Ahoana marina ireto miaramila ireto?

1. mathla ( 22/10/2009 19:35)
Toa isaky ny misy hetsika ara-politika eto amin'ny tanàna dia misy fanambarana foana avy amin-dry zalahy reto ary ny zavatra hambarany dia hoe iray tsy mivaky ny tafika.
Ny tiako holazaina dia misy an'iny fitsarana naharesy an'ingahy Ron-defona iny zao dia io famisy fanambarana mandehandeha amin'ny gazety fa dia hoe ny CEMGAM no mbola mifehy ny zandary sy ny tafika hattramin'izao, sns....
Fa inona marina no zavatra manery sa tohanan'ny tafika ao ambadika ao?????
Milaza ho neutre sy tsy manao politika izy kanefa misy politika tsy hay na avo lenta na mirefarefa amin'ny tany ao amin-dry zalahy reto.
novalian'i milamm ny 23/10/2009 11:19
2. ifiona ( 22/10/2009 19:39)
ka alika romotra dia mila calména foana fa manjary mi-déborde.




8O
3. locl ( 22/10/2009 19:48)
Mikorapaka foana
4. zoam ( 22/10/2009 20:20)
misy ampahana tafika originaire avy any atsimo manohana an'i roindefo, miandry ny palais mahazoarivo
5. fijo ( 22/10/2009 20:23)
araka ny mah amiaramila azy,dia tsy ampy fisainana izany izy,fa herisetra no fomba firesany.
hadinony,fa matoa ny olona iray,mamerimberina foan azavatra iray,dia midika izany,fa tiany horesena lahatra ny rehetra fa io zavatra haverimberiny io dia marina ary matahotra izay izy.
milaza foan ahoe iray tsy mivaky ny tafika,io no averina lava,satria efa ts yazo hafenina fa vaky ny tafika,ary atahorana izya fahamarinana izay.
6. AndriambyII ( 23/10/2009 00:21)
Aza mirary loza ry reto a, raha ny miaramila izany no misy fizarazarana dia assurer tanteraka ny hanaovana sous tutelle ' ny firenena ,enga anie ka handray andraikitra ireo gradés malagasy na dia tsy manana logistiques tonga lafatra aza . :idea:
7. xxx ( 23/10/2009 10:17)
Fa iza moa no nanongampanjakana t@BASY fa tsy ny MIARAMILA ? IZA no mpitifitra olona tsy maninona tsy maninona fa tsy ireo miaramila mamo tampina sy voky rongony ,izany no firenena entin'ty MANOROHANTA lasa 1er ministre indray ,bordel!
TOA TSY arakin'ny teniny ta@izy tao @fitondran-DRA8 hoe:" NIALA hono IZY FA NY MIARAMILA NATAO HIARO VAHOAK MAMONO VAHOAKA tena MAHAY MITADY SEZA IO RTOA io an!mba olona niAnatra nefa LOMORINA ny fisainany
inona no mbola hijanonany eo @fitondrana jiolahy raha izay marina ny TARIGETRANY ???

TSY men-mivadika ny OLONA TSY INTELLIGENTE refa te HAHAZO SEZA an!!!quelle honte !!!
aLEO HIZARA NY MIARAMILA @IZAY DAI HO HITA EO IREO miaro ny ra-dalàna fa TSY IREO VOAKARAMA ireo sy RAGIDRO IREO no hita alva eo!
Ao @ny hat ao izao ny miaramila efa miady hoe iza no mahazo KARAMA BE ?
matahotra ny ho very fihinana ny sasany dia mody manao fanambarana !!!
8. milamm ( 23/10/2009 11:19)
vongany dolidoly voavidy ny mpanambola ireo rsaily ireo sarla sy lylison v d nampangina ny tafika sy foloalindahy hiaro ny fiandrianampireneny M.kara
aiza nefa izany Itpkl Rainandriamampandry manamboninahitra niady nanohitra ny tafika imperialista frantsay 1895 t@ lalany Toamasina,Itpkl Andriamaromanana manamboninahitry ny tafika izay nogadraina sy niady t@ reny tabataba 1947,tena tsy misy mendrika ny hisalotra ny anarana tafika sns...ny itovizan'izy reo sy lavanify de 1 " 1000 volts but no light"ozy ny vaza na ko from hero 2 zero,mila tapahina daholo ny karamany fa tsy alehany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.077