azo atao ny manao coup d'etat fa miandry kely aloha
1. zoam
(
10/10/2009 10:26)
:evil: :evil: :evil:
ho avy f'aza taitra e ,ary dia ho tonga masiaka tokoa ,efa niteny akolaka i ra8 omaly tao @ radio fahazavana
ho avy f'aza taitra e ,ary dia ho tonga masiaka tokoa ,efa niteny akolaka i ra8 omaly tao @ radio fahazavana
novalian'i pikatti ny 12/10/2009 01:49
2. zoam
(
10/10/2009 10:30)
sur aho fa ravalo tsy hanaiky an'io ary izany tsy maintsy averina ny toerany ra8 dia izay ihany
3. xxx
(
10/10/2009 11:38)
Sure miintsy Deloger-na ny putch fa LANY ANDRO @CONSENSUS TSISY FARNY EO fa izafy sy deba ary radomelina ,mouvances IRAY IHANY REO!!!!beurk ,be cinema sady ry AREMA NO HIVERINA EO dia hivarina ankady indray MADAGASCAR nefa efa ba niakatra kely.
Tsy maty voalavo akibo miitsy le RATSY IRAKA 25ans teo @pouvoir nampandohalika An'i MCAR dia zao ,miray tsikombakomba @tsotsoka dia iTGVENDRANA NO HATAOA FITAOVANA ,dia mody miady ,mody miaraka kely @mouvances RA8 DIA AVY eo miaraka izy sy tgvendrana MPANAO CINEMA nef efa JAMBA .
Tsy maty voalavo akibo miitsy le RATSY IRAKA 25ans teo @pouvoir nampandohalika An'i MCAR dia zao ,miray tsikombakomba @tsotsoka dia iTGVENDRANA NO HATAOA FITAOVANA ,dia mody miady ,mody miaraka kely @mouvances RA8 DIA AVY eo miaraka izy sy tgvendrana MPANAO CINEMA nef efa JAMBA .
4. ntss
(
10/10/2009 11:44)
HIHIHIHI HAHAHAHA :-D :-D :-D :-D
Hihomehezako fotsiny i ra8 hoy i Président Andry omaly tam TVM.
Toa mampalahelo ity nareo, ento irery raha mahavita e!
Ay moa ra8 efa nametra-pialana ko!! looooooooooool
Hihomehezako fotsiny i ra8 hoy i Président Andry omaly tam TVM.
LANY ANDRO @CONSENSUS TSISY FARNY EO
Toa mampalahelo ity nareo, ento irery raha mahavita e!
Ay moa ra8 efa nametra-pialana ko!! looooooooooool
5. terrywui
(
10/10/2009 11:53)
Ho bebe ndray zany ny TIM sy ny GTT ho goagoaka fahatany aminty tany efa mafanafana ity klé !! iza tsony no hitsitsy eo fa ref ady de tsisy mifampitsisty bala !! zay no baiko any amin miaramila !! de midira ary Ravalo hanao coup d'etat ho jerena ee!! TGV boay kely ary ve nahavita de enao ef lehilehy lehibe io ts ahavita !! mandrosoa ee! alefaso fa sasamiandry ny varahina tsaramaso dada aa !!!!!!
6. xxx
(
10/10/2009 11:54)
manomana coup d etat vaovao fa be loatra ny mpimenomenona. Mihomana ry malagasy kely fa apoaka ndray izy ty amizay mahazo vola ny olona manana site
8) 8) 8) 8) 8) 8)
8) 8) 8) 8) 8) 8)
7. terrywui
(
10/10/2009 11:58)
ny tena loza lets ra-ntsss de lery tsy mipoitra miditra eto M/car fa ry pikatti sy ry andryambyll sy ry hery sy ry mirana sy locl ,zoam ,fijo nancy .... no amporisihin'i ravalo hivarotra ny ainy mba hiadanan'i sarah !! fa izy mitsilailay mandrisika tsisy vola any fotsn ,,,, de ry dondrona isany kou amzay de miseho entimpo be sy vonombonina hivarotra aina hifanehitra amn kalack eo
8. zoam
(
10/10/2009 12:16)
aza mikorapaka eo ialahy fa ny tantara anie ry le tia mbola tsy tapitra fa mbola hitohy io e
9. ntss
(
10/10/2009 12:24)
nga mo ry pikatti sy ry hery ho any "RAINIKETAKA" fa mampirisika fotsiny izy de manao taimbava am zay refaveo
10. ndotofetsy
(
10/10/2009 12:41)
inona daholo aza zany kozy vinany be ato zany efahoe raha miala preministra za de filoha
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
11. xxx
(
10/10/2009 14:03)
I ntssssssy sy mitapy wui le MIPETRAKA ENY @BAS QUARTIER NO ASAINA miwawawawa ato @SERA?LE VOAKARAMA BOnBON ANGLAIS FA mafy ady dia tsy tonga saina hatao tohatra fiakarana!!!!!!!!!!!!!!!
12. pikatti
(
12/10/2009 01:49)
ga mo ry pikatti sy ry hery ho any "RAINIKETAKA" fa mampirisika fotsiny izy de manao taimbava am zay refaveo
Voa avy any Gevene letsy zah a, efa vita daholo ny pancartes avy @ tenagasy handraisana an'i bitrovoalavo,aza asaina mitondra kaly ntsony lery :-D :-D
Ary aza mimenomenona elah fa mbola manao test serasera aloha zao,
mitohy hatrany ny fanamboarana ,aza misalasala manome soso-kevitra :lol:
