Mifampitantana ...
1. tsiafoi1
(
01/10/2009 16:41)
Soso-kevitra ho fitsenana ny GIC dia tokony hifampitantana manemitra ny sisin'arabe rehetra ny légalistes, samy milanja pancarte tss11 avy sur papier A4 ou A3, manao lahara-tokana fa tsy mitangorongorona ka ahafahan'ny Foza mahita irika hanakorontanana, na hitifirana, asiana soratra ny taratasy hiambozonana na lanjaina manakona ny maso hoe :
"NON à LA HAT"
"NON AU PUTSCHISTE RAJOELINA"
"NON AU GOUVERNEMENT HAT"
"TRANSITION NEUTRE OUI"
"MADAGASCAR APPARTIENT AU PEUPLE MALGACHE"
"MADAGASCAR N'APPARTIENT PAS AUX FRANÇAIS"
"NON à L'HYPOCRISIE DE LA FRANCE"
"NOUS EXIGEONS AU RETOUR DE NOTRE PRÉSIDENT ELU"
"NON AUX FORCES DE REPRÉSAILLES FIS"
"LIBÉREZ LE PEUPLE MALGACHE"
"19MILLIONS DE POPULATION OTAGE PAR TGV"
etc...
Raha misy afaka mifanome tanana dia mila any @'ny 20000 imprimés, na samy manoratra ny azy @'ny marqueur isam-batan'olona, manomana imprimés 2 na 3 isan'olona dia samy mivatsy mba omena ny tsy manana. Tsy misy mitabataba fa en silence eny @'ny sisin-dalana rehetra.
Ireto avy ny sisin-dalana tokony hijoroana @'ny andanininy sy ankilany avy : Ivato - Digue - Ambodimita - Ambohimanarina - Ampefiloha - 67HA - Andohatapenaka - Analakely - Antaninarenina. Na mandalo @'ireo ny GIC na tsy mandalo dia tomerina ny sisin-dalana, fa sady communication ho an'ny hafa io no fisarihana namana ary koa fampitana hevitra.

novalian'i pikatti ny 02/10/2009 00:33
3. tsiafoi1
(
01/10/2009 17:16)
Ahan zany moa izzy io a !!!!
Train dérapé, la fin est proche ...
Ahoana no tsy mody atoandro fa misasak'alina otran'ny mpams !!! oaya o msé le prezeda fopla, da menatsa ny tena rehefa tsary menats'olona!
Train dérapé, la fin est proche ...
Ahoana no tsy mody atoandro fa misasak'alina otran'ny mpams !!! oaya o msé le prezeda fopla, da menatsa ny tena rehefa tsary menats'olona!
5. patrick2002
(
01/10/2009 21:17)
zah mahita hevitra
Non a la TIKO LAND
madagascar n`apparient pas au sud africain
Non a la dictature de Ravalo .
Non a l`hypocrisie de l`imperialisme blanc sud africain
Joachim chissano marionette des imperialismes Blancs sud africain .
Non aux mercennaires sud africain
Madagascar n`est pas TIKO LAND .
Madagascar n`est pas une entreprise ,
19 millions des malgaches ne sont pas esclaves de Ravalomanana .
RESPECTER la decision de la Haute Cour Constitutionel Malagtasy

6. zoam
(
01/10/2009 21:45)
vao nisintona kely indray angamba ry rapa vao manoratra eto le ,tohizo fa milay e =)) =))
8. pikatti
(
01/10/2009 22:31)
RESPECTER la decision de la Haute Cour Constitutionel Malagtasy
ory l'ty rapaty elah ve mbola tsy tonga saina foana klé,efa ela zany no nialan-dry tgv aza fa nila hevitra ry zalahy fa saingy diso seza loatra,ho entiny milevina mantsy io sezany io :-D
9. patrick2002
(
02/10/2009 00:22)
oh lety ry pokatty ah ! efa niala tao anaty lohan`ialahy sahady ve hoe nekeny HCC anie Andry Rajoelina ,fa tsy ekeny CI eh!
http://www.france24.com/fr/20090321-investiture-andry-tgv-rajoelina-ambassadeur-occidentaux-madagascar-president
sokafy tsara ny ati doha aza.
http://www.france24.com/fr/20090321-investiture-andry-tgv-rajoelina-ambassadeur-occidentaux-madagascar-president
sokafy tsara ny ati doha aza.
10. pikatti
(
02/10/2009 00:33)
tsy milaza inona leity io a,ary lazaiko elah fa raha voahambana basy sy adina rahahara matahora fotsiny de nekeny mba tsy hifamona , ry zalahy ny azy refa tsy manaiky ny didi-jadony de tifirina zay ny famindran'ireto tgvendrana reto , tsisy valera ,mitovy à lah ihany ry rapaty a :-D :-D :-D
de matoria tsara elah elah fa mamoha an'i zazakely Andry Nirina mi dôdô,efa telo andro nedala zay tsy nahita tory mantsy
de matoria tsara elah elah fa mamoha an'i zazakely Andry Nirina mi dôdô,efa telo andro nedala zay tsy nahita tory mantsy