ECOUTER Fil infos à 22h Réunion 4 mouvances - GIC au Carlto

1. vatofototra ( 06/10/2009 19:38)
ECOUTER Fil infos à 22h Réunion 4 mouvances - GIC au Carlton Madagascar 06 octobre 2009.

Réunion pour sortir Madagascar de la crise actuelle
Officieusement
M.Andry RAJOELINA est maintenu à la Présidence de la Transition
M. RAMANGALAZA Eugène au poste du Premier Ministre
M. Emmanuel RAKOTOVAHINY Vice Président de la Transition

La déclaration du GIC seule officielle est attendu au Carlton Madagascar

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i pikatti ny 06/10/2009 23:47
2. Noue ( 06/10/2009 19:44)
dia ahoana ozy rondefo @ zao ee ?? dia hahongany zany radomelina sa ahoana ?? satria izy nilaza fa raha miongany izy dia miara miongana aminy koa radomelina??? :-D :-D :-D :-D :-D :-D vita hatreo zany ny dona kely eee :-D :-D :-D :-D :-D
3. xxx ( 06/10/2009 19:52)
ity no niafaran'i roindefo sy tgv fa jereo tsara ny sary ho fanantrao fa vita roindefo @ farany :evil: :evil: :evil:
http://www.koreus.com/video/freres-siamois.html
tsy vitany le vageance
4. locl ( 06/10/2009 20:15)
tena bravo xxx a
5. xxx ( 06/10/2009 20:30)
dia ahoana ozin'ny TIM @ zao ee ?? fa angaha tsy hoe ravalomanana ihany no prezida?? satria ry zareo nilaza fa tsy hanaiky na hovina na hoviana ny fanjakan'ny jiolahy??? :-D :-D :-D :-D :-D vita hatreo zany i mpivarotra ronono eee :-D :-D :-D :-D :-D
6. xxx ( 06/10/2009 20:35)
http://www.koreus.com/video/freres-siamois.html
vita denfo kely e ,
7. xxx ( 06/10/2009 20:43)
vita koa i dada kely!! =)) =))
8. fijo ( 06/10/2009 21:47)
ny TIM no mahazo vahana amin'izao rah amahay miady.
-manana anjara minisitra 7 ry zareo.
-atao izay tsy hampandeha tsara ny tetezamita,mamndrapahatongan'ny fifidianana
-tonga ny fifidianana,dia lazaina amin'izay,fa tsy nisy tim ny mpitarika teo,ary ataovy ny fampitahana ny vita teo tamin'ny andron'i ravalo sy izao,fa avy dia azo daholo ny70% ny malagasy
9. AndriambyII ( 06/10/2009 22:46)
Ce sont les cabots qui ravalent leurs faiences .
10. dadabe ( 06/10/2009 23:02)
kuuu d malagasy aty dago ihany ry fijo no mitondra ny mangidy a, isika aty frantsa tsy mitsako le ngidiny anie e :(
11. AndriambyII ( 06/10/2009 23:07)
F'angaha tsy fantatrareo fa LAM anie io fika iray io é !!Mijinja izay nafafiny , fa tsisy resaka akamakama izany tsony . Tant pis pour les débiles , Y a les hospices pour eux .
12. tenagasy ( 06/10/2009 23:16)
13. AndriambyII ( 06/10/2009 23:27)
lol!!!
14. pikatti ( 06/10/2009 23:47)
feno hatezerana be anie nareo zany ry tenagasy e, aza kivy e, deba ndray no nasesikin'ny tandrefana hanendy an'i kelifingotra,R8,maka tslem :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0536