Aokanareo kosa i kidoro e,

1. pikatti ( 26/10/2009 17:16)
Ory leity ty kidoro elah koa de manaiky rangitin-dry zalahy eto fotsiny le,zay tokoa anie lery de niarotena tongotra aman-tànana e,
De ahoana le tohin'ny le sambo an'i Noa lesy,mba tafiditra tao ihany ve bazylou sy patrick2002,elah aloha wiwi sûr aho tsy tafiditra atao e
:-D :-D :-D
novalian'i pikatti ny 26/10/2009 17:43
2. swnan ( 26/10/2009 17:28)
Ka lery anie lesy manome lagy be e, hosana hosana ,hosehina ny volom-bavan'elah :evil: :evil:
3. kidoropamba ( 26/10/2009 17:30)
Fa miaro tena amin'ny ahoana raha milaza fa milalao vouden'ny swaziland Ravalo fa tsy hody izany? hi hi hi hi

Sa te hampilalaovinareo voude maimbo sorgho ndravalo indray izahay? Tssssss....hihihihi
4. swnan ( 26/10/2009 17:34)
Tsy mahazaka maina leity klé,raharahan'olon-dehibe anie leity io e
5. ndotofetsi ( 26/10/2009 17:35)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. pikatti ( 26/10/2009 17:43)
rakidoro kalamina lesy le maina sakaaa, firy ème tige sahady elah zany klé :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1774