Leo ditra
41. Veloo
(
26/10/2009 18:10)
jlan a,
ny vadinao ihany lesy jerena sisa a arak'ilay lazainao. Dia izay, ny zavatra nataonao dia tsy mety surtout vis a vis de ta femme. Zay fotsiny anie
mahereza e :-* :-*
ny vadinao ihany lesy jerena sisa a arak'ilay lazainao. Dia izay, ny zavatra nataonao dia tsy mety surtout vis a vis de ta femme. Zay fotsiny anie
mahereza e :-* :-*
42. jlan
(
26/10/2009 18:14)
Ie, za mahery foana kah.
Za mitady izay mety hampifalifaly ahy foana foana, hummm....
Aleo tsy lazaina eto fa sao lasa 100 000 réponses eo ito forum ito ka lasa le site le plus visité de Madagascar eto i serasera.org, ka manjary vola be ny mametraka pub ato ny hiafarany! lol lol, à plus daholo e!

43. Veloo
(
26/10/2009 18:18)
ny tena tsara esorin'la @ la aloha dia ilay ambo-po diso tafahotra e.. dia ho itan'la fa mandeha tsara ny fiainan'la :-*
44. simplex
(
26/10/2009 18:19)
veloo,
ie fahaizana mifehy tena sy mahalala onona no tena zava-dehibe indrindra satria na tsy ananana ao an-trano aza dia feno bobaka ny aterineto... ka refa tsy mahafehy tena sy mahatsapa hoe dia ahoana tokoa moa ity fiainako ity? dia tsy mety avy hatrany...
izay no mahatonga an'le hoe tsara kokoa ra olona afaka mi-balance ny fahalemenao sy adalanao ny vadinao fa tsy manaiky na hoe vao mia koa mamporisika any an-kady...
mais bon, araka ny efa voalaza hoe mety ny ditra @ sasany tsy ditra fa zava-tsoa @ sasany... lasa tsy mipetraka tsony ny adihevitra...
jlan,
lol
lasa sahady ve i toi kanefa ny resaka vao mia mafana :)
miverena rehefa anao annonce an'le tena horonan-tsary an ;-)
c'est la vie!!
^:^
46. kelly13
(
26/10/2009 18:36)
fita oa ry simplex! inn ary ity ry jlan, lollll
d ahôna ndray zany vadin'ny cousin-nareo zany klou e? d le voisine kou? dray dray dray!!! ary enao kosa ngamba tena bôgôssy b (tsy mananihany aho an) matou ifandroretan'ny vhv toy izany ka!
mba ataovy film tkou mou oe

48. simplex
(
26/10/2009 18:49)
kelly,
lol
tsy mba hirotsaka antsehatra kou nga ndriko :P
mbola misokatra anie ny fisoratana anarana ee
sady lery tena sady bogosy no be detanty :)
;-)
49. kelly13
(
26/10/2009 18:52)
ka lery sipa vaza no tiany kou! tsy tafiditra anaty listra ny viavy gasy hahahaha
sady tsy maharaka ilay reviny za ka, henjana b! :�) :-D
sady tsy maharaka ilay reviny za ka, henjana b! :�) :-D
50. simplex
(
26/10/2009 19:06)
kiiiii latsaka hatr@ ranomason'i veloo arany
miverena ony lesy ra-jlan fa malahelo be izy a :)
kelly,
:-D:-D
tsy mila tsapaina fa tonga dia hita hoe henjana be :^):^)
52. jlan
(
26/10/2009 19:18)
lol, mbola nanoratra poème ho an'ny vadiko aho teo, fa tsapako hoe maditra loatra a , dé nahita an'azy natory teo ah, mahita an'ilay visage d'ange keliny, dia lasa hainga-panahy, comme ça, lorsqu'elle se réveille le matin et que moi, je partirai au bureau, et qu'elle ouvre son PC, elle verra un petit poème que je lui ai écrit, lol, t@ classe de 4ème a no nanoratra poème farany ho ana sipa tany @ La pép's.
Fa nahatonga saina anah ilay teninareo rehetra teo dia lasa nanoratra poème aho.
Merci, c'est trop gentil ilay zavatra lazainareo eo ambony ireo, lol.
Saingy tsy hitako izay ho lazaina anareo eto intsony, raha ilay film aloha, tena mety mbola ho ela be satria izaho efa tsy manana envie hanao partouze aloha zao, fa efa milamina!
Sady na manao tampoka ary izahay, za koa ve dé hi publier an'iny.
Mbola vao forum ary dia efa jereo koa, mainka fa vidéo! loza fotsiny!!! lol

53. Veloo
(
27/10/2009 00:06)
49. Mpandefa : simplex [ Valio ] 26-10-2009 20:06:18
Lohateny : Re : Leo ditra
kiiiii latsaka hatr@ ranomason'i veloo arany
miverena ony lesy ra-jlan fa malahelo be izy a
hehehhehe :-*
Fa nahatonga saina anah ilay teninareo rehetra teo dia lasa nanoratra poème aho
mbola ao aminao ny fanahin'Andriamanitra :-*
mbola nanoratra poème ho an'ny vadiko aho teo, fa tsapako hoe maditra loatra a , dé nahita an'azy natory teo ah, mahita an'ilay visage d'ange keliny, dia lasa hainga-panahy, comme ça, lorsqu'elle se réveille le matin et que moi, je partirai au bureau, et qu'elle ouvre son PC, elle verra un petit poème que je lui ai écrit, lol, t@ classe de 4ème a no nanoratra poème farany ho ana sipa tany @ La pép's.
Tsara izany dia enje tsara amin;izay :-*
54. cutie
(
27/10/2009 00:11)
veloo
fitimpitino eo we akia le tantara any @ 1 any fa kamo be za hamaky :-D
fitimpitino eo we akia le tantara any @ 1 any fa kamo be za hamaky :-D
55. botra10
(
27/10/2009 07:06)
jlan:
Ho an'ilay bandy nikozy teo, mbola 26 ans ny aty ben's fa Directeur Technique ary efa nahita fiainana lavitra mihoatra noho an'la
izaho tsy afaka ny hifanazava @toi satry izay mifanazava @ adala no adala
fa tsotra ny teniko Directeur technique na inona moa ialahy satria hotelerie de efa mila technicien na ny garage de efa mila technicien na ny pandroaka fakon'ny commune de efa mila technicien sady tsy ambony leity zany ah ary ilay hoe nahita fiainana mihoatra lavitra noho ialahy tsy izany no fiainana ifaninanana fa mba firy ny fanomezana efa nomenialahy ny mahantra firy ny fanampiana nomenialahy ny traboina hoatrinona ny tetibola nomenialahy ny any atsimo ary inona no fanomezana mba efa nomenialahy ny beantitra @ io miditra ra te hifaninana amiko ary ilay hoe manambady vazaha; za letsy efa impiry taty ivelany ary firy ny kontinata efa nodiaviko fa hafa ihany ny gasy; ary za micherf izao zao dia eto canada
56. ni81
(
27/10/2009 07:37)
izaho tsy afaka ny hifanazava @toi satry izay mifanazava @ adala no adala:lol: :lol:
fa tsotra ny teniko Directeur technique na inona moa ialahy satria hotelerie de efa mila technicien na ny garage de efa mila technicien na ny pandroaka fakon'ny commune de efa mila technicien sady tsy ambony leity zany ah ary ilay hoe nahita fiainana mihoatra lavitra noho ialahy tsy izany no fiainana ifaninanana fa mba firy ny fanomezana efa nomenialahy ny mahantra firy ny fanampiana nomenialahy ny traboina hoatrinona ny tetibola nomenialahy ny any atsimo ary inona no fanomezana mba efa nomenialahy ny beantitra @ io miditra ra te hifaninana amiko ary ilay hoe manambady vazaha; za letsy efa impiry taty ivelany ary firy ny kontinata efa nodiaviko fa hafa ihany ny gasy; ary za micherf izao zao dia eto canada
57. xxx
(
27/10/2009 09:24)
Ary ilay français-nao aloha mba soigner-o kely fa pitoyable be e!j'ai vraiment fait exprès lesy io ry bandy fou a........hehehehe...Pourriez vous mourir pour sauver votre femme????? :lol: :-D :-D :-D :-D
On sit : Eh les mecs! Essayez sa femme, fa tsy hoe: Eh le smecs, essi sa femme..
Négro be lé français -ndry, mdr
Un homme qui pense, non à une femme comme au complément d'un sexe, mais au sexe comme au complément d'une femme, est mûr pour l'amour
58. xxx
(
27/10/2009 09:30)
Ary ilay français-nao aloha mba soigner-o kely fa pitoyable be e!N'essayez pas de devenir un homme qui a du succès. Essayez de devenir un homme qui a de la valeur.
On sit : Eh les mecs! Essayez sa femme, fa tsy hoe: Eh le smecs, essi sa femme..
Négro be lé français -ndry, mdr
59. Djhamhal
(
27/10/2009 09:35)
misy fanamarihana kely ity :aty amboalohany aloha dia lazaiko fa tsy manohana ny hevitr'iza n'iza ato aho fa fanamarihana ny @ fomba fanehoan-kevitra sy famaliana loha hevitra no ambarako : amiko matoa ny olona 1 mampiditra loha hevitra eto dia na ray izy te hampiresaka ny olona eto( tsy vitsy no manao an'zay eto ); na izy zavatra tena nisy taminy ka tiany ho zaraina ! fa ny fanoharana ny olona @ biby kosa manko ôtran'ny lasa lavitra lôtra !fa matoa mamaly an'ilay adihevitra isika; dia na hanitsy ilay olona ! na hanohana ilay foto-keviny ! ka raha hanitsy olona isika dia mba atao am-pahamendrehana sy ampisainana ihany ny zavatra lazaina ! eny fa na dia naha tafintohina sy naha sorena anao aza ny ady hevitra ; satria izay no maha olombelona samy hafa antsika ! miala tsiny raha nisy nahatohina an! mihomehy kely ary é! Djha! :lol:
60. xxx
(
27/10/2009 09:43)
misy fanamarihana kely ity :aty amboalohany aloha dia lazaiko fa tsy manohana ny hevitr'iza n'iza ato aho fa fanamarihana ny @ fomba fanehoan-kevitra sy famaliana loha hevitra no ambarako : amiko matoa ny olona 1 mampiditra loha hevitra eto dia na ray izy te hampiresaka ny olona eto( tsy vitsy no manao an'zay eto ); na izy zavatra tena nisy taminy ka tiany ho zaraina ! fa ny fanoharana ny olona @ biby kosa manko ôtran'ny lasa lavitra lôtra !fa matoa mamaly an'ilay adihevitra isika; dia na hanitsy ilay olona ! na hanohana ilay foto-keviny ! ka raha hanitsy olona isika dia mba atao am-pahamendrehana sy ampisainana ihany ny zavatra lazaina ! eny fa na dia naha tafintohina sy naha sorena anao aza ny ady hevitra ; satria izay no maha olombelona samy hafa antsika ! miala tsiny raha nisy nahatohina an! mihomehy kely ary é! Djha!tsy misy diso ny hevitrao: misy te hampiresaka, misy tena niainany, misy te hampiseho ny fanaony, maro dia maro e!
Fa koa ny fampiderana sy ny zavatra HIREHAREHANY teo dia tena hafa mihitsy koa.
Ny fanahy no maha-olona hoy ny fiteny, ka raha mifanahim-biby dia midika ho olona ihany va re ka disoanao ny olona milaza fa mitovy izy ireo e? :lol: :lol: