tampina ny daomy tgv
1. tsimatimanota
(
27/10/2009 14:04)
Miditra @ Fomba Mavesatra @ izay ny President DE LA Republique Democratique RAVALOMANANA MARC
Vizana tanteraka ny foza olana
kely divo ka milile antsena
:twisted:
:twisted:
:twisted:
Vizana tanteraka ny foza olana
kely divo ka milile antsena
:twisted:
:twisted:
:twisted:
novalian'i pikatti ny 29/10/2009 11:50
2. kidoropamba
(
27/10/2009 14:56)
hi hi hi hi hi hi midira ry Président de la République démocratique Ravalomanana mafia-ïsta. hi hi hi hi
Midira ary zory ny lalanareo any amboudin'ny virjinyy swaziland e, ary bon appetit @ ilay sorgho.
Midira ary zory ny lalanareo any amboudin'ny virjinyy swaziland e, ary bon appetit @ ilay sorgho.
3. nancy
(
27/10/2009 15:28)
Misy fahavoazana, tena napitiky ny sipa swazy rakidoro le. Mipenipenina mitsy.
kidoropamba:
hi hi hi hi hi hi midira ry Président de la République démocratique Ravalomanana mafia-ïsta. hi hi hi hi
Midira ary zory ny lalanareo any amboudin'ny virjinyy swaziland e, ary bon appetit @ ilay sorgho.
5. AndriambyII
(
27/10/2009 15:56)
Le Swaziland : un pays dont le % de la population atteint par le VIH est le plus élevé en Afrique subsaharienne.Plus de 25 % au total .
Dia ahoana izany Kidorompamba ?
Dia ahoana izany Kidorompamba ?
6. locl
(
27/10/2009 16:07)
kidoropamba: fa mba inona no asanao fa toa hianao no mameno izay thème mivoaka rehetra eto sa ohatrinona no omen'i andry toi mba hifanasa vangy eto, tsy dia misy mpanohana firy intsony mnako ny TGV amin'izao zava-misy ao M/car ao.
7. nancy
(
27/10/2009 19:10)
Zany nge no ilazako hoe misy fahavoazana ianao e. Politika avo lenta ve dia vevavy any swazi no tanisaina eto.
kidoropamba:
kalama ianao, kalama....tsy arakao mihitsy ilay politika avo lenta (haute politika).
8. kidoropamba
(
27/10/2009 19:28)
AndriambyII:
Le Swaziland : un pays dont le % de la population atteint par le VIH est le plus élevé en Afrique subsaharienne.Plus de 25 % au total .
Dia ahoana izany Kidorompamba ?
Marina mihitsy io. Izay ange no lazaiko fa tsy hody izany ity levalo ity fa misary gaigy amin'ny ekipany mino fotsiny ihany. 8 volana ve rangahy atao hoe "imminent"? Tsy nianatra teny frantsay izahay fa mba nikarokaroka fa toa tsy nahita an'izany mihitsy.
Tsy mahagaga ange raha feno Sida ao e: resaka lalao nounou sy vouden'ny virjiny foana ange no masaka ao e. Io no mba "konsantrasion" an-dra8. Tsy din din!
Tadidio fa tsy manaiky izy raha atao any Genève ilay fivoriana satria mila milalao lery @ alina. Atao any Adis abeba indray satria "afrika" hoy izy, maintimainty sy mavomavo izay mantsy ny an'i virjiny swaziland. afrika é.
Dé mialaza koa lery fa tsy hanao sonia raha mbola Rajoelina ihany no eo. Izany hoe: ahemotra, ahemotra ahemotra foana ilay izy. Mba ahafahany manararaotra tsara ilay kaly be ao swaziland.
Mba saintsaino kely ange fa tangoronambitsikin'ny virjiny swaziland ravalo: 13 ans androany, 12 ans rahampitso, 14 ans, afa-kapitso, tena mbola vatombatony tsara hoy levalo....hi hi hi hi hi, io ange ilazan'ny lery hoe: "Imminent" ny fahatongavako. Tssssssssss!!!!!!!!!
9. kidoropamba
(
27/10/2009 19:33)
locl:
kidoropamba: fa mba inona no asanao fa toa hianao no mameno izay thème mivoaka rehetra eto sa ohatrinona no omen'i andry toi mba hifanasa vangy eto, tsy dia misy mpanohana firy intsony mnako ny TGV amin'izao zava-misy ao M/car ao.
ö ra locl à. Efa retirety aho fa nohon'ny fahasarotampiainana dia lasa Mpangady volamena . Raha tsy tazanareo aho dia any @ carrière izay mangady tany mitady volamena. Nisy niantso ange aho teo dia io ary aho no tàmy é.
Tsy TGV mihitsy no manakarama ahy satria efa tezitra @ ity TGV ity aho noho ny nataony. Politika avo lenta hoa no eto ka aleo mifanasa vangy ampanajana.
10. pikatti
(
29/10/2009 11:50)
ö ra locl à. Efa retirety aho fa nohon'ny fahasarotampiainana dia lasa Mpangady volamena . Raha tsy tazanareo aho dia any @ carrière izay mangady tany mitady volamena. Nisy niantso ange aho teo dia io ary aho no tàmy é.
Laozan'elah milalao virja ahoana ary ty elah efa maty ozatra ty é,manonofy swazi ndray le antitra adalalahy ty :-D :-D
Antitra vao be ny tanora marina
