Leo ditra
61. xxx
(
27/10/2009 09:44)
Tohiny kely fa adino: FA KOSA NY TENA ZAVA-DEHIBE DIA NY FILAZANY FA HOE "LEO DITRA" IZY
62. malala1
(
27/10/2009 10:32)
raha manaraka tsara nareo dia mbola tsy leo ditra izy fa mbola mitady ny vadin'i cousin sy voisine koa.
Somary stand by kely dia avy eo manohy ihany.
Ny zavatra tsapako eto dia mi-fantasme ny te ho hendry lery fa nareo masiaka be daholo dia miakatra ny hambompo amin'ny maha-lehilahy sady lery viril rahateo.
Tokony fantarina ny hoe inona ny ditra inona ny revy, fa raha manaiky zay tianao ny vadinao inona ny olana. Fa tena maka fafiny ve izy sa mizaka le izy fa lasa fitiavantena fotsiny le kozy @zay

63. ramarkivy
(
27/10/2009 11:24)
izay no fanontaniana hapetrako @ ireo vehivavy, mba te hahita valiny aho hoe.. Na de vehivavy ary no nametrahan'la an'io fanotaniana io de manitikitika ahy ahany ka zao no izy: tsy aleo ve letsy misaraka de manao fiainana aloha satrai lisany mivady mintsy no tsy matotra, rah oe nampirafy tsy de ahoako fa mampifamototra olona tsotra iazo mintsy; Mba manana anabavy ve alah io lo e? Ary efa n'teraka ve sa mbola tsisy ? ny heloky ny Ray hono tsy heloky ny zanaka nefa matahora ihany lay Nahary zoky à!
64. xxx
(
27/10/2009 11:40)
Ny zavatra tsapako eto dia mi-fantasme ny te ho hendry lery fa nareo masiaka be daholo dia miakatra ny hambompo amin'ny maha-lehilahy sady lery viril rahateo.ka aminao izany tsy ditra izao nataony izao fa fahendrena o? Eritrereto sy saino kely hoe anabavinao na rahavavinao na nièce-nao ilay sipakely 18 taona niaraka tamin'izy ireo tao io fa ho hitanao ny fangirifirian-tsaina mahazo :(
Tokony fantarina ny hoe inona ny ditra inona ny revy, fa raha manaiky zay tianao ny vadinao inona ny olana. Fa tena maka fafiny ve izy sa mizaka le izy fa lasa fitiavantena fotsiny le kozy @zay
65. ravonjison
(
27/10/2009 17:19)
Tsy mbola fantratro hatramin\'izao, inona marina moa no nahatonaga an\' i Jlan nanome io ady hevitra io: mila hevitra, fisekosekoana, olana ... Holazaiko ny hevitro mikasika izany etsy ambany avy eo.
Ireto ny zavatra ataon\' i Jlana sy ny remarque-ko:
- manambady : tsara dia tsara
- mampirafy : ratsy ho an¨ny efa manambady
- mamely makorelina: toa mila besoin sexuelle extreme
- manao @ vehivavy mariée : toa tsy tsapany ny akony avy eo. Raha tezitra ny vadin\'ireo lehilahy ireo dia mety ho vonoiny i Jlan
- mateika rehefa manao dia ny vehivavy no betsaka : tia tena. Maninona raha mba asiana lehilahy koa eo ho an\' ilay vadiny ( ho hita eo ny ambo-pony !!)
- manao @ zanaky ny tompotrano: risque be. Tsy fantatra ny reaction\'ilay tompotrano, mety ho roahiny i Jlan.
- isaky ny mihetsika ny sainy dia mitady vody : toa tsy tompon\' ny tenany intsony. Hadinony ireo aretina mety hoa azony ( syphilis, gonorrhoea, ulcer, lynphogranuloma venerum, chlamydiose, virose, hepatite B,C, SIDA.
Mety possible hoe tsy marina daholo ireo voalazan\' i Jlana ireo. Ny olona mantsy rehefa misy faniriana tsy azo, dia ny mirediredy toy io sisa no atao.
Raha toa ka marina kosa , dia azo lazaina fa : olona marary saina sy vatana na misy olana eo @ fiainana i Jlan.
Betsaka ny zavatra afangarony, toa milaza izy fa izy ihany no mahay mampirevy vady, hafa anefa ny fandraisany izany mampirevy vady izany sns...
Diagnose : hypersexualité ?, aret-tsaina vokatry ny fitaizana ratsy ?, olana eo fanambadiana sy fiaraha-monina ?
Olona mila vonjy, fitsaboana sy tohohevitra i Jlan ( stria io dia tsy afaka ho azy), fa tsy olona tokony ho deraina , haratsiana , na hatsaraina , na hatao exemple velively ( araka ny eritreriny).
NB: ny tsirairay lesy samy mahay mampirevy ny vadiny aby a, fa aza gaga ialahy raha saratrian \' ïzany ka misy midaroka tohotondry an \'ïlalahy tampoka eny andalana eny. Mety ny iray @ ireo vadin\'ny vahivavy mariée nanao t@ ialahy mantsy izany.

66. xxx
(
27/10/2009 19:11)
Olona mila vonjy, fitsaboana sy tohohevitra i Jlan ( stria io dia tsy afaka ho azy), fa tsy olona tokony ho deraina , haratsiana , na hatsaraina , na hatao exemple velively ( araka ny eritreriny).ka vonjeo izy izany fa ny anaranao efa ravonjison ihany e! :D (aleo klou asiana fimemezana hatrany)
67. cutie
(
27/10/2009 22:21)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
mbola tsy matotra na i jlan na ny vadiny ny fahitako azy

68. AndriambyII
(
27/10/2009 22:32)
cutie:
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
mbola tsy matotra na i jlan na ny vadiny ny fahitako azy
Angaha hita é , ny hadalàn' ny an' ny tena hono tafian- damba . Hi hi hi !!
M.Jlan ,dans 10 ans vous serez obliger de faire des travaux d' intérets généraux gratuitement pour négligeance humaine ainsi que d' étre un chaud lapin !! la sceance sera levée , ho ho ho ho !!! en bon entendeur bonne nuit !!
:-D :-D :-D
70. dangytsmaty
(
28/10/2009 07:32)
jlan:
Leo ditra aho!
Tantara be ty raha ho tantaraina eto daholo izay efa vita rehetra, fa ny conseil omeko dia izao:
-ho an'ny vehivavy, libérer-o @ fantasme-ny i ramose, fa tsy ho diso fanantenana ianao.
-ho an'ny lhlahy: aza manararaotra be laotra rehafa mba omena liberté kosa anefa.
A bon entendeur io an.
Izahay mivady manko taloha nanana problème(toy ny mpivady rehetra):
-izaho, mampirafy azy @ sipa ao ampiasana.
-nampirafy azy t@ pute, rehafa mba misy envie hangalagalatra sexe ireny.
-nampirafy azy @ sipa mpianatra, zanaky ny tompontranonay, etc...
-sady mbola miaraka @ femme mariée ihany koa aho @ zany.
Izy vadiko anefa tena manja fa tsy hoe rasty, saingy ilay lohako mihitsy no efa tia madiditra !
T@ farany dia nanontaniany aho : Tianao ary ve hoy izy raha mi-baise isika dia asiana vehivavy iray miaraka @tsika!!!!!! Akory ny fahasambarako!!! Un réve qui se réalise.
Hitany daholo manko ireo film porno ao anaty PC-ko, somary tsy couple fa ny ankabeazany dia lehilahy 1 sy vehivavy 2 foana.
Dia notanterahana izany!
Nikoty femme mariée zay aho, dia nanao à 3 izahay, avy eo, nanakarama sipa akama vao 18ans kely mitapitapy kely izay, dé nanaiky, dé avy eo izahay mivady nanala azy t@ pute de luxe, dé avy eo nahazaka sipa tao @ facebook, dé nanao à 3, dé avy tsy tafajanona tsony fa à 3 foana foana, nahita moyen foana. Lasa bi moa zany lé vadiko. ;-)
T@ farany teo izahay sy izy, nanao à 4, izanyb hoe izahay mivady niaraka t@ sipa mpi-cousine 2!! Fara-tampony @ ditrko iny lé!
Za 26 ans, ny vadiko handray 23ans.
@zao fotoana izao ah, na mi-insiste amiko aza ilay femme mariée teo aloha ireo hoe hanao izahay, tsy rotitra intsony aho, na efa manao izay moyen rehetra aza ilay sipa mpiaramiasa amiko izay, elle est préte à tout faire , fa tsy intéressé tsony a.lol
Bon, jusqu'à quel point étes-vous préte à aller pour sauver votre couple, izay no fanontaniana hapetrako @ ireo vehivavy, mba te hahita valiny aho hoe.
Mazotoa daholo :-)
Sao mba tsy rà Gasy ary no ao anatin'le zalahy io? Tsy nampaninona ahy raha nampirafy tsotra fotsiny elah, fa ty loza lazain'lah ty tena trop loatra! zany heo lainga marina ngah reo fa elah no m'seho m'lay eo mahavita azy! tsy aleo letsy tsy miteraka, sao mantsy ny zaza no ifatraran'ny todin'lah any aoriana any.
71. Mirananirina
(
28/10/2009 09:48)
Ilay izy izany tsotra be : olona tery saina daholo tenisany, sady mahantra velona,
ka ny mitady vola no ataovy aloha, fa aza mi se permettre revy
ohatran'ny anay. Pauvrichon kely daholo. Beuhhhh
Ho an'ilay bandy nikozy teo, mbola 26 ans ny aty ben's fa Responsable Technique ary efa nahita fiainana lavitra mihoatra noho an'lah!
Toa minable be daholo koa ilay olona ato koa. pffffftony sipa gasy itony tena tsisy ilavana azy, ny anay vazaha ny vadinay ka mahay mirevy, jereo google: partouze, plurialisme no anaran'izany ry pauvrichon isany a!
Tsara izany rehefa manabady vazaha ianao.Fa kosa aza aratsiana izahay vehivavy Malagasy
Vao mitaduy indray aho izao fa tsy mbola mhaita aloha fa ny asako indray izao no lasa passion-ko, sy lasa miompana @ vie familiale, tia manao pique-nique rehefa week-end, lasa bandy hendry e.raha azoko tsara izany dia tsy leo ditra fa mbola mitohy ny ditra no tokony ho izy.Tohizo fa fiainanao izany,tsy misy hidiranay na kely aza,na ny anabavinao aza moa no tianao alaina..inona no azonay tenenina ? :roll: :roll:
Dia mi-surf @ alina.
Ny mety hotadiaviko izao dia ny hi-baise ny vadin'i cousin anay satria izy mi_allume anah foana rehafa mankany aminay iny izy, lol, fa izy tsy manaiky à 3 kou, elle ne comprendrait pas! lol
Misy madama voisine-nay zay koa mi-allume anah fa tsy haiko, hita eo e!
72. xxx
(
28/10/2009 09:50)
Djhamhal:
misy fanamarihana kely ity :aty amboalohany aloha dia lazaiko fa tsy manohana ny hevitr'iza n'iza ato aho fa fanamarihana ny @ fomba fanehoan-kevitra sy famaliana loha hevitra no ambarako : amiko matoa ny olona 1 mampiditra loha hevitra eto dia na ray izy te hampiresaka ny olona eto( tsy vitsy no manao an'zay eto ); na izy zavatra tena nisy taminy ka tiany ho zaraina ! fa ny fanoharana ny olona @ biby kosa manko ôtran'ny lasa lavitra lôtra !fa matoa mamaly an'ilay adihevitra isika; dia na hanitsy ilay olona ! na hanohana ilay foto-keviny ! ka raha hanitsy olona isika dia mba atao am-pahamendrehana sy ampisainana ihany ny zavatra lazaina ! eny fa na dia naha tafintohina sy naha sorena anao aza ny ady hevitra ; satria izay no maha olombelona samy hafa antsika ! miala tsiny raha nisy nahatohina an! mihomehy kely ary é! Djha! :lol:
Na iza na iza manokatra sujet , na inona na inona no antony, dia tsy azon'iza n'iza ferana izay mety ho réaction n'ny mpamaky sy mpamaly ! Matoa manoratra dia mivonona @ izay mety ho post eto fa tsy hoe tsy maintsy hanohana na hanitsy na tsy fantatro ny mpandray anjara
Raha fantatrao mialoha izay holazain'ny hafa dia tsy misy dikany ny dinika .
73. mmmhh
(
30/10/2009 10:20)
Tena tokony hisaraka aloha ianareo mivady fa tena mpivady tsy avotra raha izany no hatao hoe mpivady.
Mety marina mintsy ny tenin'ny namana izary atsy ambony hoe fanambadiana tsy nohamasinina tany am-piangonana ny anareo.
xxx71 > +1

74. Djhamhal
(
31/10/2009 07:48)
hoy i xxx71
nefa mba atao am-pisainana ihany koa satria manoratra ianao eto fa tsy miteny ; ny soratra mitoetra ! misaotra tompoko! Djha !
Na iza na iza manokatra sujet , na inona na inona no antony, dia tsy azon'iza n'iza ferana izay mety ho réaction n'ny mpamaky sy mpamaly !
nefa mba atao am-pisainana ihany koa satria manoratra ianao eto fa tsy miteny ; ny soratra mitoetra ! misaotra tompoko! Djha !
75. kotobekibo
(
01/11/2009 21:48)
jlan > miala tsiny za bainn raha mamaly fa amiko d mbola tsy leo elah , fa ny fanotaniako :
- raha ny bandy no 2 na 3 ho azy , manaiky v élah ?
- raha mampirafy an'elah any ampiasana na any @ sisintany v izy , manaiky v elah ?
Ref manaiky an'izay elah d mazava kokoa ny fandehany entre anareo ! satria tsy koi ny zvt retra miseho !
Tsoriko fa vitsy @ tsika gasy no mahazaka ilay fomba malalaka tahak'ity , vitsy @ mpi-forum eto koa .
( raha tsy fampiesonana ity , tsy aleo v tsy tantaraina eto , satria b no mora tohina eto manko , misy koa ny efa nanana fihainana tahaka izao fa tsy mitantara fotsiny kah ! )
raha tsy mety @ elah ny conseil -ko aza tsiny e! avereno amiko fotsiny , izany no tsy hiafenako ao ambadiky ny XXX :wink:

76. milamm
(
03/11/2009 19:17)
jlan,tsotra ny koziko ento m'lamm @ zay refa leo e ny mahafinaritra ny saina tsy voatery hahasoa foana misy farany raha jiaby,eritrereto ihany reo fahavalo mitady ny rafilahiny e ;-) good luck
77. ravonjison
(
04/11/2009 08:15)
T@ voalohany toa nihetsikestka be i Jlan t@ fanoratana, izao toa tsy hita tampoka, nanao sambo lentika, sa mbola manenjika ilay vadin' ny cousin-ny ?
79. mandrindra
(
06/01/2010 17:36)
tsy voavaky daholo fa zao ry jlan a, tsy ditra izany fa fiainana. tohizo fa tsara
80. xxx
(
21/01/2010 19:53)
jlan:
Leo ditra aho!
Tantara be ty raha ho tantaraina eto daholo izay efa vita rehetra, fa ny conseil omeko dia izao:
-ho an'ny vehivavy, libérer-o @ fantasme-ny i ramose, fa tsy ho diso fanantenana ianao.
-ho an'ny lhlahy: aza manararaotra be laotra rehafa mba omena liberté kosa anefa.
A bon entendeur io an.
Izahay mivady manko taloha nanana problème(toy ny mpivady rehetra):
-izaho, mampirafy azy @ sipa ao ampiasana.
-nampirafy azy t@ pute, rehafa mba misy envie hangalagalatra sexe ireny.
-nampirafy azy @ sipa mpianatra, zanaky ny tompontranonay, etc...
-sady mbola miaraka @ femme mariée ihany koa aho @ zany.
Izy vadiko anefa tena manja fa tsy hoe rasty, saingy ilay lohako mihitsy no efa tia madiditra !
T@ farany dia nanontaniany aho : Tianao ary ve hoy izy raha mi-baise isika dia asiana vehivavy iray miaraka @tsika!!!!!! Akory ny fahasambarako!!! Un réve qui se réalise.
Hitany daholo manko ireo film porno ao anaty PC-ko, somary tsy couple fa ny ankabeazany dia lehilahy 1 sy vehivavy 2 foana.
Dia notanterahana izany!
Nikoty femme mariée zay aho, dia nanao à 3 izahay, avy eo, nanakarama sipa akama vao 18ans kely mitapitapy kely izay, dé nanaiky, dé avy eo izahay mivady nanala azy t@ pute de luxe, dé avy eo nahazaka sipa tao @ facebook, dé nanao à 3, dé avy tsy tafajanona tsony fa à 3 foana foana, nahita moyen foana. Lasa bi moa zany lé vadiko. ;-)
T@ farany teo izahay sy izy, nanao à 4, izanyb hoe izahay mivady niaraka t@ sipa mpi-cousine 2!! Fara-tampony @ ditrko iny lé!
Za 26 ans, ny vadiko handray 23ans.
@zao fotoana izao ah, na mi-insiste amiko aza ilay femme mariée teo aloha ireo hoe hanao izahay, tsy rotitra intsony aho, na efa manao izay moyen rehetra aza ilay sipa mpiaramiasa amiko izay, elle est préte à tout faire , fa tsy intéressé tsony a.lol
Bon, jusqu'à quel point étes-vous préte à aller pour sauver votre couple, izay no fanontaniana hapetrako @ ireo vehivavy, mba te hahita valiny aho hoe.
Mazotoa daholo :-)
tantara inona re ity ry Andriamanitro oh! eny e! raha 26ans sy 23ans zany aloha mbola azo atao oe! tsy ampy experience! fa raha izao zavatra ataonareo mitsamy izao! dia tena zavadoza mihintsy.angamba kosa tsy mbola nisy gasy pivady nanao to anareo! ka hoy aho oe! andàna mitsabo saina kely fa misy blem nareo 2. 8-)