Olo-marina

21. rzakarivola ( 23/10/2009 07:28)
rakaroka:
Ary angamba tsy mitovy ny olona eo imason'i Jesoa raha toa marina ilay teny hoe "tsy ianareo no nifidy ahy fa izaho no nifidy anareo!"

==> Hotohizako ny fanazavan'i mia sy niryna, araka izay nomen' Andriamanitra ahy ao amin'i Kristy Jesoa.
- Mitovy tanteraka ny olon-drehetra (ankoatra an'i Jesoa mazava ho azy) amin'izao lafiny izao : "tous sont pécheurs et sont privés de la gloire de Dieu"
- Nifidy olona i Jesoa Kristy (dia Andriamanitra), nofidiaNy mba hodiovina ho afaka @ fahotana.
- Tsy niteny Izy hoe "ianareo ihany no nofidiako".
- Ireo olona nofidiana dia nanana ny safidiny na hanaiky ny fifidianana na tsia. Ny Soratra ihany no manambara fa tamin'ireo 12, nisy anakiray tsy nanaiky, ary dia tsy nahazo ny fanadiovana izy noho izay tsy fanekeny izay.
22. ikaretsaka ( 23/10/2009 12:26)
ka le "fahotana=" mihitsy eto no problematika ko....
inona le fahotana?
(araka ny dinika aryananona ary)
23. rakaroka ( 24/10/2009 03:34)
[quote=rzakarivola]

- Tsy niteny Izy hoe "ianareo ihany no nofidiako".

8O 8O 8O :-D :-D :-D Taratra ftsn fa misy izany ny tsy voafidy=> ratra "fanavahana"!


- Ireo olona nofidiana dia nanana ny safidiny na hanaiky ny fifidianana na tsia. Ny Soratra ihany no manambara fa tamin'ireo 12, nisy anakiray tsy nanaiky, ary dia tsy nahazo ny fanadiovana izy noho izay tsy fanekeny izay.



24. ikaretsaka ( 24/10/2009 11:12)
Loza zany coincidence.... vo manomana lamesa za rakaroka io de mitady cle an'ilay hira hoe "ry vahoaka voafidy" hahaha
Hs out
25. mmmhh ( 24/10/2009 11:34)
ika:
Loza zany coincidence.... vo manomana lamesa za rakaroka io de mitady cle an'ilay hira hoe "ry vahoaka voafidy" hahaha
Hs out

aza mampme eo ika a :-D :-D :-D
26. rakaroka ( 24/10/2009 15:51)
8O 8O 8O Soa ihany moa 'za fa isan'ilay voafidy :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.007