombelona retra t@ rany i Jkristty.
Voavela ny helontsika teo , nefa mbola miandry fotoana izay efa kely sisa mba anehoana raha toa ka nanaiky io soron'ny Jk io ny Olona.Refa tonga ny harmagedona dia eo vao aseho @ izay nankasitraka ny soron'i Jk ary manombokoa eo vao afaka mivelona mandrakizay ny olona nino azy.tsy maty intsony koa isika amin'izay fotoana izay no tsy marary intsony koa.
Mbola ho lava ny resaka fa @ manaraka hotohizako indray de mazotoa aty e
46. fijo ( 10/12/2009 23:30)
adalany no te hametraka io hazo io ,ka inoa no hanenjehany ny olona rah amba naka kely ny olona????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0661