hiditra eto efa vita fifanarahana ve i Ravalomanana sa tsia
1. stalingrad
(
26/10/2009 15:40)
Asa aloha na entin'ny fo fotsiny Ingahy Ravalomanana,na ireo tompo menakelin'ny TIM eto M/car no manome information ratsy azy! fa raha ny logique sy ny resaka mazava tsisy olakolaka aloha dia mbola misy enjika ataon'ny FITSARANA ny Filoha Ravalomanana ary mbola tsy nivaha izy io raha ny fahafantarako azy hatramin'izao ! satria ampiharina foana io didy io raha tsy vahain'ny Fitsarana Tampony na nanao Fanoherana didy izy ! sa ve dia tonga amin'ny tenindry zalahy sasany hoe ny GIC sy ny SADEC no tena hianteherany hiaro azy raha misy fisamborana azy tampoka !
novalian'i pikatti ny 26/10/2009 17:41
2. kiidoropamba
(
26/10/2009 15:43)
leeety e! fopla atsy ,fosika aroa ,clonage ery ,faut jumeau etsy !!!!!!
--aoka zalah fa petsa ny serasera a ! kozy e! aok'izay eee
lou daholo ianareo,indrindsra reto jiolahy HAT reto
LOUUUUUUUUU ARY TENA LOUUUUUUUUU
Mihosotra ranomanitra fa lou !!!lou!!!lou !!! tsisy afa tsy lou
3. swann
(
26/10/2009 15:45)
mba aoka ony letsy zay fa manaova vrai amzay fa kivy ny pokna a! mba sarotra hanarina ko letsy laisany TIM reto kah !
4. kiidoropamba
(
26/10/2009 15:49)
lou daholo ianareo,indrindsra reto jiolahy HAT reto
LOUUUUUUUUU ARY TENA LOUUUUUUUUU
Miverena R8 a,ianao ihany no fanafody fa tsy reto mody manositra ranomanitra tony lou daholo reo hi hi hi
LOUUUUUUUUU ARY TENA LOUUUUUUUUU
Miverena R8 a,ianao ihany no fanafody fa tsy reto mody manositra ranomanitra tony lou daholo reo hi hi hi
5. swann
(
26/10/2009 15:53)
misy dada ho goaka beuuu zany ato ho ato fa antsoy ihany lety rakido fopla a! laisany iany no nandavaka ny lavaka idirany zany fa atsoy iany izy hiditra e! atsoy izy ooo hany locl sy pikatti eee!??
7. terrywui
(
26/10/2009 16:09)
Asa aloha na entin'ny fo fotsiny Ingahy Ravalomanana,na ireo tompo menakelin'ny TIM eto M/car no manome information ratsy azy! fa raha ny logique sy ny resaka mazava tsisy olakolaka aloha dia mbola misy enjika ataon'ny FITSARANA ny Filoha Ravalomanana ary mbola tsy nivaha izy io raha ny fahafantarako azy hatramin'izao ! satria ampiharina foana io didy io raha tsy vahain'ny Fitsarana Tampony na nanao Fanoherana didy izy ! sa ve dia tonga amin'ny tenindry zalahy sasany hoe ny GIC sy ny SADEC no tena hianteherany hiaro azy raha misy fisamborana azy tampoka !:idea: :idea: :idea: :idea: :idea:
8. kidoropamba
(
26/10/2009 16:28)
Tsy tafiditra tao Magro ny "tonton". Ny "dada" indray no tsy mahazo miditra rahampitso. hi hi hi mijanona any @ vouden'ny swaziland hoa ravalo fa any mafanafana tsara ary maimbomaimbo sorgho; hi hi hi hi hi
9. pikatti
(
26/10/2009 17:41)
Ahoana leity zany hevitr'elah zany bainn a, fa angah tsy maintsy lazaina daholo zay paika ,sao de elah ndray no voadaka voudy eto klé :-D
