lafy tsara sy lafy ratsy @ fikapohana zaza

21. Djhamhal ( 09/11/2009 13:08)
za dia olona somary sarotiny kely ka izay ngamba no mampiavaka kely ahy , satria amiko refa miteny aho we misasa dia misasa zay! ; torak'zany koa refa mianatra dia mianatra ary refa milalao dia manaram-po milalao miitsy! ary refa miteny aho we vita ny filalaovana dia vita hatreo fa tsy azo ampifangaroina miitsy ny zavatra tiany ho atao sy ny baiko zay omeko azy !za tsy dia mikapoka firy fa ataoko we in 1 isantaona ngamba ! nefa efa mikapoka ihany zany ! ary fantany tsara miitsy ny antony ikapohiko azy ;fa nandika ny fitsipi-pifehezana napetrako izy ! sarotiny be aho é! :roll:
22. Mirananirina ( 09/11/2009 13:16)
fa nandika ny fitsipi-pifehezana napetrako izy ! sarotiny be aho é!
tsara koa aloha izay e.nefa aza atao trop ohatra ny baiko miaramila.
23. Djhamhal ( 10/11/2009 09:09)
aza atao trop ohatra ny baiko miaramila

m'sôtra fa voaray â! =D> =D> .
24. xxx ( 28/12/2009 14:10)
amiko ny fikapohana ny zaza dia mitondra azy hahay miaina eo fiainany rehefa lehibe izy .raha jerena ny eto amintsika mamin\'izao fotoana izao dia toa mandroso @ratsy ny fitazaina azy noho ireo lalana maro miaro ny zaza tsy ho kapohina.Any ka na mahasoa azy aza no ikapohana azy dia mamorona izy.ny ray aman\'dreny koa moa manampy trotraka.tsy voateny intsony izy ireny ankehitriny.diniho anie ny manodidina anao e!dia ho hitanao ny zvt mety hitranga atsy ho atsy.tsy misy hikapoka ny zaza tsy manao fahadisoana kosa angamba fa matoha kapoina tsy mety ny ataony.amiko raha tiako ho tsara ny fiainany sy ny momba azy dia tokony ho kapoina izy nefa lanjalanjaina tsara fa tsy hoentina @ fo.amin\'izay mba ananany enamaso ianao rehfa lehibe izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1602