Ny Fiangonana sy ny vanim-potoana misy azy !

41. rzakarivola ( 03/11/2009 09:18)
[quote=rakaroka]

==>
Midina miakatra fotsiny hoy ianao.

Oui, en basant de tes écritures !

==> Rehefa nandinika aho dia tena marina ihany ny remarque-nao, miakatra midina fotsiny,
tahaka ny interrupteur : Izay talentan'ny olona rehetra, na ara-batana, na ara-tsaina, na ara-panahy, dia tahaka ny installation électrique eo @ tenany izany. Ny interrupteur da zavatra kely miakatra sy midina, kanefa iny no ahafahan'ireo fitaovana (clavier, frigo, jiro, four, ...) mandray ny courant izay mampandeha azy. Haintsika fa ny télé rehefa tsy mipika ny interrupteur-ny hampandeha azy dia "maty" no iantsoana azy.
Andriamanitra no loharanon'ny fiainana, ary ny Fanahin' Andriamanitra no courant hiveloman'ny olona, ahafahan'ireo installation rehetra ao anatiny hiasa araka ny ilàna azy. Ny hazo fijalian'i Jesoa Kristy no interrupteur ahazoan'ny olona accès amin'izany fanahin' Andriamanitra, izay hery izany, araka ny vosoratra hoe : "Ary izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery ho tonga zanak' Andriamanitra. Dia izay mino ny anarany" [Jaona 1:12]

tahaka ny robinet : Mety misy installation de cuisine, laverie, plomberie, ao an-trano, fa ny robinet no manokatra na manidy ny accès amin'ny rano izay ahafahan'ireo fitaovana rehetra ireo miasa. Ny Fanahin' Andriamanitra no rano miboiboika manadio sy mahafaka hetaheta ny fanahin'ny olona, ary mahatonga ny talentany rehetra hiasa araka ny sitrapon' Andriamanitra (Izay Tompon'ny zavatra rehetra). Ary ny ràn'i Kristy latsaka teo ambony hazo fijaliana izany robinet izany, ka ny finoana azy no mampisokatra ny robinet, araka ny voasoratra hoe : "fa na iza na iza no misotro ny rano izay homeko azy dia tsy hangetaheta mandrakizay; fa ny rano izay homeko azy dia ho loharano miboiboika ao anatiny ho fiainana mandrakizay." [Jaona 4:14]

Ny ordinatera dia namboarina hanatanteraka asa anakiray manokana. Arakarak'ilay asa tian'ny nanamboatra azy no toetoetran'ilay ordinatera io, misy natokana ho "serveur", misy ny natokana ho an'ny bureautique, misy natokana hanaovana jeux, misy natokana hanaovana traitement multimedia (PAO, vidéo, son ... sns). Tahaka izany ny olombelona izay samy nomen' ny Ray Mpamorona fahasoavana samihafa, ara-batana, ara-tsaina ary ara-panahy.
Ny ordinateur, na ilay matanjaka be ny carte graphique, na ilay somary tsy dia matanjaka fa be capacité (mémoire), na ilay tsy dia be capacité fa matanjaka ny processeur (intelligence), dia misy conception itovizana : samy manana ny antsoina hoe BIOS, izay tahaka ny fanahy (mémoire) kely raiki-tapisaka ao anatin'ilay ordinatera, antsoina hoe : mémoire morte moa izy io. Ary io BIOS io, mba hampandeha azy dia nasian'ny mpamorona pile kely. Kanefa tsy dia ny bios no ahafahan'ilay ordinatera miasa araka ny namoronan'ny mpamorona azy, fa mila source na courant continu izy, izay miditra ao amin'ny bloc alimentation.
Tahaka izany ny olona, nomen' Andriamanitra fanahy kely tahaka ny BIOS, sy aina kely tahaka ilay pile ny BIOS, saingy mila mifandray amin'Andriamanitra loharanon'ny fiainana tsy mety ritra izay vao afaka hiasa araka ny namoronan' Andriamanitra azy. Ary ny fon'ny olona no bloc alimentation-ny.
Câble no mampifandray ny ordinatera amin'ny loharanon'ny herinaratra.
Tahaka izany i Jesoa Kristy, izay mampifandray ny olona amin' Andriamanitra, hahazoany ny Fanahy Masina, fofon' aina mahavelona ny fanahy, ny fanahy no olona.

NY amplificateur, na toy ny ahoana na ahoana conception-ny eo, raha tsy misy courant ampy tsara tonga any aminy dia tsy mahatanteraka ny asa izay nanamboarana azy izy. Tahaka izany ny olona tsy ampy ny tenin' Andriamanitra ho jiron'ny tongony sy fanazavana ny lalany. Ary i Jesoa Kristy no Tenin' Andriamanitra Velona.

Incompréhensible car "INJUSTE" !

==> Omeko ny fanazavana araka izay nomen' Andriamanitra ahy amin'ny anaran'i Jesoa Kristy.
Fanoharana : Ny AMOUR DE DIEU sy ny JUSTICE DE DIEU dia tahaka ny droites anakiroa perpendiculaires, ary anankiray ny point d'intersection-ny : eo @ Hazo fijalian'i Jesoa Kristy.
-------------------------------------------Ù¨ (Amour)
-------------------------------------------|
-------------------------------------------|
-------------------------------------------|
-------------------------------------------|
-------------------------------------------|
-------------------------------------------|
-------------------------------------------|--------------------------------> (Justice)
-------------------------------------------|
-------------------------------------------|
-------------------------------------------|
Celui qui se met sur ce point a accès à la fois à la justice de DIEU (il est justifié) et à l'amour infini de DIEU. En tout autre point sur la droite de la justice, que ce soit en négatif ou en positif, on n'a pas accès à l'amour de DIEU, bien qu'on peut regarder la droite qui, depuis le moins l'infini monte jusqu'en plus l'infini, et c'est ça l'éternité.

Hevitry ny fanoharana :
Andriamanitra dia marina, Mpitsara marina Izy, ka amiNy, rehefa heloka dia heloka, ary ny heloka rehetra dia misy sazy mifanaraka aminy daholo. Ataoko fa hiara-hanaiky amiko ianao fa raha tany tsy misy lalàna dia ho rava vetivety, sekoly tsy misy fitsipika dia sekoly mitondra any an-kady. Ary rehefa mandika ny fitsipika dia misy sazy ampiharin'ny lalàna mifanaraka amin'izay.
Koa amin'ny fitsarana marin' Andriamanitra, ho antsika izay nandika ny fitsipik' Andriamanitra, dia fehezin'ny lalàn' Andriamanitra ho toy izao no sazy (condamnation) ny mpanota : afobe. Tsy hanazava aho eto hoe inona io afobe io, fa ny tenin'i Jesoa milaza tsara mihitsy an'izay.
Donc, LA JUSTICE EXIGE QUE TOUTE DESOBEISSANCE SOIT PUNIE, et comme il est écrit : "Le salaire du péché c'est la mort", la mort est comme nous le voyons dans la vie de chair : séparation d'avec les vivants, plus exactement, la mort spirituelle est la séparation d'avec DIEU.
Andriamanitra dia fitiavana, tsy namorona antsika ho faty Izy, fa namorona antsika ho velona tahaka Azy, ho faly tahaka Azy, ary mba hananantsika ny fifaliaNy, dia nomeNy safidy isika na hankato na handika ny DidiNy. Kanefa mihoatra noho izany, ny FITIAVANY dia nanomana "souffre douleur" Izy hokapohina noho ny ditrantsika.
Etant Roi, IL nous a créé pour que nous devenions tous des princes.
Intersection de la justice et de l'amour de Dieu : Si La justice exige que toute désobéissance soit punie, l'amour exige que la punition soit tombée sur Son Fils unique, et cette punition pour tous les péchés a été "endurée" par Jesus, dans son corps, afin que quiconque croît en Lui soit grâcié, et n'ait plus à endurer la peine qu'il mérite au jour du jugement dernier.
Mety te hanontany ianao hoe : "Son Fils unique sa Dieu le Jesus e?", "et puis, quel Père est assez fou pour sacrifier son Fils pour des gens qui n'obéissent mais pas à lui? Et ce dit, fils, a-t-il été d'accord ou non"
1- Ce Fils est d'accord avec la volonté de Son Père, Lui l'a dit à plusieurs reprises : "Car si je suis descendu du ciel, ce n'est pas pour faire ce qui me plaît, mais pour accomplir la volonté de celui qui m'a envoyé.", "Père, ... que ta volonté soit", ...
2- Fils unique ou Dieu le Père, C'est Lui : Dieu est esprit, Esprit qui s'exprime par sa Parole, Dieu Lui-méme est la Parole, et la Parole a été faite chair et a habité parmi nous. C'est dans ce corps d'homme que DIEU s'est fait appelé "Fils". Mais en réalité, celui qui s'est présenté comme Fils unique de DIEU n'est autre que Le Père Eternel. Voici ce que ce Père Eternel a dit à maintes reprises dans les temps anciens : "Tu n'auras d'autres DIEU que moi. Car je suis un DIEU jaloux et ...". IL a aussi promis aux hommes un Sauveur qui sera appelé : "Emmanuel", qui signifie Dieu est avec nous, "Prince de la paix" (Salomon), "Merveilleux", "Fils d'homme", "fils de David", "David", "Conseiller", "Père Eternel", ...
Lorsque Jesus est arrivé, tous ces qualificatifs ont été trouvé enLui, en plus, IL a fait des miracles que personne de son temps ne pouvait faire, ce qui est preuve que ce Sauveur que DIEU a oint (Messie ou Christ) et a envoyé, c'est bien ce Jesus de Nazareth.
Dans sa vie, tout le monde pouvait se rendre compte que ce Jesus était BON. Un jour, un notable est venu à lui et a dit : "Bon Maître ...". Jesus lui a répondu "Pourquoi m'appelles-tu bon? Un seul est bon, Dieu". On peut penser "est-ce qu'il (Jesus) veut avouer qu'en fait il n'est pas bon ?" ... euh je pense que non, tout le monde pouvait voir qu'IL était bon, et qui ne serait pas d'accord que DIEU seul est bon ? Puisque rien de ce qui existe ne vient d'autre que Dieu ? En tout cas, pas un juif. Jesus voulait seulement dire que s'IL était bon est que Dieu seul est bon, c'est que l'appellation "Emmanuel" est accompli devant cet homme, c'est-à-dire, que Dieu est là devant lui, vétu de corps d'homme.
Enfin Jesus a dit à la fin de sa carrière : tout ce que le Père possède m'appartient, et tout ce qui m'appartient appartiet au Père. Comment le Dieu jaloux qui ne tolère aucun rival accepterait-Il de partager tout ce qui Lui appartient à un simple homme (ou un ange comme disent certains) ? Voici une autre preuve que Dieu a bien approuvé ce que Jesus a dit, c'est qu'un jour, Hérode a été tué par un ange parce "qu'il n'a pas glorifié dieu" (le peuple a dit en l'entendant : voix de Dieu et non celle d'un homme).
2- Père assez fou ... ? : Eh bien donc, le Père Eternel n'est pas fou du tout, IL nous aime, et IL nous a montré son amour, c'est qu'IL a envoyé Son Fils unique en sacrifice pour nos péchés.
Mais à croire qu'IL est fou ce Père, sa folie est plus sage que la sagesse des hommes. En effet, notre sagesse ne fait pas plus que nous condamner, puisqu'on est incapable de suivre justement nos principes philosophiques. Tandis que cette folie de Dieu nous sauve de notre condamnation. N'est-ce pas merveilleux? Aussi merveilleux que vrai, puisqu'il y a une preuve, c'est que ce Jesus Christ est vivant pour le prouver, et en envoyant Son Esprit Saint dans les disciples, tuot le monde peut voir à travers eux et cet Esprit Saint méme ce Jesus jusqu'aujourd'hui. Tout comme la lune, n'étant pas source de lumière, prouve que le Soleil existe, en réflétant la lumière (qu'elle reçoit) de celui-ci sur le monde ténébreux.

[quote=rakaroka]

ao amin'i Jesoa no afaka hahitanao an'izany pureté izany
:.
Nisy hafa koa nanana pureté ka . I Bouddha, dia ilay zaza tsy manan-tsiny ireny!wink:

==> Je n'ai jamais entendu un quelconque bouddah vivant pour me parler afin de confirmer (ou infirmer) ce qu'on dit de lui. On dit qu'il était pur ... ben, si un homme peut étre pur par lui-méme, pourquoi tout le monde n'y arriverait pas ? Je re-cite ce qu'a dit l'ancien disciple de bouddha : le bouddhisme est une religion complètement illusoire, on y parle de beaucoup de conduites morales et spirituelles réflétant la pureté, mais on n'y a pas accès (cf. la théorie des deux droites perpendiculaire).
Or, l'accès à la pureté c'est Jesus sur la croix. Quant à un bébé, prouvez-moi d'abord qu'un bébé n'a aucune souillure physique, et peut-étre que je pourrais croire qu'un bébé est réellement innocent de tout péché (qui est souillure de l'âme). Il faut faire une différence entre : ne pas étre conscient d'étre pécheur et ne pas étre pécheur.

Isaorako anao naharitra namaky hatramin'ny farany ny fanazavana. Be ny fanoharana mbola afaka holazaina, sy ny fanazavana afaka omena, ary raha mbola azoko atao koa, raha sitraky ny Tompo izay naniraka ahy dia homeko izany, satria nomena maimaim-poana aho ka hanome maimaim-poana.
Na izany na tsy izany, itaomako anao ny hiresaka amin' i Jesoa Kristy amin'ny fonao, ary hihaino fa hamaly Izy, anontanio Izy hanazava aminao izay nambarako rehetra, ary mihoatra aza, dia izay voasoratra ao amin'ny Baiboly. Fa raha velona koa Izy, ary ianao mangetaheta ny fahamarinana, dia tsy maintsy tanterahiNy ilay teniNy hoe "Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana, fa izy no hovokisana", satria raha tsy tanterahiNy aminao izany dia Izy ihany no ho afa-baraka, Andriamanitra no ho afa-boninahitra, nefa ataoko fa tsy hamela ny voninahiNy hirefarefa amin'ny tany Andriamanitra. Ary izaho no efa niaina sy nahita ary mbola mahita.
42. ikaretsaka ( 03/11/2009 13:07)
Je n'ai jamais entendu un quelconque bouddah vivant pour me parler afin de confirmer (ou infirmer) ce qu'on dit de lui

satria ianona no tsy te hahalala sy nanidy ny tenanao ho tsy hahalala

Il faut faire une différence entre : ne pas étre conscient d'étre pécheur et ne pas étre pécheur

ka ianona eto etre nefa tsy conscient
43. rakaroka ( 03/11/2009 16:19)
[quote=rzakarivola]
[quote=rakaroka]

==>
Midina miakatra fotsiny hoy ianao.

Oui, en basant de tes écritures !

==> Rehefa nandinika aho dia tena marina ihany ny remarque-nao, miakatra midina fotsiny,

Andriamanitra no loharanon'ny fiainana, ary ny Fanahin' Andriamanitra no courant hiveloman'ny olona, ahafahan'ireo installation rehetra ao anatiny hiasa araka ny ilàna azy.

De toute façon manehaka ny tontolo izy. Tsy @ izay nahalala an-dRajeso ihany sinon dia zary manavaka izy! =>
Tsia mikasika ny hoe
Ny hazo fijalian'i Jesoa Kristy no interrupteur ahazoan'ny olona accès amin'izany fanahin' Andriamanitra, izay hery izany, araka ny vosoratra hoe : "[color=blue]Ary izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery ho tonga zanak' Andriamanitra. Dia izay mino ny anarany[/quote
[quote] Ary ny ràn'i Kristy latsaka teo ambony hazo fijaliana izany robinet izany, ka ny finoana azy no mampisokatra ny robinet

Ka de toute façon tsy nisy nisotro ny ran'i Jesoa izany 'tsony ny taranaka aty am-para fa symbole angaha hoe??? Ka raha divay indray 'samby be ny misotro izany ka!:wink:
Ny ordinatera dia namboarina hanatanteraka asa anakiray manokana. Arakarak'ilay asa tian'ny nanamboatra azy no toetoetran'ilay ordinatera io, misy natokana ho "serveur", misy ny natokana ho an'ny bureautique, misy natokana hanaovana jeux, misy natokana hanaovana traitement multimedia (PAO, vidéo, son ... sns). Tahaka izany ny olombelona izay samy nomen' ny Ray Mpamorona fahasoavana samihafa, ara-batana, ara-tsaina ary ara-panahy.

Ka eo indrindra isika , marina loatra ny voalazanao hoe misandrahaka ny talenta ary natao ho "exploité-na ka tsy tokony "canalisé-na hoe "hihira sy hitory aby na hanao évenjelisasiô satria tsa voa-exploite ilay talenta andrandrainy amintsika!=> miantraika fa na hitady asa aza , zary sahirana!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1253