Fa iza no mataoatr GIC e? iza no mi-panique? Midira ary O!
1. terrywui
(
03/10/2009 15:11)
Fa iza hono no matahotra GIC io iza ?? mba valio kely hoe !!!!!.... ha ha hon hon hon !! midira e midira ra-GIC fa masaka ny loh'omby a!! mihinana fotsiny ny TIM ,atambatra ato nareo!!! tssss mamo miantso polisy ve sa voalavo sasatry ny miaina ee!! midira O !midira ry panarato a! mandrosoa Gic a! mandrosoa ry mpanarato ooo !!! ha ha ha !! angah kou mo miaramila no ho avy fa ireto solontena be karavato hanao be safary eto reto no hampiresaka eto ! fa afaka miditra kou ny miaramilan'ny GIC kah !! mandrosoa O! masaka ny Look's ,,,,
masaka ny look's GIC fa mandrosoa ry mpanarato aaa !!!
masaka ny look's GIC fa mandrosoa ry mpanarato aaa !!!
novalian'i mitapiwui ny 06/10/2009 07:11
2. swann
(
03/10/2009 15:31)
Ka ny hidiran'ireo GIC eto anie hono lety ra- fianakam's tsy hiady fa hanambitamby sy hamitrampihavanana amin'ny fanjakana de hanao arrangement ze azo hifanarahana sy atao amin'ny Fanjakana vaovao fa tsy hanala na hanome hevitra negatif e!! de rah manaiky ny Fanjakana de dakana any tsy mahazo miditra eto tsony ny dadan'ny sasany !!
6. terrywui
(
05/10/2009 15:03)
Ary ahoana ilay manakarama bokon'hozatra ? 20.000Ar par bokony ?iééé reko kou letsy io mba fikan'ny TIM hanakarama bokony io a!! asaina mitondra vatakazo hono ry zalahy de hiambina ny GIC eran'ny lalana sy ny tanana sao misy migafy hon hon hon !!!
