ECOUTER Flash infos Roindefo refuse de quitter Mahazoarivo

1. vatofototra ( 10/10/2009 17:21)
ECOUTER Flash infos Roindefo refuse de quitter Mahazoarivo

Monja Roindefo refuse de quitter la primature.
Déclaration de la gendarmerie.

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i pikatti ny 12/10/2009 22:28
2. ifiona ( 10/10/2009 17:34)
^:^
3. zoam ( 10/10/2009 17:38)
aleo izy tsy hiala kosa e ,niara nangalatra teo ve dia avy ahilika ohatran'izay fotsiny izy ,na izaho tsy eo @ toerany kosa aza ve ,sur aho fa hanaiky lery ataon'i ra8 president ny transition
4. xxx ( 10/10/2009 17:44)
bravo roindefo bravo roindefo d'accord izay le hoe raha miala aho dia miala koa roindefo
:* :* :* :* :* :* :* :*
tsy misy afatsy president neutre ihany dia milamina si non atao hatsapaka ny president @ izy 4mianaka mirahalahy dia izay mivoaka eo ekeny daholo be
5. xxx ( 10/10/2009 17:49)
Fony dimbadimbaka niaraka ihany ka alika ve vao hifanary ? wou ah aha !!! :idea:
6. ndotofetsy ( 11/10/2009 19:46)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. pikatti ( 12/10/2009 22:28)
bravo roindefo bravo roindefo d'accord izay le hoe raha miala aho dia miala koa roindefo

Tsy mitombina ntsony io é, efa rôk'alika be ,poabasy velona ndray ny putch PM?de puch ministra de puch lehiben'ny tanàna, tsy lasa ntsony ty ry zalahy ,lasa kilalao bandy sy rôly sisa la Madagasikara :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8948