Manà na fahendrena hianareo fa olondehibe daholo ny eto
1. stalingrad
(
20/10/2009 10:33)
Andrywui dit terrywui , pikatti dit bekintana ,zoam dit batista ,feticon dit swnan ,pikatti dit terryiwiui ,Mirananirina dit papoose ,ifiona dit nancy, noue dit AnA ,pikatti dit patrick2000.....efa hita nareo reo !
--manàna amzay laisany fahendrena fa tsy manakorotana forum lava eto ! indrindra fa i Pikatti izay miaraka amin'ny fanopanopana olona sy fandefasana sary porno vetaveta mamoafady eto ,ka raha mbola be mokony laisany dia ho esorinay mpiandraikitra ny PS nlaisany ireo !
tsiky dia ampy !
:lol:
--manàna amzay laisany fahendrena fa tsy manakorotana forum lava eto ! indrindra fa i Pikatti izay miaraka amin'ny fanopanopana olona sy fandefasana sary porno vetaveta mamoafady eto ,ka raha mbola be mokony laisany dia ho esorinay mpiandraikitra ny PS nlaisany ireo !
tsiky dia ampy !
:lol:
novalian'i pikatti ny 20/10/2009 23:18
2. terrywui
(
20/10/2009 10:47)
aleo alou hazava sefo fa za efa 2jrs zay ts ni-fopla teto tsony a! fa raha mila news amzay resaka fopla zay nareo de apeleo ra-pikatti fa lery no efa pro aminio ! fa vitanlery manao ps fopla 5ao anatin'ny 1andro fotsiny ! :lol: :lol: :lol:
4. terrywui
(
20/10/2009 11:01)
fa maninona koa ifiona manao PS bobaka otrizany ?? hanaraka ny toetran'i Pikatti koa ? :evil:
5. ifiona
(
20/10/2009 11:08)
lety e terrywui kou :evil: aoka zay ty mananihany olon-dehibe ty, ity raiso ny bônbôn dia hendry tsara @ zay :miam:
7. terrywui
(
20/10/2009 12:43)
Tsisy fahendrena mihitsy na kely aza ry Pikatti sy ry batista fa manao lohamaina eto fotsiny ! ny politika amzany efa tsy voaresaka tsony amlaisany fa laozanlaisany manao zazakely eto fotsiny ! io ry ifiona a ! peho eo ra-batista sy zoam sy pikatti reo fa kofy tsy mahay miaina ! asio ifiona a! mitandrema ref mamely azy anefa fa fetsy lahy ireo sao enao ndray no lemany eo ! zay vo petsa arabakiteny eo marina ! :oops: :oops: :oops: :oops:
8. pikatti
(
20/10/2009 23:18)
1. Mpandefa : terrywui [ Valio ] 20-10-2009 12:47:58
Lohateny : Re : Manàna fahendrena hianareo fa olondehibe daholo ny eto
aleo alou hazava sefo fa za efa 2jrs zay ts ni-fopla teto tsony a
mazava anie zany é, elah no tena fopla ato rawiwi :-D :-D :-D
